Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mamzelkely ( 02/06/2006 05:42)
fanotaniana
hono hoa ry reto misy fanotanina mba manitikitika anah ity aôna kay no tokony hatao mba hilazana am olona iray hoe madainga enao?? azavaiko vetivety: misy olona zao efa fatatrao zao izy fa madain... tohiny
lapino ( 02/06/2006 03:54)
Ny fanahin'ny olona
Voalaza hono fa hoe misy fanahy ny olona. Mino izany daholo ny karazan'olona rehetra ity, hatrany amin'ny kely maso, mainty sy fotsy ary mena hoditra, na dia samy manana ny fandraisany azy aza. Ny... tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2006 16:36
fiaritiana ( 01/06/2006 20:39)
Web site personnel!!
Salama daolo! Mba saika hanontany hoe ahoana kay ny mi-créer WEB SITE (PERSONNEL) azafady indrindra zé mahay! Misaotra Tompoko... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2006 09:39
sareraka ( 01/06/2006 14:24)
AIR TIKO MADAGASIKARA
Miarahaba anareo tompokolahy sy tompokovavy ato anatin'ity fiaramanidina ity ny lehiben'ny mpanamory MARC RAVALOMANANA sy ny mpanamory mpanampy JACQUES SYLLA.Haharitra 5 taona ity sidina ity .Ilàna t... tohiny
novalian'i tsoupou ny 08/07/2006 12:07
jon ( 01/06/2006 14:18)
cntemad
miarahaba anareo namana rehetra ato amin'ny serasera ; saika mba misy zavatra anontaniana mitovy lenta ve ny mpianatra bac+5 avy ao @ny faculte sy ny mpianatra bac+5 avy ao @ ny cntemad... tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 10:08
xxx ( 01/06/2006 13:08)
FA NATAON' NY JIRAMA AIZA NY VOLAM-BAHOAKA
:?:Dia nankaiza marina ary ny devis naorin'ny JIRAMA tamin'ny taona 2004 sy 2005 fa tena be ny olona no mimenomenona hoe efa voaloa ny devis nefa dia hatrami'izao lazainy fa tsy misy fitaovana foana,i... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:31
mandrindra ( 01/06/2006 12:56)
Levelo
mitady tononkira maro miara amin'ny tondrompeo raha azo atao. anoatr'ireo 4 izay efa ao amin'ny takelaky ny tononkira. ny mombamomba ny mpihira raha misy mahalala. misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i pissoa ny 05/06/2006 11:08
diamondra27 ( 01/06/2006 09:45)
LA MALEDICTION
ho avy tsy ho ela hono.... 6 Juin 2006... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:08
rhaingo ( 01/06/2006 09:24)
inona no ataonareo...
rehefa misaraka, mbola mijanona ho mpinamana sa samy maka ho azy... tohiny
novalian'i cabot ny 01/11/2006 22:04
Mitsikifoana ( 01/06/2006 09:10)
Mangataka tononkira aho
Tiako be ilay hiran'i JerryMarcos hoe amboara saosy iny fa mba mangataka e! Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:21
petsambava ( 01/06/2006 07:13)
RY TANINDRAZANAY KARANA O!
Ry tanindrazanay karana o! ry MADAGASIKARANAY sinoa rehefa avy nandàlovan'ny valàla dia mbola mijaly dia mijaly tokoa tahionao ry zanahary ity filoha ra8nay ity hivarotra ny tanindrazana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:33
majesty ( 01/06/2006 03:15)
TSY MISY ANDRIAMANITRA!
Nahita an'ilay lahatsoratra teo ambany aho dia nieritreritra fa mety ho tsara raha mba hanokatra loha-hevitra vaovao somary mifanohitra amin'io nosoratan'i Ralay io,dia izao no fanontaniana tiko hapet... tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2006 11:39
LazaRandri ( 31/05/2006 22:20)
Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
1- [u]Ho an'ireo mpino Kristianina[/u]: "Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany hianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra" Jakoba 3:1 => Tandremo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2006 23:22
naughtyboy ( 31/05/2006 20:04)
rompatsa sy anamalaho
sao de mba misy mahay manome ny fanaovana nio re fa tsy mazava tsara ny momba nio, ny fahalalako ahy zao de: -Ovy 200g voatetika -tongolo 2 zaraina 4,tongolo gasy 2 vaventy voapotsitra -henomby asi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:55
bellla ( 31/05/2006 18:32)
saonjo
Sao de misy mahay le fandrahoana saonjo afangaro amin'ny coco ky nareo? Mba atoroy zah. de rah misy fandrahoana saonjo tsara hafa iany koa, ankoatra le iz atao laoka reny. misaotra... tohiny
novalian'i vale ny 05/07/2006 20:25
booboo ( 31/05/2006 16:30)
Plats
Goulasch ( 6pers. ) -Hena omby 1kgs -Voatabia 6 -Tongolo be 6 -Ovy atao purée 500g -1 verre de vin rouge -bouillon 3 vera -menaka 3 sotro -romarin -thym -persil -tongolo gasy -sira, dip... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:29
tisera ( 31/05/2006 16:09)
Fihaonana namana fanilo radio
Ho an'izay mpihaino ny fanilo radio :misy fihaonana karakarain'ny tompon'andraikitra @ alahady 18 jona @ 18h30, hitanareo ao @ takelaky ny http://faniloradio.com/ ny andinindininy momba ny fihaonana.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 11:47
OLPolonaleopolitika ( 31/05/2006 15:37)
Fifidianana @ 03 desambra 2006 mahalasa saina tokoa!...
Raha arahina tsara ny zava-niseho depuis fin 2001 (desambra)izay nanaovana ny fifidianana ka nampisy olana sy crise t@ 2002 dia mahalàsa saina ihany . -raha ny lalàna velona dia ny HCC no milàza... tohiny
novalian'i rapala ny 06/06/2006 12:16
sareraka ( 31/05/2006 14:41)
Marenina eo aho fa izaho hiresaka!!!!
Marenina eo fa izaho hiresaka marenina eo fa aza miresaka marenina eo fa vazaha miresaka...marenina eo hoa.. SILENCE TAISEZ- VOUS! -Raprezy dia lany daty raha diska dia efa ho vaky injao indr... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2006 20:37
Santiona ( 31/05/2006 14:36)
hisaraka (bodo)
ry zareo a! misy hira mlay B zay nataon'i Bodo t@ concert farany teo. Babo tanteraka aho. "Hymne à l'amour dramatique" hoy ny gazety izay. "hisaraka" na "fisarahana" no lohateny. Izay manana ton... tohiny
novalian'i cutie ny 06/07/2006 17:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0143