mahaleo: le film

1. felampaiso ( 17/03/2005 13:43)
henonay fa efa nivoaka any an-dafy any ilay film momba ny " tarika mahaleo ", manao ahoana ny fomba fitsaranao namana any izay efa nijery ? =D>
novalian'i fijo ny 06/07/2005 19:52
2. fijo ( 17/03/2005 22:56)
milay le izy ary tena mahalaza ny zavatra misy any antoerana.za manokana dia tena nahafaly ahy ny nisian'iny oronantsary iny.
3. dadabe ( 18/03/2005 06:43)
zah mbola tsy nahita,fa andafy aiza klou zany e? (l)
4. mandrindra ( 18/03/2005 09:09)
Horonantsary mampiseho ny fiaianana any Madagasikara na antanandehibe izany na ambanivohitra arahin'ny hiran'ny tarika Mahaleo. Dia tsy misy commentaire ary izay no tena mahatsara azy satraia avy eo samy mamaoaka ny heviny.
Ny nampalahelo kely ahy fotsiny dia ny tsy fahafenon'ny salle, sahabo ho 20 teo ny malagasy nijery tamin'ny alarobia andro nivoahan'ilay film. Misimisy ihany anefa ny salle nivoahany koa tsy aiko aloha ny tany amin'ny hafa.
5. fijo ( 22/03/2005 00:34)
tamin'ny izahay nijery aloha tsy omby ny hefitra e
6. fmr ( 22/03/2005 10:20)
navoakan'ny gazety " l'express de mcar " androany fa mety any ho any @ volana jona any ho any vao mety ho tonga eto madagasikara io film io nefa izahay efa mba tena te -hahita.Atao ahoana aloha fa dia ny cd audio sy ny kasety no avadibadika eto mandra-paha....
7. sanga ( 22/03/2005 21:36)
Miarahaba anareo rehetra.

Raha fintinina dia mahalaza ny fiainantsika malagasy any M/car any ilay horonan-tsary. Avy @ alalan'ireo hiran-dy zareo sy ny anton'asan'izy ireo tsirairay avy no nakambana ka nahatonga ilay tantaram-piainantsika .
Voalohany dia mahamanina ho anay aty am-pitan-dranomasina aty. Manaraka izany dia mampalahelo sy mahatonga saina lalina ny fiainan'ny vahoaka. Mampanongo tena toa sanatria miraviravy tanana ny tena tsy hita izay atao, ary lasa manontany tena hoe inona no azonay atao mba hampandroso haingana ity Tanindrazanay ity. Ny fitondrana ankehitriny tsy hita be ihany ny afitsony. Toa be lazao fotsiny nefa ireo vahoaka miha-mijaly hatrany, ka mahalasa saina. Fa dia sanatria ve dia tsy hijoro @ lafiny rehetra mihitsy ve M/car fa dia hitrongy vao homana foana?

Ka raha misy re ny azontsika atao ho an'ireo mpiray Tanindrazana dia aoka tsy hihambahamba fa mijaly ireo mponina.

:cry:
8. fijo ( 23/03/2005 22:33)
NDAO
9. dadabe ( 24/03/2005 08:48)
marina sady ekena
10. mandrindra ( 24/03/2005 14:01)
Arosoy ary ny hevitra!
11. yonikafopl ( 24/03/2005 18:21)
ndao ary kou,
rehefa mba mivoaka ilay film ka misy azo ividianana de mba lazao ihany fa tena mangetaheta te hahita koa ny tenanay.
12. fijo ( 24/03/2005 22:51)
yonik,sady mangetaheta tsy misy rano ve no te ahita fa takona?
13. Nananie ( 25/03/2005 10:34)
Ary mba be mpijery ve le film? Mba gaga ihany aho hoe film gasy anty an-dafy. Zany ve tsy ny gasy ihany no nijery azy? Sa nisy vazah koa?
14. Iriniaina ( 25/03/2005 10:46)
nahagaga fa tsy feno ny salle ,tao cachan io resahako io ,tsy mi intéréssé any gasy ve ilay izy ? en plus anie tsy otrany fidirany ciné ilay izy fa moramora kokoa , nefa vitsy ny gasy mijery :twisted: 8)
15. Nananie ( 25/03/2005 10:49)
eh ben dommage 'zany! Ary sao t@ printemps du cinéma aza enao no nijery; dia 'zany no nampatonga an'azy mora?!
16. mandrindra ( 25/03/2005 13:07)
Ho an'ny gasy aloha tsy ataoko hoe ilay resaka vidimpidirana no jerena e. Ny tokony neritreretina dia ny hoe raha be mpijery ilay horonanatsary dia naharitra ela kokoa tao amin'ny salle dia maro kokoa ny olona afaka nahalala an'i Madagasikara.
17. fijo ( 29/03/2005 21:33)
taty io be mpijery ary saika tsy nahazo toerana aza izahay
18. yonikafopl ( 29/03/2005 22:43)
:roll: za wa mba tw hahitaaaaa
19. fijo ( 30/03/2005 22:19)
ndry izany te ahita an'io fa za te ahita an'ilay film tantely.hi hi hi
20. Dago ( 02/04/2005 01:09)
Iriniaina:

nahagaga fa tsy feno ny salle ,tao cachan io resahako io ,tsy mi intéréssé any gasy ve ilay izy ? en plus anie tsy otrany fidirany ciné ilay izy fa moramora kokoa , nefa vitsy ny gasy mijery :twisted: 8)



zany akia tsika gasy a! fa atovy hoe tantaran'i USHER anie iny na izao tsy fantampatako zao e??? injisy mantsy akia, ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2097