"jalouse" sy ny "possessive"
82. Herimiafina
(
04/06/2006 14:00)
Ka ny psy izao dia olona neutre raha tsy hoe angaha tara aminy koa ilay psy e! :-D
83. Fiffi
(
04/06/2006 14:14)
Herimiafina:heu.... tena mafy kosa aloha le manjoa an'le olona raha jalouse raha tahak'izao no fandraisana an'le jalousie an! De tsy aiko fa raha mba miteny kosa ve le olona hoe zao ny zavatra manjoa ahy , tonga de hatao hoe mi-jouer la victime ? de vao maika ho :snif: sy :( io sisa no azony hatao.
Tia tena tsinona dia mi-jouer kah, tsy mijery fitaratra alohan'ny hanenjehana olona.
84. Herimiafina
(
04/06/2006 14:40)
Tsy jalouse njay retsy no iantsoana io ry Fiffi an!
Raha terme amin'ny medecine mentale dia "obsession" angamba no metimety kokoa retsy an!
Raha terme amin'ny medecine mentale dia "obsession" angamba no metimety kokoa retsy an!
86. Herimiafina
(
04/06/2006 16:17)
Calma retsy ry Fiffi an! Ny olondrehetra anie misy io blem io kely daholo e!
Ny vehivavy rehefa regle dia tratranío probleme obsessionnel io izao.
Ny vehivavy rehefa regle dia tratranío probleme obsessionnel io izao.
88. Ralay
(
05/06/2006 06:42)
Ary tsy haintsika angaha ilay hira manao hoe Nampirafesinao wa zany tainomby taingisa nefa mbola potika aminao zaho e :P:D
90. mamzelkely
(
06/06/2006 05:28)
hummmmmmmmmmmmm :roll: ts tadidiko trony le resaka tato fampirafesana sa possessivité sy zalouzi:roll::°)
94. ramialy
(
09/06/2006 08:41)
Ralay : ka grave be ange io fitiavana io e, aza mba tratrany ihany (l)
95. Silo
(
09/06/2006 09:20)
Fa maninona kay ny ol no saropiaro e! Tsy matoky valeur sa diso tia loatra, sa fitiavan-tena ????
Ny ahy indray de omeko lala fa ataoko hoe: aza tratrako fotsiny @ sipa fa ......
Ny ol 1 anie reto rehefa tena raharahana sy arovana be de vaomainka maniraka azy hanao ny tsy mety izany
satria misy mentalité ol sasany manao izao: rehefa arovanao izy de miseho ho vedety, ka manao hoe: ity kou toa maty amiko loatra,
de eo ianao no raisinasady mba raisidraisina :lol::lol:8-)

96. Fiffi
(
10/06/2006 04:59)
Fa maninona kay ny ol no saropiaro e! Tsy matoky valeur sa diso tia loatra, sa fitiavan-tena ????satria tia ny azy izy.
97. diamondra27
(
10/06/2006 11:59)
saropiaro satria tia saingy na tafahoatra loatra de manjary hoe: tsy zaraiko an'iza na iza fa ahy samy irery de lasa ohatran'ny femme objet njay le izy fa tsy tena amour intsony, de lasa fananana en possession fa tsy hoe: tiako de ataoko ze mahasambatra azy
98. cutie
(
10/06/2006 12:34)
Voalaza teo :
Fa maninona kay ny ol no saropiaro e! Tsy matoky valeur sa diso tia loatra, sa fitiavan-tena ????
efa natioraly @ olombelona io, tsy hay valiana ny antony fa marobe arakaraky ny oul tsirairay.
99. fasaly
(
10/06/2006 14:23)
f'ita wa ry cutie, iza kou anefa no tsy ho saropîaro am fananany e! fa ny habetsany no tsy hitovian'ny tsirairay:wink:
100. Ralay
(
11/06/2006 02:37)
Dia hatraiza ny habetsky ny anjy zao ry fasaly? Hatrary ka===============> hatraty? sa hatreto=================> ka hatrary? :lol::*:*:P