lalàna Sarkozy

21. Fiffi ( 14/06/2006 15:50)
sera2: misaotra akia an ! fa le izy nivoaka omaly fa tsy androany kay.
Na izany aza aloha heu...mila tandremana hiany izay lazain'ny gazety satria fanakotabaina ny olona sy mampatahotra ny olona ny tanjony , indrindra fa ny mampisaraka ny samy Malagasy de hoe gasy ny nitantara fa ra-anona tsy manana paps sns...
Na izany aza aloha de tena mampalahelo ny zavatra tahak'izao an!
22. Fiffi ( 14/06/2006 15:52)
caloh:

Tena mampalahelo tokoa raha ny foto-pisainantsika gasy aty an-dafy aty , tsy mba mahay mifanampy mba ahatsara laza ny fireneny fa vao maika mifandetika sy mifanala-baraka . Na mifankahita eny an-dàlana aza toy ireny tsy iray tanindrazana ireny , surtout izay vao tonga taty aoriana, asa angamba izany no atao hoe aty @ tany mandroso ; ny tanin'olona no mandroso fa ny fisainana no tsy any mihintsy.
caloh: heu....possible fa mety tsyho marina ny voalazan'ny gazety an! aleo mitandrina hiany . Na izany aza aloha raha sanatria ka misy gasymahavita an'izany de heu...tena mampalahelo an! grave zany an!


23. fasaly ( 14/06/2006 18:46)
Fanja1:

sera² merci.. tena mampalahelo.. gasy ihany ve no mandetika namana gasy tena tssssssssssssssssss... misy ratsy loha ihany ny gasy raha zany sa we tafita de?????


hummmmmm! fangah rehefa gasy de ho loha dooly! misy ny ratsy misy ny tsara ka mitandrema foana:wink:
24. fasaly ( 14/06/2006 18:47)
hummm! fangah rehefa gasy de ho tsara loha dool hihhi! io no tiko lazaina an! misy ny ratsy loha misy ny tsra loha ka mitandrema foana e!:wink:
25. fasaly ( 14/06/2006 18:51)
koayyyyy! misy vakinà tratra ao zany8O iza ary io sao mba fatako.....:?:
26. vale ( 14/06/2006 19:19)
Fanja1:

vale tsy hay io na marina na tsia !
fa ahoana?!


27. vale ( 14/06/2006 19:23)
Fanja1:

sera² merci.. tena mampalahelo.. gasy ihany ve no mandetika namana gasy tena tssssssssssssssssss... misy ratsy loha ihany ny gasy raha zany sa we tafita de?????
tsss tena "bête" zany:!: zarandry zareo aza misy mitonon-tena,hihi!! ary efa hatrizay no nisy akia ny mpisoleleka fa try vo zao io à!tsss!!:°)


28. vale ( 14/06/2006 19:28)
fasaly:

koayyyyy! misy vakinà tratra ao zany8O iza ary io sao mba fatako.....:?:
fasaly::?:?:?

29. vale ( 14/06/2006 19:29)
fasaly: tsy mande tsara ko le kisarisary,hihi! hita oà8O :(:(
30. vale ( 14/06/2006 19:33)
caloh:

Tena mampalahelo tokoa raha ny foto-pisainantsika gasy aty an-dafy aty , tsy mba mahay mifanampy mba ahatsara laza ny fireneny fa vao maika mifandetika sy mifanala-baraka . Na mifankahita eny an-dàlana aza toy ireny tsy iray tanindrazana ireny , surtout izay vao tonga taty aoriana, asa angamba izany no atao hoe aty @ tany mandroso ; ny tanin'olona no mandroso fa ny fisainana no tsy any mihintsy.
caloh: ary ny tena loza dia ny ol mandroso, mandroso foana, tsika nefa toa lany mif,,,,, tsssss;-);-)


