Nify salama antoky ny fahombiazana

21. Herimiafina ( 04/06/2006 14:34)
Aty zamerika aty hoa malaza indray ireny nify vy sy volamena ireny e! tsy le amboarin'ny dentista fa le vidiana eny antsena de hanaovan'ny mpanao hip-hop ireny an! Renjekaky oo :{:{
22. Fiffi ( 04/06/2006 14:55)
fa tena ratsy be ho an'ny fahasalamana hono ireny plombage ireny , ny zavatra henoko aty zao de hoe ny olona zay nanato plombage ireny de tsy maintsy hesorina daholo fa cancérigène ireny de tsy maintsy solohina fa tsy hatao plomb intsony fa inona moa ?
23. Herimiafina ( 04/06/2006 14:56)
Tena avotra izany zah raha izany klé. Miracla mon amie!
24. Fiffi ( 04/06/2006 15:31)
de vao maika tsara zany koh ! :)
25. Herimiafina ( 04/06/2006 15:52)
Efa narary nify ihany aho fahiny fa tena aleoko indray voan'ny cancer klé, iny siora fa tonga d eho faty avy eo toy izay nify mampijalijaly eny fotsiny fa tsy mamono akory.
26. Fiffi ( 04/06/2006 16:11)
:roll: anjekaky ooo zany ve de andeha souhaitena ?
27. Herimiafina ( 04/06/2006 16:15)
Tsy souhaiter-na kah, hararay nify ve de souhaiter-ko nefa teneniko hoe marary nefa tsy mamono akory!
28. Rainikarabo ( 04/06/2006 16:22)
watafon:

k marina anie io ry vale e!
Rainikarabo: ary mbo karakarao amzay ary le nify sao d lasan'ny olona eo ny vadin-drangahy !:-D:-D:-D



he he he, tsy nanambady nify izy fa nanambady an'i Rainikarabo ka 8), raha ilay zavatra no tsy ao tsara no mety nanahirana
29. Fiffi ( 04/06/2006 16:57)
Herimiafina:

Efa narary nify ihany aho fahiny fa tena aleoko indray voan'ny cancer klé, iny siora fa tonga d eho faty avy eo

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../F_14WA%7E1.GIF[/IMG]

30. Herimiafina ( 04/06/2006 17:06)
Renjekaky oo :{:{ ry Fiffi!
Fa misy inona e?
31. watafon ( 04/06/2006 18:25)
HM:aleoko alou marary nify kosa kle!
Rainikarabo: fa amboary ihany na d izany aza less!:wink:
32. pissoa ( 04/06/2006 18:54)
Herimiafina :?
33. andry08 ( 04/06/2006 18:54)
Aleo tsy marary nify, manao détartrage raha azo hatao, ny loaka dia entina eny @ dentiste na halana raha tsy misy hevitra ny hitsaboana azy e!
34. bellla ( 05/06/2006 03:31)
35. Rainikarabo ( 05/06/2006 12:18)
watafon> ka ilay izy ange tapenana e :wink:, sa misy fika hafa? ary ilay sosona atao ahoana?
36. vale ( 05/06/2006 14:02)
rainikabaro à: ilay sosona azo hesorina teo mihintsy dia soloina prothèse! hitan'ny dr foana ny hanaovana an'iny kah!

watafon: ihihihihih, zah nga miteny hoe diso ny lazain'i kally!!:-D

HM: tena lamody r'ise à, aty konko misy rappeur izay de solonify volafotsy mangirangirana beu doly ny nifiny:^):^)
37. watafon ( 05/06/2006 17:24)
vale: za ange tsy nilaza oe enao nilaza oe diso le nolazain'i kally e! :-D:-D:-D:-D
rainikarabo: tsy misy fika hafa k ! ny dentistako zay aloha tena tsy manala nify zany mihitsy raha mbola azo tsaboina e! fa raha sosona ndray kosa d aleo esorina fa misalovana ny anjaran'ny sasany e! :-D:-D:-D
38. Rainikarabo ( 05/06/2006 17:47)
vale, watafon>misaotra amin'ny torohevitra e!toa tsy foiko ilay nifiko misy sosona fa iny no tena ahatsiarovan'ny sipa ahy kou, hoy ny 99%:"...ilay nifinao misy sosona iny ry Rainikarabo no tonga dia tsikariko teny aminao voalohany rehefa mitsiky ianao..." :-D. Raha mbola kely dia tena tsara ilay hevitra saingy za efa...8)
39. vale ( 05/06/2006 19:07)
rainikabaro: :-D,, an,an, fa mety foana na dia efa lehibe oà, esorina mihintsy nge le nify de soloina e, fa kambo rah mampisy charme :)aza dia a'vlao eo ihany:wink:
40. watafon ( 06/06/2006 07:56)
zany wa ry vale, azo esorina foana na nify sosona 5 indray miaraka aza kou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6322