"jalouse" sy ny "possessive"
62. Fiffi
(
02/06/2006 04:38)
:snif::snif::snif: :(:(:( ireo sisa no azo hatao vokatrin'ny jalousie raha niteraka fisarahana .
63. Fiffi
(
02/06/2006 04:43)
:snif::snif::snif: :(:(:( ireo sisa no azo hatao vokatrin'ny jalousie raha mihafara @ fisarahana.
64. mamzelkely
(
02/06/2006 05:37)
sasa sy vale tsara le hvt fa misy lhl injainjay ts maintsy fehezinjy sinon manao zay tiny izy ary aveo aza mety motif mety ts hitiavany anjy tsony io mbô kozy eee tena mahalala lhl toy izany za refa avelanao manao zay ataony izy de izy njay aveo no mitaraina we "fa manina aza za no ts noteneninao we aza atao io zvt" :-D:-D lhl ange akia sampona njainjay ee :-D:-D
66. pissoa
(
02/06/2006 06:52)
Herimiafina:Hihihi, ohatran'ny famalin-na bandy kely jaloux sy ± possessif retsy izany famalin'ialahy izany ;-):-D:-D:-D
Jalouse=possessive? Tiako aby caractera-n'olo volaninao io drako!
Efa ela zah izao tsy nanan,olo-tia nanao tamiko tahaka-n'io, ca me manque le raha izany e!
A la recherche partenera possessive sy jalouse zah io, fa tiako be.
Na dia iznaya za, jalouse=sentiment.
Possessive=manifestation an'ilay sentiment jalouse.
Samby tsara aby izy roa ireo, ambinimbady ianao raha manao ireo. hehehehehe:-D
68. Fiffi
(
02/06/2006 08:11)
Fa aleo hiany mitandrina @ io fahasarotam-piaro io fa grave io an!
Misy namako zay tena tia be an'le bandy izy , tena nifankatia tokoa ry zareo . Saingy mba namoaka io fahasarotam-piaro io le sipa de tonga de nolazain'le bandy hoe "aleo misaraka" fa tsy nahatanty le fahasarotam-piaro hono izy. De :snif::snif: :(:( sisa no mba azony natao. Mety ho possessive be koa aloha le sipa an!

69. mamzelkely
(
02/06/2006 08:20)
fiffi mampalahelo tokoa zany nefa njainjay tena ts zaka le izy fa mipôka ihany io refa ela ny ela
70. Fiffi
(
02/06/2006 10:21)
mamz: ka normal , amiko aloha an! normal raha jalouse izy , tsy fitiavana daholo ve no mahatonga azy ho jalouse ? saingy.......
71. Herimiafina
(
02/06/2006 13:03)
Aza afangaro kosa ry zareo an! Io sentiment nobe jalousie sy possessive io tsy mitovy velively amin'ilay manome tsiny davansa sy obsession e!
Misy mantsy ampela sy manafo ohatra vao tsy mihetsika akory partenerandry zareo de efa ny saindratsy no mameno ny loha ary ny olana tonga dia miaraka amin'ny taimbava hoe mampirafy ianao na sipanao i anona , sns.
Ary mahagaga fa izy mpanao io dia convaincu mafy mihintsy hoe tena mampirafy ianao an, asa ino rha mandalo lohany ao.

73. vale
(
02/06/2006 14:28)
ie, le jaloux(se) mamorona sain-dratsy ne no ratsy e,ohatra: niditra ny trano tara ilay anankiray tonga dia balais be no mitsena azy na lapoaly, hihihihihihi, nefa mety hoe simba ny fiara no nahatara azy na,,,,,:lol: fa iza moa no tsy mba saro-piaro raha misy mikitikitika ny fananany,:°)
74. Herimiafina
(
02/06/2006 14:32)
Ny fomba fanao amin'ireny raha jalouse ianao dia manontany aloha hoe taiza ianao, raha mandainga dia tenenina moramora hoe fa maninona ianao no mandainga?
Fa tsy avy hatrany dai tifirina basy na kibay, sns.
Ny tena ratsy ihany koa dia ilay mi-jouer victime be, manao toy ny hoe izaho petit chaperon rouge foana dia ianao grand mechant loup. Fahotana ity farany ity satria manome tort ny rahalahinao na koa miteny ratsy ny rahalahinao izay tsy marina akory.

75. pissoa
(
02/06/2006 14:45)
Ny tena ratsy ihany koa dia ilay mi-jouer victime be, manao toy ny hoe izaho petit chaperon rouge foana dia ianao grand mechant loup. Fahotana ity farany ity satria manome tort ny rahalahinao na koa miteny ratsy ny rahalahinao izay tsy marina akory.Lalina izany hevitra izany :roll:
76. fasaly
(
02/06/2006 14:58)
herimiafina: jalouse inona wa lay ohatralazaiko etsyambony etsy lay resaa hoe manana amante na maitresse maro??????:roll::roll::roll:
tsy azonareo, norme veuh wa raha misy koupla dia na ilay lahy na ilay vavy manana sipa maromaro de manjary misy ny fahsarotampiaro, norme veuh zany:?hihihi
tsy azonareo, norme veuh wa raha misy koupla dia na ilay lahy na ilay vavy manana sipa maromaro de manjary misy ny fahsarotampiaro, norme veuh zany:?hihihi
77. Fiffi
(
02/06/2006 15:25)
Herimiafina:Tsy fanontaniana akory aza no napetrany efa loza , maika zany raha mbola andeha hametraka fanontaniana hiany ?
Ny fomba fanao amin'ireny raha jalouse ianao dia manontany aloha hoe taiza ianao, raha mandainga dia tenenina moramora hoe fa maninona ianao no mandainga?
Ny tena ratsy ihany koa dia ilay mi-jouer victime be, manao toy ny hoe izaho petit chaperon rouge foana dia ianao grand mechant loup. Fahotana ity farany ity satria manome tort ny rahalahinao na koa miteny ratsy ny rahalahinao izay tsy marina akory.
Mi-jouer victime ? heu.... matoa izy manao an'izany tsy mi-jouer zany fa misy antony ao !!! fa nahoana kosa no hatao hoe "mi-jouer" ????
78. Herimiafina
(
02/06/2006 16:11)
Tia tena tsinona dia mi-jouer kah, tsy mijery fitaratra alohan'ny hanenjehana olona.
Izao e, fanaon'ny olombelona io hoe isaky ny misy zavatra manjo azy io dia ny hafa foana no diso voalohany e! Normala izany satria tsy ary hahita ny tenantsika ohatry ny mijery fitaratra foana tsinona isika.
Tadidio fa ny marina tsy hivoaka velively amin'ny vavan'ny milaza ho namanao, hiatsara velatsihy aminao foana iny, fa olona neutre no resaho raha te hahfantatra ny marina ianao.

79. Fiffi
(
02/06/2006 16:54)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
80. vale
(
03/06/2006 18:05)
HM: asaivo manantona psy izy satria na olona neutre na namana, tsy spécialiste fa mety mba manome hevitra araka izay mba takatry ny sainy ftsn, sa:?: