lalàna Sarkozy

1. sera2 ( 14/06/2006 14:20)
Mba jereo anie ny Midi madagascar androany e!Malagasy voaroaka niala an'i Frantsa reny Malala.Ilay "compatriote" nitoroka tan am fanjakana frantsay koa no tena.... Rah nanao ny tsy rariny moa ze notorianao maninona fa rah enao mitoroka io no tena manao ratsy eto am ty La Frantsa ity...
Rah tsy nisy ratsy nataon'ireo zay voaraoka D mirary soa mandrakariva ho azy ireo ,courage fa samy manana ny problème-ny daholo ny ol eto antany e! Ho anareo izay mbola eo an-dalam-panamboarana ny ttasinareo koa D mahavità soa e! Aoka rireto ze ara-dalana am ttasy mba tsy analabaraka ny firenentsika a!mba ho modely eo am fiainana zan e!Teny atsipy io fa samy manana ny heviny e!
novalian'i vale ny 26/06/2006 19:59
2. Fiffi ( 14/06/2006 14:30)
heu....nivoaka androany ve io ? nefa toa tsy hitako ao ? grave zany an!
3. Fanja1 ( 14/06/2006 14:32)
za kou nijery fa aiza no misy zany fa tsy hitako
4. Fiffi ( 14/06/2006 14:34)
sera2: mba azonao hatao eto ve io ? na hataovy "jereo eto" fa tena mijery ny gazety rehetra aho ato fa tsy mahita an'io an!
5. Fiffi ( 14/06/2006 14:39)
sera2: heu....tsy misy an'io ao an! tena mbola eto am-pijerena ny Midi madagascar zah zao fa tsy misy an'io ato an! na ny archive aza tsy mahita aho fa de mba alefaso eto zay voalaza hitanao ao eh!
6. Bariry ( 14/06/2006 14:41)
Zah kouh tsy mahita êh! Aiza ary izy zany?
7. Fanja1 ( 14/06/2006 14:48)
sao mba mamorana aza ... grave fa tandremo an.. indrindra manendrinkendrika
8. Fiffi ( 14/06/2006 14:53)
tena grave mihintsy raha mamorona an! satria tena tsy misy an'io anaty gazety an! na ny archive aza aloha tsy nahita zah an! :roll:
9. Fiffi ( 14/06/2006 14:55)
sera2: mba havoay eto le izy mba ho hita fa mampitebiteby eh!!!
10. Fanja1 ( 14/06/2006 14:57)
Fiffi canular io ngamba ka... na izy nanoratra aza nanjavona
11. vale ( 14/06/2006 15:00)
sera2:

Mba jereo anie ny Midi madagascar androany e!Malagasy voaroaka niala an'i Frantsa reny Malala.Ilay "compatriote" nitoroka tan am fanjakana frantsay koa no tena.... Rah nanao ny tsy rariny moa ze notorianao maninona fa rah enao mitoroka io no tena manao ratsy eto am ty La Frantsa ity...
Rah tsy nisy ratsy nataon'ireo zay voaraoka D mirary soa mandrakariva ho azy ireo ,courage fa samy manana ny problème-ny daholo ny ol eto antany e! Ho anareo izay mbola eo an-dalam-panamboarana ny ttasinareo koa D mahavità soa e! Aoka rireto ze ara-dalana am ttasy mba tsy analabaraka ny firenentsika a!mba ho modely eo am fiainana zan e!Teny atsipy io fa samy manana ny heviny e!
sera2: eeeee, izany kosa ary ve koa aiza ry zareo ao @ govy no tsy hahazo vahana, au lieu dia hiray hina hoatry ny vahiny sasany, mitoroka ny namana indray, sady marina ny teninao hoe raha olon-dratsy "terorista" na ohatr'izany moa ka haninona! hummmmmm!! Mba maheo ihany aho manko olona voa -expulser fa kosa ny malagasy tena betsaka noho ny vahiny sasany, eeee, tsy mahagaga kay!! mampalahelo an!!!!


12. Fanja1 ( 14/06/2006 15:01)
vale tsy hay io na marina na tsia !
13. Fiffi ( 14/06/2006 15:15)
aleo aloha avokan'i sera2 eto io satria tsy misy an'io anaty gazety an! canular marina ve ? raha izany de tsy mety io an! fa mampitebiteby ny namana an! ka de miandry anao ny namana ry sera2 ô !
14. booboo ( 14/06/2006 15:16)
Ny an'i Midi tôko tsy ny articles-ndreo aby aby no avoakany @ internet !

