Tantely sy voasary makirana
22. doudah
(
31/05/2006 05:44)
salut aona tsra ny fampiasana le tantely sy voasary makirana? tsy mampando ve?
24. little
(
31/05/2006 06:36)
ary mba ahoana hoa raha misy hemoroida e? mbola azo ampiasaina ve ny tantely sy voasary makirana? de le sakamalao ve azo soloina sakay?
mikohaka mafy mitsy mantsy le izy!=))=))=))
mikohaka mafy mitsy mantsy le izy!=))=))=))
26. booboo
(
31/05/2006 09:34)
doudah > tsy mampadoa zany. hafanao tsara sy afangaroy tsara fotsiny dé zay. lé jus de citron no afangaro @ tantely sy tamenak'atody ary dobera kely. Refa mitsonitsonika tsara iny dé sotroina @ zay. Atao matetika mandra-paha afak'ilay kohaka.
27. isrine
(
31/05/2006 12:35)
Manao petak'afo alohan'ny hatory koa mety rehefa mikohaka. zany hoe maka menaka kely ( ohatra hoe huile coco, na amande douce...) de ahosotra ny felatanana de hafanaina @ afondabozia de iny no apetapetaka @ tratra, averina imbetsaka eo mandrapahafanan'ny tratra e.
28. pissoa
(
31/05/2006 15:54)
Hihihi, vao maheno hoe tamenak'atody ry doudah dia efa tsy tia. Nefa anie miam be e. Sady zah efa zatra mihinana atody manta ;-):-D:-D:-D
30. pissoa
(
31/05/2006 17:28)
Efa mihatsara retsy zah fa tsy nankany am'Dr an :-$=))
Lainga kanjony e :-*
Lainga kanjony e :-*
32. watafon
(
01/06/2006 09:01)
:evil: njy ty tena maditra mitsy k ! antsoiko aloha bedada fa tsy azo tenenina mitsy k ! :-D:-D:-D
34. pissoa
(
01/06/2006 17:38)
Hihihi, fa iza kounkou no matahotra an'iny kle :-w
wata, :evil::evil::evil: zany rehefa samy hampiasa demony kely ihany :-D:-D:-D
wata, :evil::evil::evil: zany rehefa samy hampiasa demony kely ihany :-D:-D:-D
36. pissoa
(
01/06/2006 18:41)
Hihihi, memezan'Fiffi njay zah nefa watafon ihany io maditra io :oops: