Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pissoa ( 04/06/2006 14:11)
Kambana
Misy ramatoa ony zany manana zanaka kambana mirahalahy. Dia tena mitovy be ry bandy kely, dia gaga ny tanana hoe ahoana aza no hahaizany manavaka azy roalahy ireo. Dia nanontaiana ... - Ny iray mah... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/06/2006 10:49
armancl ( 04/06/2006 10:51)
Fiarabana
Manahoana daholo ianareo! faly be aho fa tafiditra membre miaraka aminareo; avy aty toamasina aho ka mila namana hifandray amiko; namana hifampizara alahelo sy hafaliana; ary namana tena namana ihan... tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 10:38
andoniaina ( 04/06/2006 10:34)
Fitiavana ve ny fampirafesana sa fampijaliana ?
Tantara 1 tena nisy teo @tokan-tranon'ny namana1.Tsy ampy na koa hoe tsy maharaka ny filan'ilay rangahy ny fafiny azony avy any @ madama ka voatery izy any ivelany no mameno an'izay banga izay.Mbô ma... tohiny
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:39
diamondra27 ( 04/06/2006 07:54)
hatraty ka hatrary
nahita ilay dinika tary ambadika tary aho de mba te- hampihomehy anareo kely fa lery koa ange mba manana humour ihany na dia izany aza e! Izay sisa angamba no fantan'ny le olona nanao ity site ity :-D... tohiny
novalian'i sasa ny 09/06/2006 04:33
sakaleona ( 03/06/2006 19:21)
Ny tontolon'ny Linux Eto Madagscar
[b]:-DBjr daholo; Mba te hifandray amin'ireo gaigila @ resaka Linux raha misy any ho any svp:lol: Ny antony de tsotra:P, manana pbl aho momba ny Exim sous Debian, de mba mila astuce de demarrage kel... tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2006 11:01
ainaheri ( 03/06/2006 17:39)
divorce à distance
misy tantara ity ka mba mila hevitra avy aty aminareo izy zay mahay lalàna manambady izy ary mananjanaka ka ny vady amnjanany any dago, izy aty zay manaja ny tokantranony ary mandefa vola aradalan... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2006 22:15
Silo ( 03/06/2006 15:51)
Mitady fanampiana avy aminareo aho
Izao ny tantara: Inona no fahazahoanareo an'ity hevitr'ilay sipako ity ? Niaraka izahay efa 1 an 6 mois, de ny mahagaga ahy rehefa tsy mifanaraka izahay de hoentiny mandeha any aminy 'lhl) iza... tohiny
novalian'i Aino ny 15/06/2006 07:23
nenipita ( 03/06/2006 14:14)
boulety
ho hoa rey olona sao de mba misy mahay ny fanaovana sy ny re-7 momban'ireny boulette chinoise ireny kay e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:11
Fiffi ( 03/06/2006 13:20)
CLANDESTINS MALGACHES EN FRANCE.
CLANDESTINS MALGACHES EN FRANCE. La fin de ce mois, est une date fatidique pour les immigrés malgaches en situation irrégulière en France. Menacés d’expulsion à partir du 30 juin. La fi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:19
hery ( 03/06/2006 08:29)
Fahalalam-pomba
Zavatra miverimberina foana ity zavatra lazaiko ity... angamba tsy dia misy lanjany loatra ho an'ny sasany kanefa mba ilaina ihany koa averiko indray. Resaka fahalalam-pomba ilay izy. Inoako fa mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 19:30
boubounezy ( 03/06/2006 07:58)
karaoké
zay mba mafantatsa site gasy azo itéléchargéna "karaoké" nareo dé mba atonjoy za é! misôtsa mélou dôly:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i manasoa ny 06/07/2006 08:30
Fanja1 ( 03/06/2006 07:52)
AUGMENTATION DES ÉMISSIONS DE CO2 DES PAYS RICHES EN 2004
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-02T171121Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-ENVIRONNEMENT-CLIMAT-20060602.jpg[/img] LONDRES/OSLO (Reuters) - De nombreux pays industrialisés ont accru l... tohiny
novalian'i prime ny 23/06/2006 07:26
namnsoa ( 03/06/2006 07:46)
funclub
tovoj'hay sy ambondrona:(... tohiny
totofy ( 03/06/2006 07:02)
température.....
Tany eoropa no nitsanga ny tantara : nisy rangahy izay zany hoe isaky ny avy manao crack crack boum boum izy dia na [b]Mafana be[/b] , na [b]mangatsiaka be[/b] tapan-kevitra aza izy fa handeha hijer... tohiny
novalian'i totofy ny 09/06/2006 09:32
Fiffi ( 03/06/2006 05:18)
FIRARIANTSOA
[b]Mirary soa antsika rehetra tsy misy ankanavaka[/b] -Mirary soa ho an'ireo ray aman-dreny. -Mirary soa ho an'ireo nahazo fara sy dimby. -Mirary soa ho an'ireo mpivady. -Mirary soa ho a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:17
bonnechance ( 02/06/2006 21:31)
aminareo inona no fandraisanareo ny tantarako?
Manambady aho ary ary efa nanambady io vadiko io. Nivady 18 taona izy reo ary nisarantoeana 3taona alohan'ny tena nanao divorce. Mifandray tsara ry zareo ary tena mifanampy @ zavatra maro. Miantso azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:02
Herimiafina ( 02/06/2006 20:35)
Mampijaly vady
Ny ahy ry zareo tena tsy dai tiako loatra le mahita olona milaza fa mijaly an. Rehefa hitako mitaraina be ny olona miaraka amiko na mahatsiaro tena mijaly miaraka amiko dia aleo sarahana fa tsy tazon... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 20:17
jobsarth ( 02/06/2006 18:38)
hafatra
tohizo fa tsara e!:lol::lol:mazotoa daholo.Zay fa tsisy hambara... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 19:59
boubounezy ( 02/06/2006 17:18)
vavaka
ANDAO réoull mba anao fivavahana sera2 ho any zé dévoly tsisy tanjoka sy ho any zé mpiady lava eto mba ialanizany a! hihihi^:^... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:26
boubounezy ( 02/06/2006 17:07)
MMS
:-wiza nareo no mahay ny règle de MMS? :-whihihihi:idea::idea::idea::-w... tohiny
novalian'i bellla ny 19/06/2006 12:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7535