mahaleo: le film

21. Dago ( 02/04/2005 01:14)
remAk kely HS hoan'i Iriniaina,

tany RNS akia dia nahamenatra akia ilay mpisahana ny eo @ lafiny fanentanana (teknika) akia, ilay vazaha indray ve akia no manomé fanamarihana hoe, raha izy no tiany dia ilay hira fanelanelanana ireny dia hira gasy mahafinaritra sy milamindamina, fa tsy izany hira mbazaha makarary andoha zany!...
gasy hoa gasy ihany e! tsika gasy daholo, fa zah koa gasy koa. :D
22. fijo ( 06/04/2005 21:50)
ny tsy voako koa tamin'ny RNS momba io fanentanana io ihany dia ilay teny frantsay.mba fihaonana'ny gasy dia teny frantsay no hanentanana
23. mandrindra ( 07/04/2005 06:57)
io indray aloha rafijo dia tsy any amin'ny RNS ihany a, n'aiza n'aiza misy fiarahan'ny malagasy dia tsy maintsy miseho milay teny frantsay foana izay mpanetana, raha tsy izany angamba tsy hoe dadany be. Indray andro izy ireny mbola ho voatoraky ny voatabia arahin'ny opa vary raraka izay angamba vao tonga saina (raha ho tonga saina).
24. fijo ( 07/04/2005 21:35)
marina nen'ialahy.
25. bendrina ( 14/04/2005 16:26)
^:^ salit
tiako tkou kalongany le filmfa ny tsikera kely ataoko dia ny hoe tsy mba azon-drizalahy naseho taty an-dafy koa ve ny mba toerana fitsangatsanganana tsara sy mba mafinaritra tany dago ra mijery reportage aty tsika dia mitovitovy @ reny fôna ny alefany vazaha ,marina fa mahantra ny tanitsika nefa tokony mba ampahafatarina ny vahiny koa hoe tsy de tena sahirana tanteraka ny gasy mba aseho azy ny maha gasy antsika ny tanana sns sady faly za no sosotra kely t@iny film iny
26. yonikafopl ( 14/04/2005 19:14)
fa mbola tsy nivoaka ve ilay film eeeee
27. Veloo ( 14/04/2005 20:41)
Ts'ita e ka any frantsa tsinona ilay RNS dia tsy maintsy miteny frantsay e t =)) =)) :lol:
28. zama91 ( 02/07/2005 16:21)
Tsara be ilay film,saingy ilay ady hevitra momba an'ilay film mahaleo n'a rien avoir faha 30ans an'ilay tarika.Ohatra fotsiny hoe ny colonisation tsy nisy fiatsaikany teo amin'ny toe-karen'i madagascar,ary R8 tsy misy zava-bitany any dago,ny ao ambadik'ilay film anie dia resaka politika nefa raha @ izay lafiny izay no hijerena azy dia aleo tsy mijery.Ilay corealisateur bresiliana nanao an'ilay film mba mihezaka ery manazava ny histoire an'i dago nefa tsy misy fantany akory,juste mba nokaramaina fotsy angamba ireny,ilay gasy niaraka tamin'ny indray dia PADESM tsotra izao
29. hps ( 02/07/2005 20:36)
Na dia mbola tsy nahita aza ny aty dia mirevy avy atrany,fa saingy ny olana dia toa lany manja any an-dafy ity izy ka rehefa tonga aty Dago dia velomina @ dona-kafo indray miaraka @ ndry zalahy Tarika @izay tena milay,sa ahoana ny hevitrareo namana?
30. fijo ( 06/07/2005 19:52)
efa hoany mada izy izao ary hiaraka amin'ny vazo be indroa ao tana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1033