Van tan mine

1. nenipita ( 06/06/2006 05:00)
sô de mbô misy afaka manome ny fomba fanôvana ireny van tan mine lé atao amin'ny soupe van tan ireny ké ?
2. dianne ( 06/06/2006 06:49)
jereo fa any aminy magasin asiatique efa misy pate fanaovana azy, dé juste ny farce fotsiny no atao
soit viande de porc, ou bien akoho, ou crevettes no atao anatiny et aussi les epices
apres idina lé pate avec du blanc d'oeuf comme colle
dé endasina
et bon app o!
3. nenipita ( 06/06/2006 09:24)
ka zay ange aty Madagasikara izao e , ka izay no ilako ny fanaovana ny re-7 ny
4. nandrianina94 ( 06/06/2006 20:26)
pâte:
farine,levure,sel,atody,rano. afangaro d atao boule,fonosina lamba madio d avela milona 30mn.fisahina d tetehina carré carré.
farce:
totokena;persil;vetsin,oignon;ail;sira.

na endasina; na atao 2mn ao anaty rano mangotraka be d tonga d kobanina @ rano mangatsika.

d vita d miam miam @ zay. d tandremo so d kenda an!!!!
5. miantra ( 07/06/2006 06:14)
Mitovy amin'io recette nomen'i Nandrianina io no fanaovako azy .

Asiana pate fais maison kely ohatran'ilay any Tamatave ireny tsara an!!!Indrindra raha atao lasopy.
6. Fiffi ( 08/06/2006 12:15)
http://www.b-recette.be/soupe/soupe-wan-tan.htm
7. Fiffi ( 08/06/2006 12:16)
de mazotoa homana ô ! :)
8. vale ( 09/06/2006 14:25)
mmmmmmm, sakafo sinoa:miam:talentan'i fiffi io ! saotra an:-*:-*:-*:-*:-*
9. Fiffi ( 10/06/2006 05:27)
vale: hummmm ! tadidindry ? le sabotsy iny ? :miam::miam: :) :-*:-*:-*:-*
10. boubounezy ( 30/06/2006 13:03)
dé ampiko ravona salady kia io anjy io ry diane dé mbola maika milay iany a!:-P

dianne:

jereo fa any aminy magasin asiatique efa misy pate fanaovana azy, dé juste ny farce fotsiny no atao
soit viande de porc, ou bien akoho, ou crevettes no atao anatiny et aussi les epices
apres idina lé pate avec du blanc d'oeuf comme colle
dé endasina
et bon app o!




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.199