"jalouse" sy ny "possessive"
22. totofy
(
31/05/2006 08:40)
zelkely tena marina ngé zany é bbbbrrrr sensible béééééééé:-D:-D:-D:-D:-D
mandrindra : tena hainao mintsy lé milaza sy mandrindra lé resaka =D=D=D:wink:
mandrindra : tena hainao mintsy lé milaza sy mandrindra lé resaka =D=D=D:wink:
23. vale
(
31/05/2006 08:57)
possissive= égoîste, ary TSY TIA VELIVELY IZANY AMIKO,mitraiter ny olon-tiany toy ny meuble:twisted:izy daholo no mandidy izay tiany, tsy mahazo manao an'izao sy izao, sns, sns,,, fiheverana ilay iray ho toy ny "FANANANY" fa tsy olona akory, ary tena ratsy be satria tsy manana LIBERTE intsony ilay olona iray izay very ny maha maha-olon'afaka azy:twisted::-D:-D:-D
jalouse= indray2 olona TSY MAHATOKY TENA (manque de confiance en soi), tia tena ihany koa fa saingy tsy mametraka didy an'ilay iray!:D
jalouse= indray2 olona TSY MAHATOKY TENA (manque de confiance en soi), tia tena ihany koa fa saingy tsy mametraka didy an'ilay iray!:D
27. sasa
(
31/05/2006 14:00)
:-D:-D:-D:-D za sady tsy jalouse no tsy possessive aloha e!
io ry reto mila matoky valeur fotsiny d izay an! raha tena tsy hita izay anaovana an'azy aleo jalouse fotsiny fa le possessive tena tsy milay koa, mampijaly tena fotsiny.
:-D:-D:-D:-D
io ry reto mila matoky valeur fotsiny d izay an! raha tena tsy hita izay anaovana an'azy aleo jalouse fotsiny fa le possessive tena tsy milay koa, mampijaly tena fotsiny.
:-D:-D:-D:-D
28. fasaly
(
31/05/2006 14:40)
hummmmmm! msotsa anareo zay namaly sy nanazava rehetsa fa azoko amzay!!!!!!!fanina beuh aho mantsy ka zà zany tsy aminreo:oops::oops::oops::P
30. tisera
(
31/05/2006 16:16)
rà za aloha no hanontaniana dé izao é:
- ny mahatonga ny olona ho jaloux na jalouse dia somary manana complexe d'infériorité dia lasa somary misy fialonana kely satria tsy tena mahatoky tsara ny maha-izy azy é! (tsy sûr @ valeur-ny);
-ny possessif na possessive indray dia mihevitra fa fananany ny olona iray (na zanaka io na vady na namana na havana) dia mierim-pitia diso tafahoatra .
Samy ratsy na ny voalohany na ny faharoa satria ny tena ihany no mararirary am-pijalian'ireo toetra ireo rehefa tena voany fa aleo sitranina fa tena giravy be ny voka-dratsiny ireo an!!!

32. vale
(
31/05/2006 16:37)
cutie:ihihihihih,cutie détekitiva akià :roll::-D:-D:-D
ary reny mpicontrole be reny, ahoana:roll: ny filaza azy?
34. fasaly
(
31/05/2006 18:54)
Ralay:
Hummmm zany moa izy io kay, ary zah ve mba jaloux ry fiffi :-D::D
Fasaly: Njy ve zany jalouse sa possessive d'apres an'io definition nomen'i fiffi io :D:*:wink:
:oops::oops::oops::oops:tena tsy haiko ny manakilasy ny tenako amzao ky kou! kozy zany mbola fanina beuh:{:{:{:{:{
35. fasaly
(
31/05/2006 18:56)
Fiffi:
fasaly: de jalouse ndry sa possessive ? :-D:-D:-D
:?:?:?tena henjana beuh dooly reto izy aky ry fiffi kou! tsy hitako beuh ihany zay achéko ny kilasiko amreofanazavàna reo:roll::roll::roll::roll::-D
36. fasaly
(
31/05/2006 18:59)
cutie: injy veuh mpi controle beuh????:roll::-D:-D:-D:-Dtanjemo aza mahatsatsa sekire any anaty paosy any vao maika loza:-D:-D
pssstttttt( efa lasa lay colis kely aky a!) kopy njy an!:wink:
pssstttttt( efa lasa lay colis kely aky a!) kopy njy an!:wink:
38. cutie
(
31/05/2006 21:58)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 31-05-2006 23:59:05
Lohateny : Re : "jalouse" sy ny "possessive"
cutie: injy veuh mpi controle beuh????tanjemo aza mahatsatsa sekire any anaty paosy any vao maika loza
pssstttttt( efa lasa lay colis kely aky a!) kopy njy an!
tsy za zany ka,oul hafa :-D
merci akia:*:*:*:*
39. diamondra27
(
01/06/2006 04:43)
tsy ohatran'ny mahafinaritra ve izany hoe: olona jaloux @nao izany e! de raha possessif izy dia azy irery ianao izany. Hum, tiako andramana izy izany.
40. mbaliana
(
01/06/2006 05:19)
za aloha tsy dia tena jalouse zany fa miezaka mba micomprendre le olona miaraka amiko hoe namany sns.. sady mba te hatoky an'le olona koa e...nefa aloha ilaina (fa tsy trop kosa e) ihany satria ohatry ny tsy miraharaha an'le olona ee...
possessive kosa toa aretina mihitsy ka, na koa tsy fahatokisan-tena. Tsy voatery sipa na vady mantsy fa na namana tsotra aza dia tsy tiana hiresaka na hifanerasera amin'ny olon-kafa mihitsy.
Za nahita vhv namako fa nony tafaraka tamina groupe zahay nandreraka be, fa ny hitoka-monina foana no tediaviny tsy hiresaka amin'ny be sy ny maro...