FA NATAON' NY JIRAMA AIZA NY VOLAM-BAHOAKA
1. xxx
(
01/06/2006 13:08)
:?:Dia nankaiza marina ary ny devis naorin'ny JIRAMA tamin'ny taona 2004 sy 2005 fa tena be ny olona no mimenomenona hoe efa voaloa ny devis nefa dia hatrami'izao lazainy fa tsy misy fitaovana foana,indrindra moa ireo nangataka jiro, dia mbola tsy hahita mondial indray zany? dia hatramin'ny rahoviana vao hisy ny fitaovana? toa hoe ampividianany fitaovana indray izay maika, dia mba ahoana kosa izay tsy manam-bola amin'izany? miandry ny rariny ? aiza rafanjakana amin'izany .:(
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:31
2. Herimiafina
(
01/06/2006 16:25)
Dia ataony inona moa retsy ny voal fa dia hividiananany sakafo ho an'ny papoose sy ny vadibe ary ny vady masay ary ny vady keliny e!
Raha misy bebe indray dia nividianana fiara sy nanamboarana trano e! :-D
Raha misy bebe indray dia nividianana fiara sy nanamboarana trano e! :-D
4. VIRGINIE
(
02/06/2006 09:04)
Tena mampieritreritra tokoa ny momban'io JIRAMA io ,naka vola be tamin'ny Mpandrifa tamin'ny 2004 amin'ny ama-MIllard mihintsy raha kaonty fantatro raha zohiko ny teny aminay fotsiny,manontany ireo tompon'Andraikitra isa-tsokajiny ireo izahay efa nandefa ny DEVIS dia vali-borainginy matetika no azo,izao no lazainy "mbola tsy tonga ny fitaovana ,ho avy fa andraso kely"mivadika ny taona ,andraso kely foana .tsy hitan'ireo mpanjifa intsony izay lazaina fa ny vola lasa ny tena maizina nefa indro kely anie fa misy olona manao fangatahana tsy ampy iray volana akory ,trano vaovao io nefa tsy ela akory dia tongan'ny JIRAMA .Mampieritreritra ny zavatra toy izany ary indraindray mampieritreritra lalina hoe;"Fa misy fandoavana Ecollage manokana akoatry ny devis ve ao amin'ny JIRAMA "Ka izay mandoa io ihany no mahazo?
5. prime
(
02/06/2006 11:51)
Raha ny fahitako azy dia tsy hoe "écollage" manokana, fa raha manam-bola ianao dia mangataka ny devis rehetra @ teknisiana JIRAMA dia maka ny "liste des fournitures et des équipements" rehetra mety ho ilaina, dia afaka mividy ireo ianao, dia mankany ivelany mihitsy manao famatsiana. Rehefa azonao ireo dia mbola mangataka ny teknisiana JIRAMA ianao hanao ny "installation" izay mbola aloa vola amboniny... Dia afaka tsy miandry...:miam:
6. naej
(
06/06/2006 07:08)
Ary naninona kosa ary raha io lazain'i prime hoe :maka ny liste des fournitures et des equipements ilaina any @ jirama dia avy eo dia mangataka ny teknisiana jirama hanao ny installation dia mba io frais d'installation io sisa no vola aloha any @ jirama, no nasain'ny jirama nataon'ireo olona teo aloha ireo fa tsy hoe: aorina aloha ny volan'olona dia rehefa tsy hita tabilao dia izay vao hoe:mividiana fitaovana fa tsy misy fitaovana ? dia asaina miandry amam-piry taona kosa ary e!
7. xxx
(
06/06/2006 12:04)
Tsy azon'i prime mihintsy ny tiana hambara,fa efa voaloha daholo anie ny devis e!fa hatrizay angaha tsy tany ivelany foana no nanafatra fitaovana,nefa ianao milaza hoe any no manafatra ,efa vidin'ny "fournitures sy équipements"ireo vola efa nalainy t@ vahoaka ireo,mba efa orin'asa matanjaka ihany anie io JIrama io ,ka raha atao hoe tsy misy ny toerana iray angaha tsy afaka manao négociation @ toerana hafa !
