AIR TIKO MADAGASIKARA

1. sareraka ( 01/06/2006 14:24)
Miarahaba anareo tompokolahy sy tompokovavy ato anatin'ity fiaramanidina ity ny lehiben'ny mpanamory MARC RAVALOMANANA sy ny mpanamory mpanampy JACQUES SYLLA.Haharitra 5 taona ity sidina ity .Ilàna tsiny betsaka ny fahataràna ho anareo mpandeha .
Ireny efa hitanareo ireny moa ny sakafo ho atolotra @ izany

-Entrée: déléstages aux sauces vinaigrettes
-Résistance:infaltions ritra
-Desserts:glaces parfum fanapenam-bava

Mirary antsika ho: SOAVA DIA ary tompoko!!
novalian'i tsoupou ny 08/07/2006 12:07
2. Herimiafina ( 01/06/2006 14:45)
I Sareraka angaha pilote ao sa chef de cabine ao sa Hotesy sa steward fa toa i Sareraka no nandray micro klé? Ny commandant mantsy no tokony hiteny an'io e!hehehehehehehe:-D
3. pissoa ( 01/06/2006 15:23)
Herimiafina :-D:-D:-D
4. caloh ( 01/06/2006 15:35)
hihihi de aiza ny destination
5. sareraka ( 01/06/2006 15:38)
manao éscale ao @ MINOA FOTSINY IHANY! dia MANGAROM-BILANY no déstination!!!

INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY? ha ha ha
6. xxx ( 01/06/2006 15:42)
sareraka> http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m447d7cc964d3e fa misy mitady ianao dia tsy mandeha ao mihitsy an :roll::-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 01/06/2006 16:23)
Tour de controle Banque mondiale à MD-0207. Vous n'etes pas autorisé à decoller. Misy mimenomenona ny mpandeha ao amianreo fa tsy maiky ny fempetra tokony harahinareo:
-Entrée: déléstages aux sauces vinaigrettes
-Résistance:infaltions ritra
-Desserts:glaces parfum fanapenam-bava

hehehehhee:-D
8. sareraka ( 01/06/2006 16:46)
MD 077(chiffre fétiche du CDB) cap 360° Décollage prévu à 00h zoulou .HUMC de fahamarinana et fahamasinana à bord .Maxi payload de 14.000.000 de malgaches dont 20% GP TIM et 5t de frêt pour MAGRO.
Demandons décollage immédiat le 03 décembre 06 sans conditions
thks coops!
9. Herimiafina ( 01/06/2006 16:51)
No way guys, you are no ready enough to take off.
Try to become poorer and poorer then we will be the master that has the authority to make you take off.
10. fijo ( 01/06/2006 19:28)
ka raha te ihinana an'ireo moa ry sareraka ,mahazotoa homana e
11. marozevo ( 01/06/2006 21:27)
farany ho lasa adala eo io sareraka io. Ary angamba marina ihany ilay henoko taloha hoe midaina i Sareraka... Enga anie mba ho vavan'ny mpanaty ran-kena no ho henoko.
12. sareraka ( 01/06/2006 21:57)
aza mbà manala-baràka kosa ry akàma a! mbà manàna porofo vao miteniteny olona ohatr'izao!!!koa raha i rangahy izao no lazaiko hoe mpi viol ny anabavin-drangahy comme ça tsy misy preuve dia mbà faly ve?
13. FABIOJAX ( 01/06/2006 22:49)
Ataovy mihinana ny anganiny mihintsy ry zokibe sareraka fa tena tsy mintsy!:-D:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 02/06/2006 05:34)
fopla
15. Achia ( 02/06/2006 07:22)
:°):@:@:@
16. prime ( 02/06/2006 08:08)
Ataovy mihinana ny anganiny mihintsy ry zokibe sareraka fa tena tsy mintsy

=))=))=))
17. ravakamalala ( 02/06/2006 08:47)
Ino ndray re raha ty????
18. mandrindra ( 02/06/2006 09:29)
hisy ATR efatra na dimy ho avy ao dago fa tsy an'ny air mad
19. hesham ( 02/06/2006 10:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. prime ( 02/06/2006 10:20)
fa an'iza indray izany e???:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.684