vavaka

1. boubounezy ( 02/06/2006 17:18)
ANDAO réoull mba anao fivavahana sera2 ho any zé dévoly tsisy tanjoka sy ho any zé mpiady lava eto mba ialanizany a! hihihi^:^
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:26
2. vale ( 02/06/2006 19:04)
:roll: ndao ary eh, Andriamanitrô mamela ny helony fa tsy fantany ze ataony:P
3. Fiffi ( 02/06/2006 19:12)
Mamelà ny helony fa tsy fantany marina izay nataony.
4. vale ( 02/06/2006 19:34)
:wink:
5. boubounezy ( 03/06/2006 08:00)
vale fiffi :roll: marina zany ka! :-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
6. bellla ( 03/06/2006 11:58)
Mifona sy mangataka famelana ho an'izay rhtra devoly tsisy tandroka ato amin serasera zahay Ray ô, ampiasao mahery ao am-pony ny Fanahinao Masina hahatsiarovany tena. Amen
7. tisera ( 03/06/2006 13:55)
Tompo hatreo ny dinika rehetra atao eto ka roahina @ anaranao masina ny asan'ny devoly mpampiady , mpanaratsy mpampisaraka dia mamela anay raha misy teny mampalahelo ny namanay nosoratanay . amen!
8. Fiffi ( 03/06/2006 13:56)
Amen
9. vale ( 03/06/2006 17:22)
tisera sy fiffi: haingana manao amen ko nareo 2 :-D, mety mbola hisy tohiny nge eo e:D
10. marozevo ( 03/06/2006 22:14)
Tsisy olona miady kosa eto eh... Ny mifampitsikera no misy fa tsy ny miady. Sa tsy tokony hifanpitsikera ,dia amin'izay tsy misy tafintohina?

Ny maty no tsy mifandona.
11. Fiffi ( 04/06/2006 05:05)
fa hatao inona koh zany hifampitsikera zany anefa eh ?:roll:
12. Fanja1 ( 04/06/2006 06:37)
Ny olombelona samy manana ny heviny, raha tsy miady kou hono tsy mifankatia... raha tssy ny ady sy ny tsikera tsy tongalafatra ve ty tany ty? indrisy anefa tsy ho tanteraka na oviana na oviana zany. NY tsy mitana heloka no tsara indrindra :)
namanako namana foana na de ny fahavaloko aza (l)
tsiki de ampi
13. Fiffi ( 04/06/2006 06:48)
Fanja: :):-*:-*:-*
14. Fanja1 ( 04/06/2006 06:59)
Fiffi :-*:-*:-*:-*:-* oups hay fety androany de JOYEUSE PENTECOTE TSIKA REHETRA TSSY HAKANAVAKA
15. Fiffi ( 04/06/2006 07:16)
merci Fanja de ndry koh an! :):-*:-*:-*:-*
16. boubounezy ( 04/06/2006 23:13)
marina zany ry fanja1 sady zé toro(l) ony mpamosavy ka ny lasa momba ny lasa ny ho avy no atreana ho any zé endry. nefa mila mijery ny lasa iany kou mba itsinjovana ny ho avy satry sou lavo ahay aminja kou dé sou kenda ahay itsako fa dé ankinina @A/tra ny zavatsa retsa ary mifona Any zé natsapa tena fa nanao ny tsy nety retsa.


Fanja1:

Ny olombelona samy manana ny heviny, raha tsy miady kou hono tsy mifankatia... raha tssy ny ady sy ny tsikera tsy tongalafatra ve ty tany ty? indrisy anefa tsy ho tanteraka na oviana na oviana zany. NY tsy mitana heloka no tsara indrindra :)
namanako namana foana na de ny fahavaloko aza (l)
tsiki de ampi



17. prime ( 06/06/2006 08:03)
18. boubounezy ( 06/06/2006 19:51)
eny wà ry prime.....:°)


prime:

:D



19. marozevo ( 07/06/2006 20:41)
Fiffi > Tsy maintsy asiana kosa ny fitsikerana eh. Tsikera manorina anefa anh... Tsikera daholo anie ireo ataontsika ireo eh.. Matoa misy ny tsy fitovian-kevitra dia misy izany ny tsikera.
raha tsy misy ve ny tsikera hisy hamaly eto ?
20. Fiffi ( 08/06/2006 09:35)
mandrindra ahhh ! ka raha hiteraka fanafintohana le tsikera , tsy aleo ve tsy hatao ? de hisy ho tezitra eo de hisy koh ny hiady koh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.204