Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i felampaiso, milahatra araka ny daty
felampaiso ( 02/08/2012 19:06)
fitafiana ivelany: azo itsarana ny kristiana ve ?
Midika inona marina ny fitafiana eo amin'ny mpino,amin'izao lazaina fa andron'ny fandosoana izao dia mitady hihalefy ny soatoavina mahakristiana, ka heverina fa ara dalana sy tsy mahamenatra na dia iz... tohiny
novalian'i moi ny 27/11/2014 13:06
felampaiso ( 31/05/2006 06:56)
...Tonga tao am-piangonana ihany izy ...
Tsy mba isan'ny mpino an'Andriamanitra izy, tsy tiany mihitsy izany hoe mivavaka any am-piangonana izany, raha vao mijery olona andeha hivavaka na avy mivavaka izy dia tezitra sy tafintohina ary indra... tohiny
novalian'i bellla ny 08/06/2006 18:56
felampaiso ( 27/04/2006 07:40)
andriamanitra fa tsy ny olombelona
Andriamanitra no nanome ny fiainana mandrakizay ho an'izay mino Azy, izay no tokony hotadidiantsika.Matetika mantsy ny hadalana ataon'ny olombelona-eny fa na dia milaza tena ho kristiana aza izy ireny... tohiny
novalian'i prime ny 22/06/2006 09:49
felampaiso ( 27/03/2006 13:15)
01 avril, fetin'ny lainga ?
Tena raran'ny Tenin'Andriamanitra ny lainga,tsy tokony ho voafandrika amin'ny fanaovana poisson d'avril ny tena kristiana ka hamoron-dainga isaky ny 01 avril hanaovana ankasomparana ny hafa, tsara rah... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:29
felampaiso ( 06/04/2005 10:35)
fahafatesan'ny Pape: hisaona sa tsy hisaona ?
Manomboka miresadresaka isika malagasy izao ary lasa ady hevitra hatrany @ radio don bosco sy ny kidaona maraina hoe : mbola tsy mety milaza ny fanjakana hoe tokony hisaona @ fomba ofisialy ny malaga... tohiny
felampaiso ( 17/03/2005 13:43)
mahaleo: le film
henonay fa efa nivoaka any an-dafy any ilay film momba ny " tarika mahaleo ", manao ahoana ny fomba fitsaranao namana any izay efa nijery ? =D> ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2005 19:52
felampaiso ( 08/02/2005 11:15)
fivavahana @ soavaly, finoana soavaly....
maraina ny andro dia samy miala ao an-tranony avy izahay sy rafilipo mivady ,isa-maraina dia mifandrangitra foana satria ny anton-dian'izy mivady dia hilahatra atsy @ kiosque fangalana torohevitra @ c... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/02/2005 13:39
felampaiso ( 27/01/2005 10:52)
Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana
Eto am-piandohana dia tsy resaka fanavakavana no tiana hatao eto ,fa resaka niseho teny am-pilaharambary izay nataon\'ireo olona voatanisa eo ambony ireo: nafana dia ady hevitray fa ny antsika mpinama... tohiny
novalian'i felicia ny 12/04/2005 02:04
felampaiso ( 28/12/2004 10:17)
inona no antony mahatonga ny olona tsy ho mpino an\'Andriamanitra ?
Tafaresaka t@ dokotera W.A mianakavy izahay dia tonga tany @ finoana ny resakay.Izao no nolazain\'i dokotera hoe : \" Izaho tsy mino an\'Andriamanitra satria navelany ho faty ny zanako \" Izany ve d... tohiny
felampaiso ( 22/10/2004 11:01)
club des 17 amin\'ny ahoana ary ?
Fa isika malagasy ity ve tia manao sain-jaza mihitsy é? Tsy hoe fanavakavana ny foko sy fiaviana fa tadiavina hampiadiana indray hono isika o ! Foronina daholo izao club rehetra izao. Marina ilay ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0208