Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
31/05/2006 08:02)
nankaiza ny olo tety no soratra sisa mijoro
mahagaga fa misy olona sasany,
tsy manao afa tsy zay hialan sasany fotsiny
misy namako zay zao de tsita ntsony,
nanjavona hatram sariny b d b tato,fa inn no antony kay,tsy mba misy mandresy lahatra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:04
felampaiso
(
31/05/2006 06:56)
...Tonga tao am-piangonana ihany izy ...
Tsy mba isan'ny mpino an'Andriamanitra izy, tsy tiany mihitsy izany hoe mivavaka any am-piangonana izany, raha vao mijery olona andeha hivavaka na avy mivavaka izy dia tezitra sy tafintohina ary indra...
tohiny
novalian'i bellla ny 08/06/2006 18:56
ari.malala
(
31/05/2006 06:17)
Io curiosité anareo lehilahy io eeeeeeeeeeee
Nisy lhl oun zany d nande avion izy, de feno daolo ny wc, de nefa zany izy efa poritra be, de nampalaelo an'l e hotesse hon zanyizy de ozy le hotesse hoe, entik oany am wc an vhv enao fa zao, aza b ki...
tohiny
novalian'i ako ny 24/06/2006 11:04
amleoui
(
31/05/2006 04:31)
RECEVEUR -na bus tsy mahalala fomba
betsaka mits n receveur bus impoli eto @ tanàna sady ts manaja mpandeha no sady be taimbava! ohatra fotsiny mis olona sendra manolotra vola vaventy de lazainy fa tsis majinika de avy eo le olona alat...
tohiny
novalian'i gasypantin ny 31/05/2006 16:04
fasaly
(
31/05/2006 03:58)
"jalouse" sy ny "possessive"
:P hono ho aho ry reto! tena tsy de haiko ny manavaka io toetra io fa fanina ihany ny tenako:{:{:{ rehefa maninona sy ahoana no hatao hoe "jalouse" de rehefa maninona sy ahoana rehefa atao hoe" posses...
tohiny
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:52
LazaRandri
(
30/05/2006 22:51)
M..moza vs. M...zia
'ndao fa entiko ianao
Faly aho rah hitanao
ilay saha...Malaysia
Ny andro efa hariva
Efa manery antsika
Andao 'ty trano kelyyyyi
Trano kely...Malaysia
=> dia lasa ny saiko hoe inona ny mahas...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:17
LazaRandri
(
30/05/2006 22:25)
Assurance
Misy assureurs vahiny manana solo-tena eto Madagasikara ve?
Ohatra hoe raha misy olona any ivelany any te andeha aty Madagasikara dia any izy no mandoa assurance maladie. Kanefa mitovy amin'ny any ih...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:49
LazaRandri
(
30/05/2006 22:16)
drums
otrinona izao ny hofan'ny piano sy drums (perkissssio) matanjatanjaka eto Antananarivo eto? Ary ny hofan'ny keyboard?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:17
jolijolie
(
30/05/2006 20:20)
cacaouette
hono ahy mba misy mahalala ve ahoana manao cacaouette .misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 03:54
bellla
(
30/05/2006 15:37)
help
Manaôna daholy
Azafady re ry reto mba atoroy anah ny fandefasana sary any amin'ny www.effection.org io fa tsy haiko. Tsy mahita soratra envoye ph. mitsy aho na pièce jointe.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:38
OLPolonaleopolitika
(
30/05/2006 13:34)
Tsolotra , écolage,...inona re no tena teny mety e?
Tsolotra,écolage,hasintanana,piston,tsolotra,pitika,...teny daholo izany momba ny corruption izay mambotry ny firenena mandrak'izao...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:03
Rafotsy
(
30/05/2006 13:19)
Riz gluant
Salut daholo !
Mba misy afaka manoro ny fandrahona io vary io ve , fa izaho manandrana fa tsy mety mihintsy ! Naraiko ny mode d'emploi t@ ilay sac de riz fa tsy nahafa po , nijery tao @ marmiton.com ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 14:29
hasinando
(
30/05/2006 12:34)
Mba raiso ho namanareo aho
Vao zao aho no niditra tato @ site ity de mahafinaritra be ka mba ataovy namanareo aho!
ZA ange tsy miavonae...
tohiny
novalian'i arson ny 13/06/2006 11:43
pissoa
(
30/05/2006 12:18)
Tantely sy voasary makirana
Ahoana kay mou no fampiasana ilay tantely sy voasary makirana io rehefa marary tenda be sy mikohoka be? Indrindra le feo tsy mety tafarina e.
Dia sao misy fomba hafa ialana amin'io fa tena giravy n...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:12
hasinando
(
30/05/2006 12:10)
FISARAHAMPANAMBADINA
Toa zary tsy manaitra intsony ankehitriny ny miovaova vady indrindra any amintsika ;vady 3 na mihoatr'izany aza .Moa ve tsy maintsy fisarahana foan no vahaolana rehefa misy tsy filaminana e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 05:08
mandrindra
(
30/05/2006 12:07)
tampax
niditra ny supermarché ity rangahy iray, avy hatrany izy dia nanantona ilay caissière :
- azafady e, aiza kay no misy ny tampax ?
- mandeha mahitsy ihany ianao dia faharoa miankavia, ary ery amin'...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/06/2006 08:24
mandrindra
(
30/05/2006 11:59)
mpivady
tafan'ny mpivady :
manao metimety ilay vehivavy dia lasa nanontany ny vadiny : iza no tian'ialahy vehivavy manja sa vehivavy intelizansa be?
dia namaly rangahy : tsisy tiako izy roa ireo fa efa ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 02/06/2006 14:36
victime101
(
30/05/2006 11:52)
Serasera AIR MADAGASCAR misy olana!...
Nitsena olona anikeheo( maraina 31 mai 2006) .Ny télé sy ny gazety arrivée MD 051 avy any PARIS CDG 7h 00 nefa dia à 4h 51 dia efa tonga tao IVATO ilay avion ....maro ireo olona tsy nisy mpitsena....
tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2006 03:11
mandrindra
(
30/05/2006 11:51)
namana
resadresaky ny mpinamana roalahy :
1 manaja letsy inn vadin'ialahy iny an. raha mba pehako izy dia mbola ho mpinamana be ve isika roalahy?
2 an3
1 hijanona ho mpinamana tsotra ary e?
2 an3
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 14:25
soussou
(
30/05/2006 10:51)
nisaraka t@ sipako aho, diso ve za?
Efa ho 8 taona zao no niarahanay sy ny sipako,voaloham-pitiavako izy, nisaraka anefa izahay, izaho no nanapa-kevitra satria tsapako fa mijaly aho,izy de lehilahy 24 ans, za kosa 22 ans. Izy de lehilah...
tohiny
novalian'i texe ny 12/06/2006 06:06
