RECEVEUR -na bus tsy mahalala fomba
1. amleoui
(
31/05/2006 04:31)
betsaka mits n receveur bus impoli eto @ tanàna sady ts manaja mpandeha no sady be taimbava! ohatra fotsiny mis olona sendra manolotra vola vaventy de lazainy fa tsis majinika de avy eo le olona alatsany eny ankodahoda eny (NY PAROLE @ ZANY TS MODERE AKORY) nefa le olona io maika hiasa na hamonjy fotoana...! indrindra koa refa vitsy n mpandeha de tratra n le hoe "AO IANAREO AFINDRA @ ITSY TOMOBILINA ITSY..." F' ANGAHA ISIKA MPANDEHA AKOHO AMAM-BORONA NO ATAON-DRY ZALAHY ZE TIANY HANAOVANA ANTSIKA? RENY ANE AZ ANAOVANA TATITRA ANY @ COPERATIVE MIS AZ AVY E! sa ahoana ry zareo?
répondu par gasypantin le 31/05/2006 16:04
3. 4mimananelatra
(
31/05/2006 10:30)
ny fofo-kelika tsy fofo-kelika ..ny sasany izany ny bolo efa tsy nahita hety 5 mois..