Fiarabana

1. armancl ( 04/06/2006 10:51)
Manahoana daholo ianareo!
faly be aho fa tafiditra membre miaraka aminareo;
avy aty toamasina aho ka mila namana hifandray amiko; namana hifampizara alahelo sy hafaliana; ary namana tena namana ihany;:D
ny anarako claudia;

ka matoky sy manantena fa hifandray tsara aminkafaliana aminareo aho
veloma!
novalian'i prime ny 28/06/2006 10:38
2. Fiffi ( 04/06/2006 11:11)
armancl:
de tongasoa ianao an! de mazotoa mi-forum , de mba fenoy le momba anao fa tsy fanatra na lhl na vhv enao ! :) :-*
3. Fiffi ( 04/06/2006 11:12)
armancl: heu.... clausia ? hihihhi hay moa vehivavy claudia ô ? :D
4. Fanja1 ( 04/06/2006 11:41)
de tongasoa eto @ namana sera² zany i claudia...:):-*
5. fasaly ( 04/06/2006 11:44)
t o n g a s o a a z a ôôôô!
de mazotoa misersera e!:wink::-*
6. LouAnne ( 04/06/2006 12:54)
tonga soa ô :-*
7. ftma ( 04/06/2006 16:37)
Tonga soa Claudia dia mahazoto e
Fiffi: izany Claudia izany ve tsy ho vavy?
8. bellla ( 04/06/2006 16:55)
tonga sou ky njy a! aza misalasala fa manjay anjy an-tanan-3 ny ato e!:)
9. vale ( 04/06/2006 18:54)
tongasoa :D:D:D:-*
10. tisera ( 07/06/2006 09:49)
tonga soa armancl dia mazotoa miserasera sy mitafatafa eto an!:D:D:-*:-*:-*
11. Fiffi ( 08/06/2006 06:32)
ftma: nisy hafadisoana kely akia an! :)
12. arson ( 13/06/2006 11:27)
tonga soa enao.nga alo enao be alahelo be mihitsy za anie ka tia mitomany e!
:-D:-D:-D:-D:-D
laingako izany fa mananihany fotsiny za.enao any tamatava fa za eto tana .mifanakaikikaiky ihany zany an!
13. Fiffi ( 18/06/2006 13:44)
14. arson ( 20/06/2006 06:22)
fiffi:enao raha mba ano io sarikely io an!hita fa km vitsy2 fotsiny no mampisaraka anay.:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 20/06/2006 19:57)
arson: io ary fa nosolohiko an! mety ve ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/20050411150447_ftpg_43.gif[/IMG]
16. arson ( 22/06/2006 05:47)
tena tsara be mitsy io,mba zay ahay
hahahahaha
armancl:nitsidika fotsiny de tsy hita.
hahahaah henjana zany ra olona.:-D:-D:-D:-D
17. prime ( 28/06/2006 10:38)
armancl Tonga soa ianao! dia arahabaina ary mazotoa miserasera ary e...:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2285