RECEVEUR -na bus tsy mahalala fomba

1. amleoui ( 31/05/2006 04:31)
betsaka mits n receveur bus impoli eto @ tanàna sady ts manaja mpandeha no sady be taimbava! ohatra fotsiny mis olona sendra manolotra vola vaventy de lazainy fa tsis majinika de avy eo le olona alatsany eny ankodahoda eny (NY PAROLE @ ZANY TS MODERE AKORY) nefa le olona io maika hiasa na hamonjy fotoana...! indrindra koa refa vitsy n mpandeha de tratra n le hoe "AO IANAREO AFINDRA @ ITSY TOMOBILINA ITSY..." F' ANGAHA ISIKA MPANDEHA AKOHO AMAM-BORONA NO ATAON-DRY ZALAHY ZE TIANY HANAOVANA ANTSIKA? RENY ANE AZ ANAOVANA TATITRA ANY @ COPERATIVE MIS AZ AVY E! sa ahoana ry zareo?
2. Fiffi ( 31/05/2006 05:09)
amleoui: mampalahelo indray zany .
3. 4mimananelatra ( 31/05/2006 10:30)
ny fofo-kelika tsy fofo-kelika ..ny sasany izany ny bolo efa tsy nahita hety 5 mois..
4. andry08 ( 31/05/2006 11:06)
=))=))=))=))
5. gasypantin ( 31/05/2006 16:04)
sao dia tapaka ny tsinay ry akàma a!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356