Tantely sy voasary makirana

1. pissoa ( 30/05/2006 12:18)
Ahoana kay mou no fampiasana ilay tantely sy voasary makirana io rehefa marary tenda be sy mikohoka be? Indrindra le feo tsy mety tafarina e.

Dia sao misy fomba hafa ialana amin'io fa tena giravy nefa zah tsy tia mandeha any am'dokotera :oops: (watafon :-$:-D:-D:-D)
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:12
2. booboo ( 30/05/2006 12:22)
tantely + voasary makirana + tamenak'atody + dobera kely. Dia afangaro tsara dé taperina tsara ouz mamanay fa very fotsiny ny raha hihihihihihi
3. pissoa ( 30/05/2006 12:25)
Okay.
Misaotra fa rapida be :-*
4. Fiffi ( 30/05/2006 12:51)
pissoa: hummm ! ho bedin'i wata eo ndry nihafarany an! :-D:-D:-D
Fa zao akia ny fanaovako azy an! mampangotraka rano aloha , de hasiana ny cirton en lamelle iny de hasiana tantely de rehefa manafangaro azy fotsiny ndy de sady potsipotrerina io citron io de hummmmm de sotrohina fa faran'izay mafana indrindra zakandry an! :-*:-*
5. vale ( 30/05/2006 13:58)
fiffi: manala kohaka ve io sa areti-tenda!:wink:
pissoa: atao tsisy valaka ohatran'io tenenin'i booboo io, de ny tsara koa afanaina kely ilay tantely(ataondry @ micro onde na,,,)dia afangaro @ izay ny sisa ambiny, tonga dia mafana tsara ny tratra!mmmmmmm:wink:
6. Fiffi ( 30/05/2006 14:08)
vale: manala haretin-tenda , manala kohoka akia fa hampiana an'le tamenaka atody raha ny kohoka an !
7. watafon ( 30/05/2006 14:21)
pissoa::roll::twisted::-D:-D:-D
raha mikohaka fotsiny sy farina ny feo d vitan'ireo voalaza rehetra ireo fa raha vao misy fièvre d misy infection ao zany k aleo ihany manantona DR fa ny areti-tenda anie k manahirana zay e!
8. pissoa ( 30/05/2006 14:24)
Misaotra ny namana rehetra namaly :-*

K'efa we zah tsy handeha any am'dr zany :twisted::-D:-D:-D
9. Fiffi ( 30/05/2006 14:35)
mafy loha zany raha pissoa kely an! :-D:-D:-D
10. watafon ( 30/05/2006 14:44)
Fiffi: hita mihitsy wa, manahirana mihitsy wa ny tanora ankehitriny e! :-D:-D:-D
11. bellla ( 30/05/2006 14:55)
Ka tsy aleo ve ky mahery loha toy izay malemy loha .:-D:-D
12. vale ( 30/05/2006 15:16)
fiffi, wata::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
13. watafon ( 30/05/2006 17:19)
bella: zay kosa aloha e! nefa raha mahery loha loatra toa hanahirana kle !
14. Fiffi ( 30/05/2006 17:41)
wata , vale: :-D:-D:-D:-D
wata aahh! i fijo indray zao no ahazo aina be @ io resaka io an! fa sur zah fa ny azy hasiany rhum kely hihihihhi
15. watafon ( 30/05/2006 17:51)
Fiffi: k tena mety ange iny e! mafana tsara ny tratra amzay !
16. Fiffi ( 30/05/2006 18:14)
wata: zah aloha efa nanandrana an! fa heu... narary andoha avy eo ! tsy normal zany an! nga natokana ho an'i fijo irery io ? :roll: :-D:-D
17. watafon ( 30/05/2006 18:19)
an3 k ! antsika rehetra k! f'angaha natao betsaka b le vodka hono :?::-D
18. Fiffi ( 30/05/2006 19:01)
wata: heu...mal dosé :oops: :-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 30/05/2006 19:51)
ny ahy ndray ny fataoko, sakamalao de citron de tantely de afangaro daholo reo:P
20. Zina ( 30/05/2006 22:54)
ie io lazain'i cutie io no tena izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1062