Mety nahazo tambiny kosa lé raika nanao tati-bolana :roll:. Bon courage aby ho an'ireo mbola nomena fotoana kely @ fikarakarana ttsy
15. Fiffi ( 14/06/2006 15:19)
booboo: ka misy manana ny gazety kah! fa tsy ny net fotsiny.
16. Fanja1 ( 14/06/2006 15:21)
booboo mais tokony alefany eto zay hitany tany satria zahay tsy mahita.
17. sera2 ( 14/06/2006 15:23)
Iza ndray ary no miteny anay eo oe mamorna e!Za tsy mba mahay otranareo miteniteny foana eto an!Fa io ary le izy D lazao oe mamorna ihany za .Za tsy nanjavona akory fa bdb ny zavtr ataoko e! Za ary v mba niditra kely teto milaza vaovao tselatra amnareo,D ny tenanay ndray no mahazo tsikera kle.


--------------------------------------------------------------------------------



Sommaire Mardi 13 juin 2006


--------------------------------------------------------------------------------


EXPULSION. Et la loi Sarkozy sur l’immigration vient d’entrer en application. Ainsi, des ressortissants de la Grande Ile viennent-ils d’en subir les retombées.
France sans-papiers, 27 malgaches arrêtés




--------------------------------------------------------------------------------

27 ressortissants de la Grande Ile viennent d’être arrêtés par la police à Paris dans la capitale française et ses environs immédiats. Une application stricte de la loi Sarkozy. Selon une correspondance, 12 d’entre eux ont toutefois bénéficié d’un délai provisoire pour régulariser leur situation. Six autres, par contre ont été expulsés. Un patron d’origine malgache a été mis en détention pour avoir employé des sans papiers.

R.S.

Dans les provinces, selon toujours cette correspondance, le nombre de sans papiers contrôlés et arrêtés dépasse les 27. Ils sont frappés d’une interdiction de séjour et sont sommés de rejoindre dans l’immédiat Madagascar. Délation ou par souci de bien faire, c’est un autre Malgache qui a vendu la mèche. Ce dernier a, en effet, approché les autorités françaises pour dénoncer ses compatriotes en situation irrégulière. Soit dit en passant, un « français » modèle qui paie ses impôts régulièrement. Dans son collimateur, un Vazaha qui employait ces sans papiers.

Six expulsés, les neufs restants attendent leur rapatriement, un originaire d’Antsiranana, un de Fianarantsoa, un autre du Vakinankaratra et le reste de la capitale.



Loi Sarkozy



« La maîtrise de l’immigration et le séjour des étrangers en France », la loi Sarkozy a été adoptée à une très large majorité par les députés, il y a trois ans. Et elle vient d’être appliquée. Pour ne citer que le regroupement familial, elle engendre des difficultés pour bien des ressortissants africains et malgaches.

« La délivrance automatique d’une carte de résident de plein droit pour les étrangers entrés au titre du regroupement familial disparaît. Désormais, c’est au bout de cinq ans qu’ils pourront y prétendre, à condition de présenter une intégration « suffisante ».

Une mesure stricte, entres autres, qui n’avantagera en aucun cas les prétendants à une citoyenneté française.


--------------------------------------------------------------------------------


--------------------------------------------------------------------------------


Sommaire (c) Midi Madagasikara 1998, toute reproduction interdite.

18. Zina ( 14/06/2006 15:28)
dia mba loza zany ka.. aiza ko samy gasy no mifanotsika tsy mba mifanampy akory...
19. Fanja1 ( 14/06/2006 15:29)
sera² merci.. tena mampalahelo.. gasy ihany ve no mandetika namana gasy tena tssssssssssssssssss... misy ratsy loha ihany ny gasy raha zany sa we tafita de?????
20. caloh ( 14/06/2006 15:49)
Tena mampalahelo tokoa raha ny foto-pisainantsika gasy aty an-dafy aty , tsy mba mahay mifanampy mba ahatsara laza ny fireneny fa vao maika mifandetika sy mifanala-baraka . Na mifankahita eny an-dàlana aza toy ireny tsy iray tanindrazana ireny , surtout izay vao tonga taty aoriana, asa angamba izany no atao hoe aty @ tany mandroso ; ny tanin'olona no mandroso fa ny fisainana no tsy any mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2394