Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i amleoui, milahatra araka ny daty
amleoui
(
07/06/2006 11:43)
Mitady hampiakatra FRAIS-BUS hoe n BPTU/BPTR.....!!!!
D ho rariny v? Mbola milaza matiantoka iany n transporteur fa tsy mahaonitra n vidin reparation s entretien hono n vola miditra aminy nefa r zareo mahita recette 200000fmg....300000fmg eo ho eo isanan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:13
amleoui
(
31/05/2006 04:31)
RECEVEUR -na bus tsy mahalala fomba
betsaka mits n receveur bus impoli eto @ tanàna sady ts manaja mpandeha no sady be taimbava! ohatra fotsiny mis olona sendra manolotra vola vaventy de lazainy fa tsis majinika de avy eo le olona alat...
tohiny
novalian'i gasypantin ny 31/05/2006 16:04
amleoui
(
23/05/2006 09:03)
Vhv sy ny "INFIDELITE"-ny
Za d mahita fa maro n vhv(...sasantsasany) no tena infidèle noho ny lhl(mody oe n lhl no tena mampirafy) na manambady na tsia indrindra moa any am-piasana any... dia ts mionona @ bandy iray, de av eo...
tohiny
novalian'i raphael16 ny 13/01/2016 18:45
