Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo
(
07/06/2006 18:42)
mitady namana mipetraka any alemana
sali daho,
mba manorata hoe amiko azafady izay namana mipetraka ao alemana.
misaotra...
tohiny
novalian'i bao22 ny 04/09/2006 08:18
mivetso
(
07/06/2006 12:18)
jaloky
bonjour
mba ahoan ry reto ny fiheveranareo ny lehilahy mangata-javatra @ vehivavy nefa de miasa zao izy (tsy vadinao a ,fa sipa ohatra???)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 08:20
amleoui
(
07/06/2006 11:43)
Mitady hampiakatra FRAIS-BUS hoe n BPTU/BPTR.....!!!!
D ho rariny v? Mbola milaza matiantoka iany n transporteur fa tsy mahaonitra n vidin reparation s entretien hono n vola miditra aminy nefa r zareo mahita recette 200000fmg....300000fmg eo ho eo isanan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:13
hery
(
07/06/2006 10:52)
Aministie Raharaha 2002?
Manomboka mampiaka-peo mafy mihitsy ireo mpanohitra amin'ny tokony hisian'ny amnistie faobe tamin'ny raharaha 2002. Toa manangantsonia mihitsy aza hono ny senatera AREMA hanongana ny filohan'ny Senat ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 13/06/2006 21:40
lahiniriko
(
07/06/2006 10:17)
Te ho prezidà daholo i tananarivo mianakavy!!!
Hono ho aho ry zareo ampovoantany !! marina ny anareo aleo mba prezidà 4mi toy izay mpihady fako fotsiny tsy misy omby be ronono toy an-DRa8 !!!
ireo angaha le tonga amin'ny fitenenana hoy maty daho...
tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2006 14:03
FONISAHI
(
07/06/2006 09:33)
FIRARIANTSOA
Faly miarahaba antsika namana rehetra eto amin'ny serasera.ny tenako manantena aho fa ny soa sy ny tsara no hifandraisantsika.Izao aho vao tafiditra ka manantena ny fandraisana tsara avy aminareo rehe...
tohiny
novalian'i arson ny 20/06/2006 06:17
lapino
(
07/06/2006 09:28)
Gasy Champion du monde
Indraika koa : http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43768&r=5&d=2006-06-07
Arahabaina Jean Stéphane Rakoto nahazo ny meday volamena,
Arahabaina koa Evah Ravelosata nahazo ny meday volafotsy.
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/06/2006 07:46
fiaritiana
(
07/06/2006 09:15)
Ratatouille niçoise
sôsysôsy indray ity hihinana vary raha maina ny loaka!
Pour 4 personnes :
- 100 g d'oignons
- 250 g de courgettes
- 250 g de tomates
- 150 g de poivrons
- 2 gousses d'ail
- 1 dl d'huile d'oli...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 11:09
barykely
(
07/06/2006 08:26)
raiso aho tompo
mba itondray tsikera hoe momba an'io hiran'ny chorale maraimbaovao FJKM AMBODIFASINA io !hira vaovao izy io nefa inoako fa tsy ho afka am-bavan'ny olona atsy ho atsy!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:18
kiali
(
06/06/2006 17:35)
k'aiza
ka inona hono ny pasy ato indray zao! ela ela mantsy zay ra-kiali tsy teo fa varina t@ fitadiavana fa s^$o tsy miakaly eo ny zaza ko!...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/06/2006 08:22
MTN
(
06/06/2006 11:51)
Amiba
Izany hono rehefa voan'ny amiba indray (ilay kankana kely dia kely ao amin'ny tsinay) dia tsy mety afaka tanteraka intsony? Manalefy azy fotsiny hono ny fanafody?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:10
mivetso
(
06/06/2006 10:40)
tonokiran' ny lalatiana
aza lany andro miteny azy
f' iazaho tsy miova fa tia azy
fa sao lazainao vazivazy
ny ahy ho doria
aza tantarainao ny hadalany
ny toetrany tsy tantinao
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:00
mandrindra
(
06/06/2006 09:37)
mafana ny andro, tonotono
inona aby ny karzana tonotono fanaonareo, na akoho, na omby na kisoa ..., sy ny fomba fikarakaranareo azy ?...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2006 00:39
lalamiad
(
06/06/2006 09:10)
tu m'as donné
Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Hoby tarika Ndrina Ramamonjy hoe Tu m'as donné @ 'zay manana aho ô..Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:25
mahlalah
(
06/06/2006 08:59)
Hiran'i Elsie
Miarahaba anareo rehetra!
saika mba hitady ny tononkiran'i Elsie azfady indrindra raha mba manana ianareo. Ny titre tsy haiko fa ny refraina no misy an'izao:
"Na ny lasako hatrizay
Na ny ho aviko t...
tohiny
novalian'i hertix ny 22/06/2006 18:52
watafon
(
06/06/2006 08:45)
soavaly fotsy !
Nisy belges roa lahy hono zany nanana soavaly anakiroa mitovy , d isa-maraina izy roalahy mandehandeha any d refa hariva d miady hevitra oe ahoana zao no hanavahana ireto soavalintsika ireto?
- d oz...
tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 20/06/2006 07:13
Fanja1
(
06/06/2006 07:25)
Clémence pour les familles de sans papiers "les plus intégré
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-06T073848Z_01_NOOTR_RTRIDSP_1_OFRTP-FRANCE-EXPULSIONS-SARKOZY-20060606.jpghttp://[/img]
PARIS (Reuters) - Nicolas Sarkozy devrait proposer mardi...
tohiny
novalian'i vale ny 12/06/2006 22:21
kilalaka69
(
06/06/2006 06:51)
mangataka hiran' ny lôla ilay hoe manahiragna
bonjour o
mba mangataka hiran' ny lôla re azafady raha mety, indrindra ilay hoe manahiragna fa tena tiako be mihitsy ilay izy.
misaotra mialoha amin' ny fiaraha- miasa.
veloma daholo ary o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2006 14:20
nenipita
(
06/06/2006 05:17)
te- hiteraka vavikely
aôna hono akia ry olona no mety ahazoana vavikely?
za mantsy manana lahikely 1 taona sy tapany de tiako hasiana vavikely. Mbola tsy bevoka za 'zao fa aona ny fomba mety aazoana izany. Misy mantsy mi...
tohiny
novalian'i ratsikitsiky ny 31/12/2006 16:14
nenipita
(
06/06/2006 05:00)
Van tan mine
sô de mbô misy afaka manome ny fomba fanôvana ireny van tan mine lé atao amin'ny soupe van tan ireny ké ? ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 30/06/2006 13:03
