Io curiosité anareo lehilahy io eeeeeeeeeeee
1. ari.malala
(
31/05/2006 06:17)
Nisy lhl oun zany d nande avion izy, de feno daolo ny wc, de nefa zany izy efa poritra be, de nampalaelo an'l e hotesse hon zanyizy de ozy le hotesse hoe, entik oany am wc an vhv enao fa zao, aza b kitikitika fts. D nanaiky izany lery ko efa poritra mafy mo ko... d nande tao, d nataony zany ze nataony tao, d iny toko fa ts naharitra fa naita bouton maromaro, d nanindry ny volou nisy we E d nanindry, d injany nisy rano nanasa ny tao ambany tao, d nahita bouton manaraka misy A d nanindry, de nisy rivodrivotra nilay b tao ambany tao, de we reo vhv re miseho mampiadan-tena, d nahita bouton fahatelo d niseho nanindry, fa torana tsy nahatsiaro tena ary de tany @ hopitaly vao nahatsiaro saina ary gaga de gaga, fa in aza no nahazo ana teo, d nanontany zany ny dr we fa nisy in refa taitra lery, de we ts tadidiko fa teny ambony avion za tao am wc an vhv d nanindry bouton ray zay za d tsisy tadidiko tsony fa zao za eto zao, d we fa in le bouton? d ozizy, EAT fa in no dikan'zany? d tapaka ny tsinain'le hotesse nanatrika teo fa EAT zany Extraction Automatique de Tampon.
Zafady ra lava e
Zafady ra lava e
répondu par ako le 24/06/2006 11:04
3. little
(
31/05/2006 06:44)
zany hoe zany nisy nanisy tampon ny deriera-ny sa....? de inn no soratra teo @ le soratra, hummmm:-w.
Mba tsy AS aza ko: Automatic Shaver de tonga de nolalovan'ny lame tao ny....=))=))=))
Mba tsy AS aza ko: Automatic Shaver de tonga de nolalovan'ny lame tao ny....=))=))=))
8. toovs
(
31/05/2006 09:53)
raha ny fandehan'ny blagy de tsy ny lehilah rery ihany no mety ho voan'io fa izay olona rehetra be kitikitika. fa mampimeh ihany nefa koa mahatsiravina. tokony hovaina kely ny titre fa tsy asiana hoe ny "lehilahy "
10. ari.malala
(
31/05/2006 10:22)
ka lehilahy alo le tratra ko :-D:-D:-D mararyanga ny fon'i toovs fa tratra ny lhl? hihihi
12. vale
(
31/05/2006 19:40)
ari.malala:ihihihiihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:P
ka lehilahy alo le tratra ko :-D:-D:-D mararyanga ny fon'i toovs fa tratra ny lhl? hihihi
14. mandrindra
(
01/06/2006 12:17)
:-D:-D:-D voa be lery izany an, ny kely ananana, tampon ve?, indray no nisy nanala :-D:-D
19. Herimiafina
(
02/06/2006 14:09)
Mba kamo koa ampela ambony avion zao! Hanala tampon koa dia atao machine, vicieuse mintsy znay, tia tia machine, fetichiste, hehehehe=))=))
