Tantely sy voasary makirana

61. fijo ( 09/06/2006 18:38)
ie,de mihevotrevotra toa io avy eo ka
62. pissoa ( 09/06/2006 19:13)
Hihihi, fa mampite-harary foana ny tsiron'le izy anie e :roll::-D:-D:-D
63. watafon ( 10/06/2006 05:27)
aza miteniteny foana wa njy ry pissoa fa sô d hanahirana eo njay !:-D:-D
fijo: fa tsy atao b loatra le sakamalaho an!
64. Fiffi ( 10/06/2006 05:34)
wata: elaela indray enao tsy hita an! :):-*
65. Fiffi ( 10/06/2006 05:35)
pissoa: efa sitrana tsara nefa aloha ve ndry zao ?:-*:-*
66. pissoa ( 10/06/2006 09:47)
watafon:
aza miteniteny foana wa njy ry pissoa fa sô d hanahirana eo njay !:-D:-D
Ka diso njay ary ve io teniko io e? Hita fa matsiro be le sakamalaho sy le tantely sns knou :-D:-D:-D

Fiffi, efa sitrana be mihitsy zah fa meci an :-*

Dia efa mihetraketraka mihinana gilasy amin'ny andro vao maraina mangatsiaka :°):-D:-D:-D Lainga kanjony fa ngo de bedin'dr eto njay zah kle :roll:
67. Fiffi ( 10/06/2006 11:39)
pissoa: :-* heu... marina ve akia zany ? sao de hidiran-doza ao an! mihinana glasy vao maraina ? anjekaky ooo :{:{
68. watafon ( 10/06/2006 14:17)
Fiffi: hitanjy amzany ny ditrany ! :-D:-D
pissoa:tsy d narary loatra kosa angamba elah teo e ?hihihi:-D
69. Fiffi ( 10/06/2006 16:39)
wata: nga tsy loza hoa eh !
70. tisera ( 11/06/2006 07:19)
:-D:-D:-D tena efa sitrana be pissoa kely io matoa sahy mihinana glace vao maraina
71. Fiffi ( 11/06/2006 14:40)
72. watafon ( 12/06/2006 04:28)
tisera: voalazanao mihitsy ! hihihi
73. Fiffi ( 12/06/2006 04:44)
hihihihih sady mafana ny andro .
74. watafon ( 12/06/2006 04:55)
aty mangatsiaka b knou !
75. Fiffi ( 12/06/2006 07:23)
wata: hay tokoa moa eh ? ny aty indray aloha de tena efa mafana be an! hummmm lasa piscine foana indray zao hihihihih sy ny glasy :miam::miam: fa grave be ny pollen:(
76. pissoa ( 12/06/2006 07:46)
Ary ireto olon-db tsy menatr'olona fa mifosa kle :-D:-D:-D Nefa efa noteneniko hoe hanihany io :-w
77. watafon ( 12/06/2006 11:29)
pissoa: :-D:-D:-D tsatsa njay kle!
78. Fiffi ( 12/06/2006 12:08)
:-D
79. Fiffi ( 12/06/2006 12:09)
mody miala bala indray pissoa an! :-D:-D:-D
80. watafon ( 13/06/2006 10:00)
hita wa ! zay d tsy nipoitra tsony !:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8952