"jalouse" sy ny "possessive"

101. Fiffi ( 11/06/2006 05:29)
diamondra: de raha izany akia de mba tokony hampian'le lhl na le vhv zany mba tsy ho lasa possessive koh!
102. diamondra27 ( 11/06/2006 07:32)
fiffi: izay mihitsy e! tsy ankasiahina le partenaire

efa hita oe: jaloux(se) ve izy de mbola manao zavatra mampieritreritra azy indray, vao maika makasika azy io;
fa de azavaina aminy angamba ny ataony, asa aloha na mety izay na tsia e!
103. fasaly ( 11/06/2006 09:18)
Ralay:

Dia hatraiza ny habetsky ny anjy zao ry fasaly? Hatrary ka===============> hatraty? sa hatreto=================> ka hatrary? :lol::*:*:P


hummmmm! hatreto ka=======>hatreto fotriny ka! kely bitika beuh:wink:
104. fasaly ( 11/06/2006 09:20)
diamondra: ka ny manazava ny hatao ve tsy mankasiaka ankola na indirekta????:wink:
105. Silo ( 11/06/2006 13:52)
saropiaro satria tia saingy na tafahoatra loatra de manjary hoe: tsy zaraiko an'iza na iza fa ahy samy irery de lasa ohatran'ny femme objet njay le izy fa tsy tena amour intsony, de lasa fananana en possession fa tsy hoe: tiako de ataoko ze mahasambatra azy

diamondra27 a! sarotra be ny hanao izay hahasambatra ol 1 izany satria tsy mety afa-po anie isika olmbelona reto e!

mahazo 500f izy mitady 5000f,

Ary ny eritreritra mamorona zvt foana na de zvt tsy misy aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3671