Nify salama antoky ny fahombiazana

81. Fiffi ( 17/06/2006 04:59)
nahoana moa no tsy hampandositra raha ratsy be zany ireo nify ? tena vao mitsiky de mampitsaoka matanjaka :-D
82. watafon ( 17/06/2006 07:02)
fijo: dadany le raisonnement anlà less !:-D:-D:-D
83. kally ( 17/06/2006 07:59)
Tisera> tsy fanararaotana izany ny an'ilay dentiste nanoro anao hoe asiana couronne.Fa io ziay eranao ihany.
Ny antony anaovana ny couronne dia ho fiarovana an'ilay nify efa simba sy ahafahanao mitsako tsara, raha esorinao io nify io ka harary indray ny nifinao eo akaikiny dia ho sahirana ianao tsy ho afaka hametaka bridge akory aza any aoriana any.Ary tadidio fa misy asany avy ny nifintsika tsirairay fa tsy mipetapetaka fahatany eo.Ny fahabangan'ny iray amin'ireo dia miteraka tsy fahalavorarian'ny fahasalamana : vavony miasa mafy kokoa dia lasa mora vizaka ka mitarika aretina ets.
Fa io ho'a samy manana ny nifiny dia samy manana ny reviny e!:wink:
84. Fiffi ( 17/06/2006 16:33)
wata: mahay fijo kah!
85. tisera ( 19/06/2006 12:03)
:)misotra an'i kally @ toro-hevitra : miandry ny accord -n'ny mutuelle aho dia ho hitako eo !
86. watafon ( 19/06/2006 13:44)
Kally::wink: revy samy manana ny azy e!
Fiffi:poety mitsy angamba izy io !
87. Fiffi ( 19/06/2006 15:11)
fa aleo hiany karakaraina tsara ny nify ry zareo fa manjary tsy afaka mi- [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
88. tisera ( 20/06/2006 05:00)
:-D:-D:-D:°):°):°)
89. watafon ( 20/06/2006 05:17)
:lol::lol::lol::-D:-D
90. Fiffi ( 21/06/2006 07:14)
tonga de tsiky de ampy! :D:D:D
91. fijo ( 21/06/2006 19:21)
karaarao ny nify za loza misitrika an.
92. Fiffi ( 22/06/2006 04:42)
fijo: ndry loza misitrika ?
93. kally ( 22/06/2006 05:13)
Marina izany Fijo.
Ary io angamba isan'ny antony mahabetsaka ny gasy maty tapaka lalandrà sy marary voa.Entin'ny rà mitety ny vatana mantsy ny otrik'aretin'ny nify.:cry:
94. Fiffi ( 22/06/2006 19:28)
zany ve ?
95. kally ( 23/06/2006 06:29)
Fiffi> Mba efa nahita nify misy infection moa i Fiffi? Dia eritrereto hoe iny loto sy mikroba rehetra eny lasa any amin'ny fo sy voa daholo.
96. vale ( 25/06/2006 19:50)
Toa hoe mankarary vavony koa hono ny nify tsy voatsabo, tsy avy @ lay hoe tsy mahatsako tsara an, fa tena avy @ilay mikraoba tokoa angamba!!!
97. watafon ( 26/06/2006 10:17)
vale: izany mihitsy k ! ilay otrik'aretina mihitsy no mankarary ny vavony! izany no antony hihinanana Antibiotik rehefa voan'ny ulcère d'estomac ange e!
98. Fiffi ( 26/06/2006 19:52)
mampangoritrana be zany zavatra lazainareo zany an!
99. watafon ( 27/06/2006 09:33)
k zany no marina akia an !
100. Fiffi ( 27/06/2006 12:28)
ho doublena indray aloh zany ny fikarakarana ny nify fa mampatahotra zany an! heu..fanaraha-maso manko eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2433