jaloky

1. mivetso ( 07/06/2006 12:18)
bonjour
mba ahoan ry reto ny fiheveranareo ny lehilahy mangata-javatra @ vehivavy nefa de miasa zao izy (tsy vadinao a ,fa sipa ohatra???)
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 08:20
2. Herimiafina ( 07/06/2006 12:27)
Ny mahatonga ny derangement dia ny tsy fisian,ny fahatokisana, ny fiheritreretana fa misy fanararaotana ao ambadik'izay fihetsika izay.

Kanefa ve azo antsoina hoe fanararaotana foana! Miankina amin,ilay bandy mangataka sy ny fomba fangatahany angamba io.

Aiza koa moa izy no hangataka e?
3. hery ( 07/06/2006 12:54)
Fa angaha tsy hoe te hitovy zo amin'ny lehilahy indray ny vehivavy? Ny lehilahy mba angatahan'ny vehivavy zavatra foana dia tokony hanaiky ny angatahan'ny lehilahy zavatra koa ny vehivavy.

Sa rehefa hoe ny lehilahy no te hitovy zo amin'ny vehivavy dia tsy rariny?

Tokony hitovy amin'ny fieritreretana ny vehivavy mangata-javatra amin'ny lehilahy ihany izany kah :-)
4. cutie ( 07/06/2006 13:08)
Mpandefa : mivetso [ Valio ] 07-06-2006 17:18:58
Lohateny : jaloky
bonjour
mba ahoan ry reto ny fiheveranareo ny lehilahy mangata-javatra @ vehivavy nefa de miasa zao izy (tsy vadinao a ,fa sipa ohatra???)

sarim-bavy zany :-D
5. Samoana ( 07/06/2006 13:34)
mivetso angaha miandry tolorana fa mahihitra fanomezana:)?
6. Fanja1 ( 07/06/2006 13:44)
tsy hitako ny olana raha manana omena ilay vehivavy.raha sendra mba tsy nanana kousa aza ilay lehilahy t@ io andro io de maninona? marina ny tenin'ny hery otran'ny vehivavy mangataka ihany kou io.
7. radriana ( 07/06/2006 14:17)
Mivetso sy Hery, préciser-o ilay hoe mangatajavatra, zavatra inona aloha ? satria raha ny zavatra amin'ny ankapobeny dia ny lehilahy no tena mpangatajavatra na taloha na izao. Ny an'i vehivavy anie mba hoe cadeau kely no mba angatahany e.
Hery, tsy mahamenatra be ve ny mahita lehilahy te hitovy zo amin'ny vehivavy zany ? dia hitomany koa zany lehilahy refa ilaozan'ny sipany ? ho lasa sarimbavy marina
8. cutie ( 07/06/2006 14:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. Zina ( 07/06/2006 14:37)
radriana tsara ny valiteninao
10. cutie ( 07/06/2006 14:44)
miobon-kevitra @ randriana :-D
11. Fanja1 ( 07/06/2006 15:58)
zay mangataka de omena ary zay manana de manome :)
12. cutie ( 07/06/2006 16:18)
tsara kokoa ny manome toy zay ny in moa .. tsy tadidiko :P
13. Zina ( 07/06/2006 16:21)
toy izay mandray...
14. cutie ( 07/06/2006 16:30)
merci Zina :wink:
15. xxx ( 07/06/2006 16:32)
amiko de tsy misy loatra ny olana raha misy ny omena fa izay fandraisan'ny manome azy refa manome à fo ianao tsy olana ary ny manao soa koa tsy fahotana é!
na lahy na vavy mangataka angah fahotan ray olona é???? hafa kely
16. Herimiafina ( 07/06/2006 16:46)
Eeeeh, zah moa mba omeo amin'izany zavatra famenareo izany ry viavy tsara isany o! hehehehe:-D
17. cutie ( 07/06/2006 16:50)
za tsy hanome :-D
18. Fiffi ( 07/06/2006 18:41)
Fanja1:

zay mangataka de omena ary zay manana de manome :)
Fanja: f'ita hoa akia eh ! fa tsy hitako aloha zay maharatsy hoe mangataka na ny lhl na ny vhv eh! raha mifankatia surtout ry zareo !


19. ravakamalala ( 07/06/2006 19:32)
herimiafina > avia fa omeko! avia :)
20. Herimiafina ( 07/06/2006 20:08)
Inona no misy any klou ry ravaka? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2775