AIR TIKO MADAGASIKARA
26. patrick2002
(
02/06/2006 13:55)
loza ity marina misy terroriste a bord ,izay efa namily ny fiaramanidina nandeha tsara hitontona ao @ aeroport fanjakan'i madinika t@ 1972 ,tapohy somnifere extra fort ny dessert glaces parfum fanapenam-bava ,raha tsy izany dia hiodina any @ archipel utopique indray isika rehetra.
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY
28. marozevo
(
03/06/2006 21:13)
Sareraka > tsy miteniteny foana mihitsy aho fa mazava izay lazaiko. Indro averiko soratana eto ambany ka vakio tsara aloha vao miteny...
Rehefa voavaky sy voadinika tsara dia valio amin'izay.
farany ho lasa adala eo io sareraka io. Ary angamba marina ihany ilay henoko taloha hoe midaina i Sareraka... Enga anie mba ho vavan'ny mpanaty ran-kena no ho henoko.
Rehefa voavaky sy voadinika tsara dia valio amin'izay.
30. prime
(
06/06/2006 07:44)
hoy HM:
Tena milay tokoa izany kah!:wink:
Favy kosa izany klé. Aleo hisy concurence any ny air Mad e!
Tena milay tokoa izany kah!:wink:
31. yehel
(
07/06/2006 07:03)
Indrisy fa dia lasa adala daholo sisa ireto gasy mitovy amiko.Dia pôlitika va no nahatonga izao???I ravalo ve no fositra????Ny doma no bdb.Fidio ihany leity ny hôvalahy dia ho hitan'ialahy eo ndray an.
32. kiadytsilaitra
(
07/06/2006 08:27)
Ke tsy misy tanindram-bavy mirotsaka bonko fa ilay tanindran-dahy mi-se presenter reo efa hain'ny be sy ny maro fa tsy hanano raha. Akory atao:?: asa? fidio amin'izay pere Pedro:lol:
33. marozevo
(
07/06/2006 19:41)
Resaka politika no ataontsika eto. Ny tena hevitry ny teny hoe POLITIKA dia : Tetika hitantanana tsara ny tanàna.
Indrisy anefa, fa be loatra isika no latsaka anaty haraton'ny fandranitana adim-poko. Amin'izao androntsika izao ve dia mbola hiresaka "hovalahy" ihany... Tsy mampalahelo fotsiny fa tena mahamenatra loatra.
Indrisy anefa, fa be loatra isika no latsaka anaty haraton'ny fandranitana adim-poko. Amin'izao androntsika izao ve dia mbola hiresaka "hovalahy" ihany... Tsy mampalahelo fotsiny fa tena mahamenatra loatra.
34. toovs
(
14/06/2006 09:07)
yehel:
Indrisy fa dia lasa adala daholo sisa ireto gasy mitovy amiko.Dia pôlitika va no nahatonga izao???I ravalo ve no fositra????Ny doma no bdb.Fidio ihany leity ny hôvalahy dia ho hitan'ialahy eo ndray an.
inona non idiran'ny Hôvalahy sy ny tsy Hovalahy am zany e. compétence no ilaina. Tsy ao anatin'ny ra akory ny compétence fa azo avy ao anatin'ny société mitaiza anao sy ny formation azonao.
ka na Hova , na Andriana, na ampanjaka , na mpanompo izay razany tany; tsisy tokony hiraharahiana an'izany fa raha mahay mampandroso izy de avelao hitondra e. Izay tsy afaka mampitombo ny fahefa-mividin'ny gasy kosa de anafaro taranaka fa tsy mahay mitondra firenena ho any amin'ny fandrosoana e
35. marozevo
(
15/06/2006 23:00)
Mbola hotakian'ny tantara amin'ny tsirairay ny fandrangitana na filalaovana "FOKO" eo anatrehan'ny raharaham-pirenena. Tandremo lahy....
36. tsoupou
(
08/07/2006 12:07)
Sareraka ô, sareraka tokoa ve io ??? Mba tantarao aloha lé chantier teny Alasora mba ho fantatry ny namana eto e.
Mazotoa
Mazotoa
