LA MALEDICTION

21. diamondra27 ( 01/06/2006 15:06)
andry:izaho aloha dia tsy mahalala e!io ny resaka dia mba iaraha- dinihina, samy mba milaza ze fantany

HM: izaho koa miandry ka! na inona hitranga na inon-kidona dia efa vonona ny hifanatrika @izany :-D:-D
avelao ho avy izay ho avy:wink:
22. diamondra27 ( 01/06/2006 15:07)
mamz: miarahaba anjy tonga eto @ fivavahana sy finoana ary izay vaovao mbola tsy fahitako teto:wink:
23. prime ( 02/06/2006 03:28)
tsy mitranga lela fotsiny ah kah...:-D:-D:-D
efa niteny aho tao ambony tao hoe "si bénédiction il y a, la malédiction perdure"...:D
24. diamondra27 ( 02/06/2006 08:11)
tsy aleo ve mba mahazo BNdiction e, dia miandry ze ho avy eo araka ny tenin'i HM
25. Vaika ( 02/06/2006 11:48)
fa inona no idiran'io ato @ fivavahana sy finoana ?
Nahoana no mitsipa-doha ny laka-nitàna e ?
666 dia voasoratra ao amin'ny baiboly izany fa ilay "satana".
Raha tsy misy i satana dia tapitra hatreo ny fivavahana kristianina. Ny fahatahorana ny fisian'io "devoly"io no mampibebaka ny kristianina eran-tany.
Araka ny voalaza etsy ambony dia raha tsy misy ny malédiction dia tsy misy ny bénédiction.
Nefa symboles daholo izany (666 ets...). Efa ela dia ela no nandrenesana an'i Ambatobevohoka fa mbola tsy teraka ihany hatramin'izao:twisted::twisted::twisted:
26. prime ( 02/06/2006 13:13)
O ry diamondra a! tena film anie no fototr'io lohahevitra nitarihinao azy io dia manjary tsy tena mivoaka ny hevitra e! sao dia tsara kokoa raha mamorona lohahevitra vao2 mihitsy dia 666 sy malédiction no hitondràna azy???:-P
27. Herimiafina ( 02/06/2006 13:37)
Izao fotsiny e!
Io 666 io dia misy isan'andro tsy maintsy misy coincidence hitrangan'io amin'ny fiainana andavan'andro, mety nividy atody enina ianao diavoasary enina dia akondro enina dia hoy ianao hoe 666 kay ity klé.

Izany hoe mora ny mahita izay zavatra tian'ny saina jerena.
28. prime ( 02/06/2006 14:11)
:°)
29. diamondra27 ( 02/06/2006 16:38)
prime: marina aloha fa hoe: film io malédiction io , dia niteny ny 6juin 2006 izy , fa ny tena tiako anontaniana de hoe: inona mihitsy le malédiction e!
tondradrano ve sa inona sa cyclone sa inon....
beaucoup de questions
'za manko mbola tsy nahita le film
De ny antony anaovako azy eto dia momba ny finoana hoe: mino ve fa misy ny malédiction?
30. vale ( 02/06/2006 19:38)
:idea:
31. Achia ( 03/06/2006 05:20)
Ka maninona ra averina indray mandeha ilay lohaevitra 666 e ! tsy mbola voavaly mantsy iny fa toa lasa nifananihany fotsiny ny teto
32. diamondra27 ( 03/06/2006 08:07)
achia: :-w:-w:-w 'za akia tsy mahay an'i le izy de tsy miteny a! fa ny fantako fotsiny de oe: mariky ny biby... ao @ apokalipsy 13:18

ny ahy ny malédiction mbola tsy haiko oe: inona daholo izao no azo sokajiana anatin'io? Dia mbola miandry valiny eto aho
33. marozevo ( 03/06/2006 22:30)
An3 ka ... Aza averina eto intsony iny loha hevitra 666 iny fa mampihoron-koditra fotsiny. Sady raha vao hitan'i dadabe hoe eo io dia avy eo indray izy.

fanenjehana toy ny fanenjehana rehetra io eh... Tsy atao mahataitra, nefa tsy azo negliger-na koa.
34. prime ( 06/06/2006 09:14)
diamondra27> ny hoe misy ve? ny bokin'ny apokalipsy ihany dia efa manambara ny loza 7 ho avy rehefa tonga ny andro farany...
Ny 666 indray dia ambaran'io boky io ihany fa isa, marika anambaràna olona io, milaza anarana ka ny isa azo raha atambatra ny litera ao @ anaran'ilay olona dia 666 @ fanisan'olona...
Ka tsy dia misy ifandraisany mivantana ny "malédiction" sy ny 666 fa ilay film no miezaka mampifandray azy hoe "Damien=666=futur Président des Etats-Unis=malédiction""...:)
35. Achia ( 06/06/2006 17:50)
De faly miarahaba anao kalo Marozaevo fa ela enao tsy hita . Le 666 tsitako ze mampatahotra io za zao mahita ol manana tômôbila entiny eny isan'andro tsy matahotra zany izy fa le ol mahafeno le fepetranle 666 zao no manely tsaho we mampatahotra io
36. diamondra27 ( 07/06/2006 19:40)
de tsy nisy malédiction niseho aloha izany t@ 6 juin 2006 e!

tsssssssssss resabe fotsiny, mba niandry ihany sady nivavaka fa e e! ny vavaka no manova zavatra

enga anie ka samy hahazo BN diction doly indray izany
37. marozevo ( 07/06/2006 20:49)
6 juin ???

Soa fa tsy mitovy ny kalandrientsika !
38. majesty ( 08/06/2006 09:47)
izay no mahavoa antsika olombelona ankehitriny ,ny tsy tokony hinoana inoana;ny tokony hinoana fa tsy hinoana dia tsy hita ntsony re izy ity marina mafy e!
39. bichette ( 13/07/2006 06:25)
mahita resaka mihintsy
40. prime ( 14/07/2006 10:08)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0112