31. fijo ( 15/06/2006 03:26)
ô ry namana an,ny gazety itantsika aty anie ka tsy izy iray manontolo e.koa aza anaovana teny hendrikendrika ny namana izay manome vaovao eto,satria misy tsy hitantsika ao.
henoko avy any mada koa io vaovao io,ary tena nampalahelo tokoa,fa tsy iray ny gasy no mitoroka ny gasy toa azy aty izao.koa mitandrema izay namana tsy manana taratasy,fa betsaka izao no manao io fomba mamoehitra io.
32. Fanja1 ( 15/06/2006 04:04)
Fijo diso zahay fa mialatsiny nefa refa mamoka vao² otran'io , indrindra resaka politika tokony hisy porofo ny gazety nahitany azy kousa , sa mbola diso ihany kou zany?:)
33. Fiffi ( 15/06/2006 06:05)
tsy hoe manenjikendrika akory ry fijo an! fa tsy normal ve raha misy olona mamoaka zavatra grave ka mba hangatahana fahamarinana ?

Satria manko ilay lahan-tsoratra nivoaka ny 13 fa tsy ny 14. Normal zany raha mba mangataka porofo satria tsy nisy an'io lahatsoratra io tao anaty gazety omaly . Efa niala-tsiny koh aho an!
34. Angie ( 15/06/2006 06:28)

Za aloha dia nahazo GVT foana tany la frantsa reny malala dia naleoko niala tany e, na ny havana aza misy manondrana maika fa ny hafa, sady ao koa ny fialonana fahantrana koa angamba dia manjary miteraka ilay toetra ratsy toy izao.




35. Angie ( 15/06/2006 06:29)

Aza mba mahatoky olona zany mihintsy nareo any fa aleo ny fiainanao manokana ho anao zany akory tsy midika hoe tsy afaka miarahaba olona, misy mantsy ny an'ny sasany na izany aza tsy ataony, efa tena trop njay.
36. Angie ( 15/06/2006 06:33)

Sosokevitra azo atao ho an'ireo zay tsy manana taratasy nefa mba efa manana sosy kely dia miala any dieny zao sao vizana any, aleo mody any Dago tsy misy rohirohy. Na koa mifindra @ pays europena hafa mba mora2 ny resaka immigration ohatra Italie.

37. Fanja1 ( 15/06/2006 07:22)
za manamafy io tenin'i Angie io mihintsy.
38. Fiffi ( 15/06/2006 08:35)
zah koh
39. colar ( 15/06/2006 09:10)
tongava aty daholo zay tsisy taratasy ra ol a, i dadabe BENOIT 16 tsara fanahy be tsy mba mandroka zany mintsy,sady mizara kaly gratuit fona,hihihihih,
40. sera2 ( 15/06/2006 10:32)
fijo:

ô ry namana an,ny gazety itantsika aty anie ka tsy izy iray manontolo e.koa aza anaovana teny hendrikendrika ny namana izay manome vaovao eto,satria misy tsy hitantsika ao.
henoko avy any mada koa io vaovao io,ary tena nampalahelo tokoa,fa tsy iray ny gasy no mitoroka ny gasy toa azy aty izao.koa mitandrema izay namana tsy manana taratasy,fa betsaka izao no manao io fomba mamoehitra io.



Sali daol ô! misaotra an'i Fijo . Miala tsiny amnareo retra namana fa za 14 jona no nahita le lahatsoratra nivoaka tam 13 jona fa tsy voateniko teto le izy ,i Fiffi no nilazako oe 13 jona ary efa niala tsiny tamny za .
Nilaza nijery archive koa nge ry zareo retra fa nahoana no za irery no nahita an'io e! Tsy mba mpamorona sy mpandaiga za rireto a! fa mba Te ampafantatra ny zava-misy ho an'ireo Malagasy mitovy amko e!
Fa tsy asiantsika olana zan e! Ny firaisankina no tokon atao ,mifanoro hevitra sy mitazona ny maha Malagasy .
Misaotra anareo retra nilaza ny hevitrareo momba le vaovao tselatra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.61