Tantely sy voasary makirana
81. Fiffi
(
13/06/2006 11:20)
sa mbola lasa nanararaotra nihinana glasy any de sao de tsy sahy mitantara kosa ary an ? :-D:-D
83. pissoa
(
14/06/2006 12:25)
Fiffi sy wata :-w:-D:-D:-D
wata, iza tsika sy njy no tena tsy nipoitra tsony e :twisted::-D:-D:-D
wata, iza tsika sy njy no tena tsy nipoitra tsony e :twisted::-D:-D:-D
85. Fiffi
(
14/06/2006 12:49)
pissoa: firy t@ io zao nolanindry androany ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/0043.gif[/IMG]
87. Fiffi
(
16/06/2006 06:08)
wata: ka aiza kosa ve akia de vao maraina hono izy de efa mihinana koh! ka mandrapahariva ny andro heu...mety ho firy ny lany tao ? :-D:-D
88. pissoa
(
16/06/2006 06:17)
Fiffi sy wata tssssss 8O
Njy ilaozanjy mijery baolina ... de mzesta be fa naharesy omaly :-*:-D:-D:-D
Fiffi, ka manjary marary be ny foko raha tsy mihinana gilasy za rehefa avy mikaly ka :-D:-D:-D
watafon:
njy k !:-D:-D:-D
Njy ilaozanjy mijery baolina ... de mzesta be fa naharesy omaly :-*:-D:-D:-D
Fiffi, ka manjary marary be ny foko raha tsy mihinana gilasy za rehefa avy mikaly ka :-D:-D:-D
90. watafon
(
17/06/2006 07:09)
pissoa: tena faly mitsy za fa naresy k !:-*:-*:-*
hay v mamparary fo koa ny tsy mihinana gilasy e !:-D:-D:-D
hay v mamparary fo koa ny tsy mihinana gilasy e !:-D:-D:-D
92. pissoa
(
17/06/2006 19:48)
Fiffi sy wata :-D:-D:-D
Fiffi:Izay zakan'ny vola ka ;-)
de firy nolany eh ?
wata:Ie, ngah tsy fantatr'elah? Hihihi, tonga de tomany be mihitsy zah raha tsy mihinana gilasy :-D:-D:-D
hay v mamparary fo koa ny tsy mihinana gilasy e !
94. watafon
(
19/06/2006 13:55)
pissoa: andraso ary fa hividianako gilasy bobak b njy e! kouny an ?:-*:-*:-*
Fiffi: hita fa mbola zaza midongy mitsy nge io e! :-D:-D
Fiffi: hita fa mbola zaza midongy mitsy nge io e! :-D:-D
95. pissoa
(
19/06/2006 14:57)
Fiffi, an3 ka - lasa toy ny zazakely tsy nahazo gilasy.
wata, ie. Bobaka mihitsy an! Tanjemo aza mandainga eo fa alazako =))
wata, ngah zah efa nidongy tany am'njy :twisted:
wata, ie. Bobaka mihitsy an! Tanjemo aza mandainga eo fa alazako =))
wata, ngah zah efa nidongy tany am'njy :twisted:
96. Fiffi
(
19/06/2006 15:19)
aiza kosa ve akia ry pissoa , sady hangatahandry gilasy bdb i wata de dongina de mbola halaza koh ? anjekaky ooo :{:{:{ :-D:-D:-D
97. fijo
(
21/06/2006 19:35)
wata,ela ery ambony ery milaza hoe tsy atao be loatra ny sakamalao,fa za letsy dia mahalany ilay vodiny iray iny rehefa misakafo.ataoko solon'ny sakay.de ny tongolo gasy koa toa izany.fa tsy maninona loatra avy eo
98. Fiffi
(
25/06/2006 18:43)
fijo: masiaka nge ireny sakamalaho ireny eh! mampiso bouton eo @ tarehy avy eo!
99. watafon
(
26/06/2006 09:50)
fijo:izy masiaka eo ihany fa le izy manaitaitra ange no tiako lazaina e!
pissoa:alazanjy amin'iza akia zà? :-D:-D:-D, tsy tadidinjy nga le omaly iny ? :-D
Fiffi::-*
pissoa:alazanjy amin'iza akia zà? :-D:-D:-D, tsy tadidinjy nga le omaly iny ? :-D
Fiffi::-*
100. Fiffi
(
26/06/2006 19:58)
wata: :*
hummmm ! misy ...mahita kilazalaza anio eh!
mahita kitorotoro anio eh!
ho bedin'i dada enao
voakapok'i neny enao
mahita kilazalaza anio eh!
hummmm ! misy ...mahita kilazalaza anio eh!
mahita kitorotoro anio eh!
ho bedin'i dada enao
voakapok'i neny enao
mahita kilazalaza anio eh!