Tantely sy voasary makirana

41. watafon ( 03/06/2006 14:22)
pissoa: iza ndray no lazainjy fa maditra eo zao :?: elah no tsy azo tenenina kou za no maditra !:-D:-D:-D
42. vale ( 03/06/2006 15:53)
:-D:-D;-)
43. watafon ( 03/06/2006 18:19)
k hita fa zany kou!
pissoa::)
44. Fiffi ( 04/06/2006 04:10)
efa satrana ve pissoa ?
wata endry be kah :)
45. pissoa ( 04/06/2006 11:57)
wata, taiza kou zah ze tsy azo tenenina teo zao 8O
46. Fiffi ( 04/06/2006 12:02)
ntsoooo
47. watafon ( 04/06/2006 18:32)
pissoa: njy tsy mety minana fanafody k !:)
48. pissoa ( 04/06/2006 18:54)
Ka efa we ratsy be wa le izy sady zah rahateo tsy tia mihinana fanafody :roll::-*
49. booboo ( 04/06/2006 21:05)
hihihihi fa tsy efa sitrana kosa ve zay ?
50. watafon ( 05/06/2006 17:26)
booboo, tsy mety miteny izy akia an ! :)
pissoa: mbo valio moa le olona fa te hahalala doly e! :-*:-*:-*
51. pissoa ( 05/06/2006 17:43)
Hihihi, efa sitrana zah :-*:-*:-*:oops:
52. watafon ( 06/06/2006 08:51)
pissoa: arahabaina zany njy e! :-*:-*:-*
53. pissoa ( 06/06/2006 09:12)
Msaotra leisy :-*
Misaotra an'Dr dia misaotra ny namana rehetra namaly ary e :-*:-*:-*
54. watafon ( 06/06/2006 17:39)
tsisy fisaorana less fa refa salama elĂ  d zay no zava-dehibe an! :-*:-*
55. rapala ( 06/06/2006 20:45)
sambatra ihany ny manana dr ao an-trano (serasera):-D:-D:-D
56. pissoa ( 07/06/2006 13:51)
Hihihi, sambatra mihitsy :-D:-D:-D
57. watafon ( 07/06/2006 13:58)
hita mitsy wa e! afa-pahasahiranana e!:-D:-D:-D
58. Fiffi ( 07/06/2006 14:34)
hummm ! :)
59. fijo ( 07/06/2006 20:23)
vao azon'ny sakamalao io dia sitrana ka
60. Fiffi ( 08/06/2006 05:29)
:miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1332