Nify salama antoky ny fahombiazana

101. watafon ( 28/06/2006 05:40)
hihihi! le izy mankany @ fo koa anie no tena mampatahotsa e!
102. Fiffi ( 28/06/2006 06:39)
:cry: matahotra tampoka na de tsy misy olana @ nify aza .
103. kally ( 28/06/2006 06:43)
Fiffi>Ka izy tsy misy olana io mihitsy no karakaraina fa tsy andrasana hisy olana.
Détartrage in-2 isan-taona, isaky ny enim-bolana, ny fampiasana kofehy rehefa avy miborosy nify mba handiovana tsara ny an'elanelan'ny nify, ny fiborosiana ny lela ( ie! be dia be ny olona tsy miborosy lela).
104. fijo ( 28/06/2006 19:48)
izay mihintsy;nify ihany no mahazatra ny olona,fa adinony,fa ny lela koa mila diovina fa sao tsa mahavoa tsaodela eo ko.
105. watafon ( 09/07/2006 05:43)
tsaodela hatraty k hatrary ! :-D:-D:-D
106. fijo ( 11/07/2006 20:06)
ka fotoanany izao ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.208