lalàna Sarkozy
41. fijo
(
15/06/2006 18:31)
fanja sy fiffi."kapoka be mihintsy"hoanareo roa vavy.marina fa izay manome vaovao dia tokonyhanome porofo.fa eo anatrehan'ny fisalasalana koa,dia tsy fanao ny manadiso izay nanome azy.hafaka mangataka porofo tokoa,fa tsy milaza hoe "sao dia mamorona..."tandremo an,masika be fijo eto.
angie an,ao ary fa hoany amindry aho e.tsy manana taratasy mantsy le virja.
angie an,ao ary fa hoany amindry aho e.tsy manana taratasy mantsy le virja.
42. sera2
(
16/06/2006 14:12)
Manaôna nareo ! misaotra Fijo a! mandinika lalina mintsy enao vao milaza ny hevitrao an! marina mintsy ireo teninao ireo . Rah mba toa anao daholo ny foto-pisainantsika malagasy mety mba hifanoro hevitra am tsara daholo ô!
45. vale
(
25/06/2006 13:13)
colar:din manararaotra be ery colari,hihihhhhh;-)
tongava aty daholo zay tsisy taratasy ra ol a, i dadabe BENOIT 16 tsara fanahy be tsy mba mandroka zany mintsy,sady mizara kaly gratuit fona,hihihihih,
