"jalouse" sy ny "possessive"

1. fasaly ( 31/05/2006 03:58)
:P hono ho aho ry reto! tena tsy de haiko ny manavaka io toetra io fa fanina ihany ny tenako:{:{:{ rehefa maninona sy ahoana no hatao hoe "jalouse" de rehefa maninona sy ahoana rehefa atao hoe" possessive" otran'ny misy hifandraisany mantsy de mifangaro ny handraisako azy.....:?:?:?:?
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:52
2. Fiffi ( 31/05/2006 04:10)
jalouse aloha raha ny hevitro de io ilay fitiavana hiany no mahatonga ny olona jaloux io fa ny possessive indray na dia tia aza de tafahoatra loatra ny hatao , manao didy jadona !
jalousie sy possessive mitovitovy hiany saingy ny fomba famoahana azy no tsy hitovizany .
-Misy koa ny hatao hoe "jalousie possessive" io no tena manimba , tena ratsy.
http://teemix.aufeminin.com/forum/deprimeteen/__f127_deprimeteen-Ma-jalousie-possessive-me-detruit.html http://www.feminiweb.com/feminimag/couple/jalousie.htm ity no tena manazava tsara azy .
3. fasaly ( 31/05/2006 04:17)
ka eo njinja tsika zao ry fiffi:wink: tena tsy haiko ny mikilasy ny tena hatao hoe possessive asio ohatra lalindalina hoe:°):-*
4. Fiffi ( 31/05/2006 04:25)
fasaly: misy ny hatao hoe jalousie d'amour , io de ny fahasarotam-piaro , ohatra hoe saro-piaro be @ sipako zah rehefa mijery sipa hafa izy , na miresaka @ sipa hafa izy , na namana .
Saro-piaro ndry , jalouse fa mety hoe misy vhv namandry mijerijery ny sipandry , normal io satria tiandry ny sipandry.
-Ny possessivité indray de saro-piaro hiany saingy tafahoatra loatra ! mandeha mitsikilo izay zavatra rehetra hataony ohatra , mitsikilo azy na manaraka azy en douce rehefa mivoaka izy.
-Mikaroka ny paosiny ohatra , mijery izay zavatra hataony ao @ pc ao !!! de lasa manao didy jadona koh ohatra hoe contrena zay zavatra mba tiany hatao de mamorona mba tsy handehanany hiraka @ namany ohatra.
5. majinikakely ( 31/05/2006 04:56)
hihihih
fasaly >jalouse
fiffi
6. Ralay ( 31/05/2006 04:58)
Hummmm zany moa izy io kay, ary zah ve mba jaloux ry fiffi :-D::D
Fasaly: Njy ve zany jalouse sa possessive d'apres an'io definition nomen'i fiffi io :D:*:wink:
7. isalo ( 31/05/2006 05:32)
mba mijery dictio é!

jaloux ianao raha mahatsapa tena fa raha misy mikôty ny olon-tinao na misy mijery fontsiny ary dia efa tezitra ianao eny fa na izy ary no mijery ilay olona, io ilay hasarota-paiaro ry sipa a.
"possesive" indray ianao raha toa heverinao toy ny zavatra izy fa tsy olona. Izany hoe voafehy be loatra ary tsy afaka mba manao izay tiany fa izay tianao ihany satria "possesive" loatra ianao.Tokony ho tsapanao anefa fa manana zo aminao izy satria mifakatia ianareo .
Aza dia "possesive" loatra raha mbola tsy vita....
Ary aza jaloux fa mba matoky tena fa mba sipa henjana koa ianao .
^:^
8. Fiffi ( 31/05/2006 05:56)
Ralay:
Hummmm zany moa izy io kay, ary zah ve mba jaloux ry fiffi :-D::D
Ralay: heu... @ fomba ahoana moa ny hahafantarako raha jaloux enao ? :roll:


9. andry44 ( 31/05/2006 06:28)
tsy misy teny gasy ofisialy mahadika an'ireo angaha moa?sa tsy tafiditra ao anatin'ny toetran'ny gasy izany?
10. Fiffi ( 31/05/2006 06:46)
nga tsy midika hoe fahasarotampiaro ? :roll:
11. ari.malala ( 31/05/2006 06:52)
Jalouse izany aky saropiaro a, ilay hasarotam-piaro amin'ny antonony, fa ilay possessive ndary, tena heverindry hoe fananandry mints zany le ol de indry no mamehy ny momba anazy rehetra, mandidy ny emploi du temps sy ny sisa, de lasa etoutffé le ol e!
12. Fiffi ( 31/05/2006 06:57)
[quote=majinikakely]hihihih
fasaly >jalouse
fiffi
13. little ( 31/05/2006 07:20)
O ry fasaly an!
jalouse = za tsy manaiky resy fa za no dada na mama( za jamais je loose = jalouse)
fa ny possessive = posseder, tiako ho ahy irery ihany izy ka gejaiko han, han, tady vita fato-maty. Hitan-dry reny akoho reny refa avy vidiana. afatotra de tsy avela mandehandeha mitsy. mitovy fitranga ireo ndraindray fa tsy mitovy anefa. meme apparence mais de raisons differentes.
14. Ralay ( 31/05/2006 07:20)
Ralay: heu... @ fomba ahoana moa ny hahafantarako raha jaloux enao ?

Asa akia fa zah aza mba manontany tena kou :-D:lol: Ny ahy aleoko revena manja fa hivaky loha @ zany ve :D
15. Fiffi ( 31/05/2006 07:23)
Ralay: hummmm! de reveo manja aza koh! :)
16. totofy ( 31/05/2006 07:34)
tsy misy teny gasy ofisialy mahadika an\'ireo angaha moa?sa tsy tafiditra ao anatin\'ny toetran\'ny gasy izany?

tsy miray hevitra amin\' i andry44 za alou :
tsy marina zany hoe tsy toetran\' ny gasy zany ....ataoko angamba fa ny gasy tsy extra-terrestre ....ireo zavatra ireo dia atao hoe inné ..amin\' ny olona ts11 .
sarotiny, fialonana , saropiaro ...
fa eo amin\' ny faneoana azy no samy hafa...ary arakaraky izay mahasarotiny anao na olona io na zavatra..... marina ny tenin\' isalo ary manamafy bé ny tenenay :
jaloux ianao raha mahatsapa tena fa raha misy mikôty ny olon-tinao na misy mijery fontsiny ary dia efa tezitra ianao eny fa na izy ary no mijery ilay olona, io ilay hasarota-paiaro ry sipa a.
\"possesive\" indray ianao raha toa heverinao toy ny zavatra izy fa tsy olona. Izany hoe voafehy be loatra ary tsy afaka mba manao izay tiany fa izay tianao ihany satria \"possesive\" loatra ianao

:-w:-w:-w:-w
17. little ( 31/05/2006 07:50)
zao e! jalousie an: izaho no aloha( je veux etre au centre de ton interet, personnes d'autres ne doivent exister sauf moi)
possessif: tia manana ( je veux avoir la maitrise de toi, je te possede, tu es sous mon controle)
mifangaro ireo amina circonstaces sasatsasany ndraindray. comme tu es sous mon controle alors regardes moi ohatra refa misy sipa na olon-kafa mandalo na ohatr'izany.
18. mamzelkely ( 31/05/2006 07:50)
possessive akia ts tian njy hi kitihiny ny hafa izy aa de zalouz njay njy refa misy zvt marary be ny fonjy refa kitikitihin olona izy :°)
19. totofy ( 31/05/2006 07:56)
zelkely : marary ve ny fonjy ....za ngé tsy mety kitikitihin olona é ... za sary kibokibo be :-D:-D:-D
20. mandrindra ( 31/05/2006 08:02)
ny jalouse dia milaza hoe ahy ka mahazo mijery fa tsy mahazo mikitika. ny possessive indray dia sady tsy hoe hay io sady tsisy mahazo mijery no tsisys mahazo mikitika, ary ho fatorako tsy hivoka ny trano ahita masoandro mihitsy aza fa sao misy maka any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.529