8. HESHA
(
07/06/2006 11:46)
Za moa zany tsy dia tena manana olana satria ny tranonay efa elabe no nisy jiro. Na izany aza dia tena mampalahelo tokoa ity resaka jiro ity fa dia aty andrenivohitra ve dia tsy misy jiro le tokantrano nefa ny asan-jiolahy hiaraha-mahalala fa mihagrave hatrany.
Tokony asiana vahaolana haingana kosa alou io e, inona fotsiny no nampiakarana ny vidin ny jiro ? inona fotsiny no nakana orinasa ivelany hitantana ny jirama raha tsy hisy vokany haingana izany fa mbola hiandry aman-taonany maro vao hisy fiovana ? Ary nahoana no mbola ahitana kolikoly io resaka io ? Tsy ny toerana rehetra angamba no ahafahana hividy fitaovana izany ary tsy ny olona rehetra no ahatakatra ny vidiny satria ny fandraisako ilay devis dia misy anjaran ny commune na ny jirama fa tsy dia hoe ny mpanjifa irery no mi-supporter an ilay cout, sa ?
Ary angaha tsy mba azon ny jirama ampiasaina ny teknolojia hafa toy ny herin ny masoandro na ny rivotra hanamaivanana ny filany noho ny fiakaran ny petrole e ? Vonjeo ny vahoaka e ! Aza dia avela ny manana ihany no miha-manana fa areheto ny poteau!!!!!!

9. toovs
(
12/06/2006 16:18)
prime:
Raha ny fahitako azy dia tsy hoe "écollage" manokana, fa raha manam-bola ianao dia mangataka ny devis rehetra @ teknisiana JIRAMA dia maka ny "liste des fournitures et des équipements" rehetra mety ho ilaina, dia afaka mividy ireo ianao, dia mankany ivelany mihitsy manao famatsiana. Rehefa azonao ireo dia mbola mangataka ny teknisiana JIRAMA ianao hanao ny "installation" izay mbola aloa vola amboniny... Dia afaka tsy miandry...:miam:
koa maninona raha milaza ny jirama fa tsy mampiditra jiro intsony satria tsisy fitaovana ao aminy. de mba miantso entrprise hafa hanao ny fampidirana jiro amin'izay trano te hanana jiro sy rano. inona fotsiny ary no antony andoavambola amin'ny jirama raha tsisy n'in'in azony atao ao e
10. HESHA
(
13/06/2006 06:46)
hita hoa ry toovs !!!! ary efa mba ihany zay resaka momba ny jirama zay na an gazety na am radio na hoatran zao ataontsika eto zao fa tena tsy manaitra an-drizareo mihitsy ange e.
Tena efa maty eritreritra aza ve ry lerony sa hoe zay kaontiny de vidiny fa efa laninay ny hena e
Tena efa maty eritreritra aza ve ry lerony sa hoe zay kaontiny de vidiny fa efa laninay ny hena e
11. nickie
(
16/06/2006 06:13)
:(mampalahelo kosa zany,hoy ilay gazety t@ 9 jona izay hoe : jirama maizina hatrany hatrany,raha misy tsy fahombiazan'ny fanjakana amin'izao fotoana dia io jirama io no voalohany,fa angaha io tsy laharam-pahamehana @ fanarenana ny toekarena e!aiza ve any @ tanan-dehibe avy aza mbola tsy tongan'ny jiro foana ny tranon'olona maro,aiza moa no tsy hiorohoro @ fandriam-pahalemana,koa ny vola voaorina aza moa tsy misy vokany maika fa hiandry an'iza hanazava? ny qualite de service koa aza dia tena mampimenomenona iero efa mba manana.
12. naej
(
20/06/2006 12:17)
Miandry hono fa @ sept 2006 tonga ny famatsiambola dia @ 2007 zany nareo mahazo jiro , aza kivy fa atao reply ny mondial:cry:.