fa maninona
1. bobone
(
02/06/2006 12:18)
fa hono oah!
ny olona no mandainga fa tsy mety milaza ny marina e!
ny olona no mandainga fa tsy mety milaza ny marina e!
novalian'i ralos ny 21/06/2006 07:11
2. bobone
(
02/06/2006 12:31)
Na eo @ fiainana an-davanandro na @ toerna iasana de ahitana ny lainga avokoa Inona loatra no mahatonga izany sa teran'ny fiainana sarotra e! de lasa manaonao foana!!!
4. pissoa
(
02/06/2006 12:50)
Hihihi, manontaniana tena hoe fa maninona i bobone no mandainga dia voavaly (amin'ny ampahany) ny fanontaniana e :roll: (raha tsy hoe tsy mbola nandainga mihitsy)
5. Herimiafina
(
02/06/2006 12:54)
Misy tanjona kendreny retsy izy an!
Na koa misy contrainte mahatonga azy handainga.
Ny olana voalohany dia ilay olon handaingany gatée be na tsy realiste dia matahotra izy ny tsy hanome fahafampo io olona io dia aleony aloha handaingana io olona io.

7. mandrindra
(
02/06/2006 13:26)
inn moa no mahasamy hafa ny lainga sy ny marina? ny toerana hijerena azy. dia ny lainga aminao mety marina amin'ny sasany, ary ny marina aminao mety lainga amin'ny sasany. tsy misy izany lainga izany e, hevitra no ampiadina
9. vale
(
02/06/2006 14:18)
bobone: io tenenin'i HM io mety ho antony,ny antony faha-2 koa : dia mety tsy matotra ilay olona:roll:
10. Herimiafina
(
02/06/2006 14:21)
Maro ny resaka enjeux amin'ity la terre ity ry zareo an. ary matetika raha vao zavatra na domaine misy enjeux dia mandeha ho azy ny laingan'olona: fitiavana, vola, fianarana, sns.
11. xxx
(
02/06/2006 15:18)
Za lou dakor @ Pissoa mitsy e! Manontania bobone tena oe fa maninona no mandainga satria mandainga bobone ra mbola tsy nandainga !!! fa za lou tena teneniko ny marina fa ndray² a mandainga fa te handainga fotsiny zao. Zay lou no ambara fa veloma daolo ndray
12. vale
(
02/06/2006 16:23)
xxx::-D:-D, tandra vadin-koditra @ raolombelona ny lainga fa ny mampiasa azy @ fomba ratsy no tena maharatsy azy eh!:P
13. Herimiafina
(
02/06/2006 17:04)
Hafa ny tanjona an'i xxx : "te-handainga" ohatra iray amin'ilay hoe mandainga noho ny tanjona: "se faire plaisir".
mety manao autosatisfaction be i xxx raha psychologiequement parlant an! :-*
mety manao autosatisfaction be i xxx raha psychologiequement parlant an! :-*
14. Fiffi
(
02/06/2006 18:00)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../icon_rolleyesg.gif[/IMG]
15. ralos
(
21/06/2006 07:11)
Ty mandainga!
Ny fahitako azy dia nataon'ny olombelona handrindrana ny fiainany eo anivon'ny fiaraha-monina misy azy ny lainga mba hampihena ny savorovoro. Mba eritrereto anie hoe milaza ny marina daholo ny olona rehetra tsy misy an-kanavaka e! Inona no mety hitranga? Raha mampihatra ao amin'ny tokan-trano misy azy fotsiny i Bobone dia mino aho fa voavaly ny fanontaniany.