Nify salama antoky ny fahombiazana

1. saharoy ( 02/06/2006 10:41)
:D mba fantatrareo moa fa ny nify ratsy dia tsy ahazoana sipa manja. Inona ary ny tokony hatao e?
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:06
2. Fiffi ( 02/06/2006 11:03)
mankany any @ dentiste .:)
3. Fiffi ( 02/06/2006 11:07)
saharoy:
:D mba fantatrareo moa fa ny nify ratsy dia tsy ahazoana sipa manja. Inona ary ny tokony hatao e?
saharoy: nga hono natokana ho fahazahoana sipa manja hiany ny fananana nisy tsara ?

-Raha ratsy ny nify nefa dia manova be ny tsikinao

-Raha ratsy ny nisy de manova ny endrikao

-Raha ratsy ny nify de...... heu.....
Nefa raha tsara ny nify: :D io aloha! de.... :D


4. kally ( 02/06/2006 11:43)
Ka na ho any amin'ny mpanao nify isan-teteky aza ve rehefa tsy mahay miborosy nify tsy ho banga ridana ny hiafaràny? Hafa ihany izany mba mitsiky amin'ny nify salama sy afaka mihomehy an-kalalahana.:lol:
5. Fiffi ( 02/06/2006 11:48)
:-D:-D:-D
6. rurik ( 02/06/2006 11:58)
soloy solonify :-D:-D:-D:-Diny tsara jerena :wink:
7. Samoana ( 02/06/2006 12:30)
aiza no fikarakarana nify falehanareo any Mkara? Mba ara-dalàna ve ny fitsaboana?
8. Herimiafina ( 02/06/2006 14:22)
Ny solonify koa mety tsy hahazoana sipa manja kah!
9. Rainikarabo ( 02/06/2006 18:41)
saharoy:

:D mba fantatrareo moa fa ny nify ratsy dia tsy ahazoana sipa manja. Inona ary ny tokony hatao e?



Raha te hanentana ny olona hikarakara nify ianao dia tsy io no ohatra raisina. Za izao olona tena ratsy nify, sady sosona no tapenana foana ny goaka (tsy vazivazy) nefa ny vadiko manja be (sans blague).Noho izany, diso ny hypothèse-nao.
10. Fiffi ( 02/06/2006 19:02)
:-D
11. watafon ( 03/06/2006 14:24)
:-D:-D:-D
12. vale ( 03/06/2006 15:58)
kally:

Ka na ho any amin'ny mpanao nify isan-teteky aza ve rehefa tsy mahay miborosy nify tsy ho banga ridana ny hiafaràny? Hafa ihany izany mba mitsiky amin'ny nify salama sy afaka mihomehy an-kalalahana.:lol:
kally::-D:-D:-D:-D=))=))


13. watafon ( 03/06/2006 18:13)
k marina anie io ry vale e!
Rainikarabo: ary mbo karakarao amzay ary le nify sao d lasan'ny olona eo ny vadin-drangahy !:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 04/06/2006 04:05)
:-D
15. watafon ( 04/06/2006 11:31)
:-D:-D:-D
16. pissoa ( 04/06/2006 11:56)
saharoy:
mba fantatrareo moa fa ny nify ratsy dia tsy ahazoana sipa manja.
Ie, fa ny tiako ho fantatra izao dia hoe ahazoana bandy bogosy ve :roll:=))=))=))
17. Fiffi ( 04/06/2006 12:03)
:-D
18. Herimiafina ( 04/06/2006 14:05)
Toroy hevitra azah ry zareo fa nihintsana avokoa ny plombage rehtra natao tany Dago klé. :roll::roll:
19. bellla ( 04/06/2006 14:13)
de amboary injay mandeh ky refa nihintsana e!
tavela eo nge njy e!
20. Fiffi ( 04/06/2006 14:33)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962