LA MALEDICTION

1. diamondra27 ( 01/06/2006 09:45)
ho avy tsy ho ela hono....

6 Juin 2006
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:08
2. diamondra27 ( 01/06/2006 09:53)
http://www.topchretien.com/topinfo/affiche_info_v2.php?Id=11003
3. Fanja1 ( 01/06/2006 10:04)
diam's mmhhhh
4. prime ( 01/06/2006 10:21)
Efa nisy 1ère version io tantara io... (Damien)
Dia ho hita eo e! toy ny film rehetra dia atao marketing daholo na dia ny marika ratsy indrindra ary...:?
5. mamzelkely ( 01/06/2006 10:24)
ts de azoko inn n tin'i diams vohizina ato satria resaka sortie ana film io donc stratégie adoptée par 20th century fox io ts hitako lôtra zay problem :roll:
6. Fiffi ( 01/06/2006 10:29)
film
7. Fiffi ( 01/06/2006 10:30)
fa inona no idiran'io ato @ fivavahana sy finoana ?
8. prime ( 01/06/2006 10:46)
tsara fipetraka mihitsy izany fanontaniana izany... sao dia tokony any @ sarimihetsika na lohahevitra hafa tokoa?;-)
9. diamondra27 ( 01/06/2006 10:48)
ka misy resaka malédiction sy 666 le izy koa!
malediction: mino sa tsia?
10. prime ( 01/06/2006 10:51)
rehefa misy moa ve ny "bénédiction" tsy hisy koa ny "malédiction"? sa ahoana hoy diamondra27???:-*
11. diamondra27 ( 01/06/2006 10:54)
izay aloha e!

efa nahiratra ny masontsika nahalala ny tsara sy ny ratsy ; donc mahalala ny BNdiction sy malédiction
12. mamzelkely ( 01/06/2006 10:55)
amiko manokana de samy misy ny bénédiction sy ny malédiction fa samy miankina am fandraisana azay ohatra zao ts afa-panadinana enao mety hoe malédiction zany nefa koa azo raisina ho bénédiction satria mety manokatra varavarana hafa tokony hidirana ka asakasakao ihany io zany

mety ts de hisy ifandraisiny lôtra le exemple nomeko fa pour être plus clair ftsn io :)
13. prime ( 01/06/2006 11:24)
14. bichette ( 01/06/2006 12:12)
bizna daolo zany
15. mamzelkely ( 01/06/2006 12:22)
aza lôzana mitranga lela ftsn ry prime aaa asehoy ny hevitrao ee :P :-D:-D
16. Herimiafina ( 01/06/2006 13:06)
diamondra27:

ho avy tsy ho ela hono....

6 Juin 2006


Avelao ho avy izay ho avy e!
Avelao ho tonga ny olana...ohoho. Rossy.
17. vale ( 01/06/2006 13:38)
:-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 01/06/2006 13:41)
amin'ny 6 juin 2006 vers 6h6mn6s any ho any iznay ilay raha?

Ny fotoana mantsy tsy resaka daty andro fotsiny fa ao koa ny ora sy ny minitra ka raha jerena amin'izay dia tsy 666 intsony fa lasa 666666 izay chiffre sans signification palpable scientifiquement, hehehehe:-D
19. andry44 ( 01/06/2006 14:23)
ary sao de@2666 @6h6min6s?:-w
Ilay ora ve en temps univesel sa temps local aiza?:D:-D:-D
20. Herimiafina ( 01/06/2006 14:27)
aza adino ihany koa fa ny 2006 dia misy 0 (zero) eo anoloan'ilay abrecviation 6, hehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0636