Nify salama antoky ny fahombiazana

41. vale ( 06/06/2006 17:57)
k'hita oà:wink:
42. watafon ( 06/06/2006 18:09)
ie :-*
43. fijo ( 07/06/2006 19:41)
ela ity ry wata tena tsssss:-D:{:{:{ maty aho rainykarabao
44. Rainikarabo ( 07/06/2006 19:48)
:°)
45. fijo ( 07/06/2006 19:58)
hi hi hi nareo mahita lazaina mihintsy kle
46. Fiffi ( 08/06/2006 05:26)
:-D
47. vale ( 08/06/2006 22:07)
:-D:-D:-D
48. fijo ( 09/06/2006 18:22)
kozy ko;resaka nify ve ko.nefa tokoa io nify io mety hanimba zavatra be an.
49. Fiffi ( 10/06/2006 04:02)
hanimba inona akia ry fijo ?
50. watafon ( 10/06/2006 14:19)
eny tokoa wa less ?
51. Fiffi ( 10/06/2006 16:37)
fijo ô ! :)
52. tisera ( 11/06/2006 07:13)
ary sô dia mba efa nisy nanao couronne ianareo . Ny ahy mantsy izao asain'ilay dentiste hoe tokony asiana couronne hono : 300€ eo ho eo anefa ny iray ka 34€ ihany no averin'ny sécu dia ny ambiny arakaraky ny mutuelle . Ka ny mutuelle -ko na ny marimarina kokoa ny option nalainay t@ mutuelle tsy mamerina an'io couronne io ; ny mutuelle -nn'ny any am-piasana mbola vao hanontaniako hoe ahoana ny fandehany. Fa ny tiako hanontaniana dé hoe raha ajanona @ilay pansement fotsiny ve izaony ilay nify dé mety atahorana sa ahoana?
53. Fiffi ( 11/06/2006 14:39)
de maka mutuelle fa io no mi-remboursé ny ambiny.
54. tisera ( 11/06/2006 16:25)
zà efa manana mutuelle : roa be izao : ny iray nataonay manokana ao,@ credit mutuel fa no- verifier-ko ilay option nofidianay fa tsy mamerina 100% -n'io couronne dentaire io ; ny iray mutuelle d'office -n'ny any am-piasana - mbola tsy nanontaniako tsara fa ny mpiara-miasa amiko milaza hoe tsy forfait fotsiny koa hono fa tsy ny ambiny tanteraka . Raha ny tena tiako anie dia aleoko alana fa lé dentiste no mi-insiste @ io couronnne io . H@ izao aloha ilay nify tsy maninona akory!
55. Fiffi ( 12/06/2006 04:43)
heu...raha izany de fanararaotana indray io ! fa alohan'ny hangalana mutuelle aloha de mba dinidinihana tsara hiany ny condition afatsin'ny mutuelle d'office satria misy tena tsy rariny mihintsy nefa ny prelèvement tsy mitsahatra.
56. watafon ( 12/06/2006 04:52)
mbo lafo less zany fanaovana nify any zany kle!
57. diamondra27 ( 12/06/2006 05:45)
tisera: arakaraka ny toerampiasana io ka! misy tena tsara be ny mutuelle-ny

fa azo atao ange ny mangataka any @ sécu e! remboursement ankoatran'ilay remboursement omeny isanandro iny, fa izany hoe: manatona AS de misy papier izay fenoina omeny anao.
Ity ny anaran'ilay taratasy omeny:
"DEMANDE D'AIDE FINANCIERE INDIVIDUELLE OU DE PRESTATIONS SUPPLEMENTAIRES"

mety ho arakaraka ny cas aloha no anomezany azy e!
fa mbola mi-passer en commission io an!

de bonne chance, tsaboy tsara ny nify fa zava debe io
58. Fiffi ( 12/06/2006 15:27)
demande d'entente préalable zany! fa ny préstation sup miankina @ mutuelle hiany io.
59. tisera ( 13/06/2006 05:06)
io demande d'aide lazain'i diamondra27 io raha mbola misy dossier isan-karazany sns...Raha ny fandraisako ny fanazavan'ny ao @ caf sy ny sécu dia tsy afaka mahazo an'io aloha aho é! Fa ny tena tiako ho fantatra dia hoe efa nisy taminareo ve tena efa nametraka io couronne io : ilay nify ange efa voatsabo dia efa voatsentsina fa "par précaution" hono no hametrahana ilay couronne mba tsy hipoaka é!
60. Fiffi ( 13/06/2006 05:32)
heu.. aiza koh zany hoe tsy hipoaka zany ? raha hataony tsara io tsy misy olana mihintsy fa mba mila vaniny koh le dentiste zany an! eny eh! vola ho azy marina angamba!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.257