cntemad

1. jon ( 01/06/2006 14:18)
miarahaba anareo namana rehetra ato amin'ny serasera ;
saika mba misy zavatra anontaniana
mitovy lenta ve ny mpianatra bac+5 avy ao @ny faculte sy ny mpianatra bac+5 avy ao @ ny cntemad
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 10:08
2. aly ( 01/06/2006 17:06)
TSOTRA NY VALINY
Raha ny valeur n'ny diplôme no jerena dia inona moa ny position'ny fanjakana: reconnue sa tsy reconnue ny diplôme cntemed? izay valin'io no valiny
Valeur indray ve bac+5=bac+5 raha tena ninantra ilay mpianatra na teny ankatso na tany an-tranony.
Amin'ny entreprise indray ve? Ny asa vita no vavolombelona
Amin'ny fanjakana indray ve , raha hanao concours hidirana fonction publique? ny valiny voalohany no izy
Mazotoa ary minatra na aiza ianao na aiza dia ho hitanao ny valeur.
3. Fiffi ( 01/06/2006 19:12)
fa inona le cntemad ?
4. arlovah ( 02/06/2006 07:50)
Centre Nationale de Télé enseignement de Madagascar lé CNTEMAD
5. Fiffi ( 02/06/2006 10:26)
arlovah: misaotra anao :)
6. sarobidy ( 18/07/2006 10:08)
de inna no mahasamy hafa azy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.597