"jalouse" sy ny "possessive"

41. Fiffi ( 01/06/2006 05:50)
raha ny jalousie aloha tsy hitako zay maharatsy azy , saingy maitrizena fotsiny io de mety.
Fa possessive... heu.. tandremana tsara fa manimba io an! sady mampijaly tena.
42. sasa ( 01/06/2006 07:06)
Fiffi marina akia izany,fa za aloha tena sady tsy te-ho jalouse indrindra moa fa possessive tsy tiako mintsy.
:-D:-D:-D:-D
43. Fiffi ( 01/06/2006 07:24)
:-D:-D:-D
44. mamzelkely ( 01/06/2006 10:37)
za klou sady possessive no zalouze eee aza mbô tsastako :twisted::-D:-D
45. mbaliana ( 01/06/2006 10:41)
mamzz :roll::roll::roll:
46. mamzelkely ( 01/06/2006 13:03)
mbaliana tô varina njy ka ts marina zany ko :-D:-D:-*:-*
47. Herimiafina ( 01/06/2006 13:27)
fasaly:

:P hono ho aho ry reto! tena tsy de haiko ny manavaka io toetra io fa fanina ihany ny tenako:{:{:{ rehefa maninona sy ahoana no hatao hoe "jalouse" de rehefa maninona sy ahoana rehefa atao hoe" possessive" otran'ny misy hifandraisany mantsy de mifangaro ny handraisako azy.....:?:?:?:?


Jalouse=possessive? Tiako aby caractera-n'olo volaninao io drako!
Efa ela zah izao tsy nanan,olo-tia nanao tamiko tahaka-n'io, ca me manque le raha izany e!
A la recherche partenera possessive sy jalouse zah io, fa tiako be.

Na dia iznaya za, jalouse=sentiment.
Possessive=manifestation an'ilay sentiment jalouse.

Samby tsara aby izy roa ireo, ambinimbady ianao raha manao ireo. hehehehehe:-D

48. fasaly ( 01/06/2006 13:41)
hery::wink: zany an! ho hitatsika eo zany:-D:-D:-D:-D
49. fasaly ( 01/06/2006 13:44)
Fiffi:

raha ny jalousie aloha tsy hitako zay maharatsy azy , saingy maitrizena fotsiny io de mety.
Fa possessive... heu.. tandremana tsara fa manimba io an! sady mampijaly tena.



fiffi: kou raha ohatsa ka manana maitresse dimy ohatsa zao lay vady de aoahana zany norme raha ho jalouse:roll::roll::roll::wink::?:
50. Herimiafina ( 01/06/2006 13:52)
Maitressy dimy zany ve drako tsy be loatra. Mba roa ahay farafaharatsiny.
Fa na dia izany aza tsy misy difference significative au seuil de 5% ny roa na ny dimy na ny folo fa rehefa mampirafy dia mampirafy.
Ary tsy jalouse tsony ianao amin
51. fasaly ( 01/06/2006 13:54)
:-D:-D:-D:-D izandray kalou no drako zany e!
de lasa meurtrière mahintsy veuh kay kay kay kay! danzé beuh zany.....:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 01/06/2006 13:58)
Ka io drako zava-misy amin'ny la terre io! Raha tsy tantinao, tsy tianao, raha tantinao, tianao.
Raha tsy misy moa ny fitiavana dia tsy misy olna na hampirafy zato aza izy, fa raha misy kosa ny fitiavana dia na tsy mampirafy aza izy lazaina fa mampirafy, karakory raha soa amin'io drako? :-D
53. vale ( 01/06/2006 14:19)
Hm: tianao daholo izy 2? vazy2 sa tena izy :?:,,, raha izany ve tsy anisan'irony antsoina hoe mazo toi?:lol:
,,,raha izaho aloha tena tsy tia fehimpehezina izany eh, ny gadra aza efa tsy fidiny koh! :?
54. mbaliana ( 01/06/2006 18:37)
vale za koa ohatranjy :?
55. Fiffi ( 01/06/2006 19:36)
fasaly: maitresse 5 zany indray akia efa tena gravy be an!
-Fa raha toa ka mba jalouse kosa re de mba aza raisina ho ratsy foana fa matoa izy jalouse , fitivany daholo mahatonga azy ho jalouse . De mba anjaran'le lhl indray no mba mi-comprendre aza ary mba mandinika hoe inona no hataoko mba tsy ho jalouse izy raha tena tianao izy an! fa tsy andeha omena paquet avy hatrany raha mba ohatra hoe mba nametraka fanontaniana . Fitiavana daholo no nahatonga azy nanao an'izany.:(
56. vale ( 01/06/2006 19:57)
fiffi: le paquet kosa k'lo tsy tanty eh, :(
57. Fiffi ( 02/06/2006 03:22)
Fiffi:

-Fa raha toa ka mba jalouse kosa re de mba aza raisina ho ratsy foana fa matoa izy jalouse , fitivany daholo mahatonga azy ho jalouse . De mba anjaran'le lhl indray no mba mi-comprendre aza ary mba mandinika hoe inona no hataoko mba tsy ho jalouse izy raha tena tianao izy an! fa tsy andeha omena paquet avy hatrany raha mba ohatra hoe mba nametraka fanontaniana . Fitiavana daholo no nahatonga azy nanao an'izany.:(



58. sasa ( 02/06/2006 03:35)
vale za koa miray hevitra aminjy tsy d tia fehezina loatra, d izay koa no mahatonga an'ahy tsy mamehy kofa izany
59. Fiffi ( 02/06/2006 03:37)
Herimiafina:

Jalouse=possessive? Tiako aby caractera-n'olo volaninao io drako!
Efa ela zah izao tsy nanan,olo-tia nanao tamiko tahaka-n'io, ca me manque le raha izany e!
A la recherche partenera possessive sy jalouse zah io, fa tiako be.

Na dia iznaya za, jalouse=sentiment.
Possessive=manifestation an'ilay sentiment jalouse.

Samby tsara aby izy roa ireo, ambinimbady ianao raha manao ireo. hehehehehe:-D
Herimiafina: zany an ? tena ho sambatra izay partenera ho anao raha izany . Inona indray ny zavatra tadiavina mihoatra an'izany ? Compréhensivité totale avy aminao ho azy.

-Misy manko sipa hoe jalouse , raha mba mametraka fanontaniana , tonga de raisin'le bandy zavatra ratsy , tsy mba manazava akory fa tonga de manome pakét , misy aza tonga de hoe " aleo hijanona eo ny fiharahana " fa tsy mba hasiana fanazavana akory. Tena misy tokoa ny tahak'izao an!

-Ny zavatra tsara fantarina angamba de zao: matoa misy ny jalousie , tsy ny fitiavana hiany ve no mahatonga azy ho jalouse ? Io no nolazaiko hoe: tsy tokony ho raisina zavatra ratsy ilay jalousie fa mba mi-comprendre , de mba manampy an'le olona jalouse (oux)
Nefa moa , anjaran'ny tsirairay hiany no mahafantatra izay zavatra tokony hataony ary handray decision noho io jalousie io.


60. Fiffi ( 02/06/2006 03:46)
Herimiafina:

Na dia iznaya za, jalouse=sentiment.
Possessive=manifestation an'ilay sentiment jalouse.

Samby tsara aby izy roa ireo, ambinimbady ianao raha manao ireo. hehehehehe:-D
Raha mba marina moa izany maninona ? misy manko lhl tena tsy mahatanty na de fametrahana fanontaniana vokatr'io jalousie sy hoe possessive io fotsiny aza fa tonga de hoe "aleo misaraka" :(


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094