Nify salama antoky ny fahombiazana
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
61. diamondra27
(
13/06/2006 07:50)
misy couronne porcelaine de misy plomb de ze safidinao fa samy mitàna daholo ireo
ilay couronne porcelaine de atao eo @ devant sy hita maso, fa ny couronne plomb de atao any @ vazana
misy différence de prix ireo
jereo ny limite, forfait sao mihoatra de enao no miantoka ny sisa.
De rehefa mipoaka izy vao ataovy le couronne @zay de mba afaka manangombola enao refa tonga le fotoana
le couronne manko de ny fakany mbola tavela+ nerf maty de atsofoka fotsiny le couronne par nify de 'zay
mahazo mikiky taolana foana fa mitandrina ihany; sady mba tsar ny estetika tsy banga

![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
62. tisera
(
13/06/2006 08:25)
vazana ny ahy io no maha eo ho eo @ 300€ eo fa raha ilay porcelaine io aza ange ry diam dé 600€ raha ny hitako tao @ net sy ny tany @ secu . Fa dia misaotra anareo @ toro-hevitra ; h@ izao aloha dia ajanoko @ izao pansement tsotra izao fa miandry eo ra-dentiste sy ny couronne-ny !
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
63. Fiffi
(
13/06/2006 08:39)
tisera: heu...mba efa nijerena ve ny condition eny @ hopital ? satria raha dentiste à part , manana ny tarif-ny sady libre ry zareo ny @ io an!
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
64. tisera
(
13/06/2006 12:03)
io indray aloha mbola tsy nojereko é! fa ny cabinet dentaire-n'ny sécu no efa nanontaniako fa dia tsy manalavitravitra an'io teol-jato euros io . Fa rà araka ny fahitako azy ange ohatry ny hoe tsy maninona akory ilay izy avela @ izao fa radoko no tena mafy loha be é!
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
68. watafon
(
14/06/2006 04:57)
marina io lazain'i fijo io an: mbola miampy areti-tenda , meningite koa
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
70. watafon
(
14/06/2006 05:18)
izany mihitsy oe raha vao misy simba d amboary e! sa ahoana ry rainikarabo ? :-D
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
72. tisera
(
14/06/2006 12:53)
:-D:-D:-D ka ny ahy ange hoa efa namboarina " soin supplémentaire " ilay couronne é! satria nify efa simba taloha dia efa namboarina ( zà tsy miandry ela izany an! tsy maharary ahy akory ireo dia efa entiko @ dentiste fa hitako hoe goaka) kanjo taona vitsivitsy taty aoriana dia loaka indray (io nify io ihany ) dia izao namboarina fanindroany izao dia aleo hono asiana couronne. Dia ho voan'ireo aretina bdb ireo ve zà raha tsy mi-couronne:?:
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
74. tisera
(
14/06/2006 14:11)
:):) misaotra an'i fiffi aloha mi-rassurer fa ts'hita be ny ihany ange lé fahasalamana ity é!
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
76. watafon
(
16/06/2006 04:35)
hihihi! iny ndray alou tsy nataonay tany ampianarana ry fijo an !
tsitera:le izy misy carie tsy amboarina ihany no hatahorana k!
tsitera:le izy misy carie tsy amboarina ihany no hatahorana k!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
77. Fiffi
(
16/06/2006 06:05)
hihihihi ary raha hiverina any am-pianarana indray de ahoana io ry fijo ? hihihih
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
79. Fiffi
(
16/06/2006 07:53)
hihihihi mety ho simba be daholo zany ny nifin'i fijo raha izany :-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
80. fijo
(
16/06/2006 20:39)
dia azavaina ny antony ka.nify ratsy ,manimba tsiky sady manimba revy,dia miala ny sipa,dia virja le olona.