club des 17 amin\'ny ahoana ary ?

1. felampaiso ( 22/10/2004 11:01)
Fa isika malagasy ity ve tia manao sain-jaza mihitsy é? Tsy hoe fanavakavana ny foko sy fiaviana fa tadiavina hampiadiana indray hono isika o ! Foronina daholo izao club rehetra izao. Marina ilay article tao @midi-madagasikara hoe ny merina ange hono no tena nametraka ny ekipan\'i prezida Zafy t@ 1991 ho eo amin\'ny fitondrana é.... dia avy eo depioté be de be avy amin\'ny faritra 5 teto madagasikara ange no nivondrona nanao ny empechement an\'io iraikalahy io....nefa toa ingahirainy no anisan\'ny mpikotrika ny club des 17....
\"\"\"cluban\'ny tia merina sa club anti-merina sa cluban\'ny tia côtiers sa club anti-côtiers\"\"\" ,SAMY TSY HISY MANDRAKIZAY ANIE IREO FA IRAY ISIKA MALAGASY, hi hi hi mitovy ihany ny fomba fanononana azy fa izay tianareo..... IZAY !
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
2. tsilan ( 22/10/2004 16:55)
Ka nde ho club des 18 ndray ve sa ahoana? Ohatran\'ny tokony hafindra eny amin\'ny zanaky ny masina ihany izany ny biraony an.
3. ramoul ( 22/10/2004 19:37)
iza mo no nahafantatra an\' zany ra tsy niseo gazety izany zavatra izany?
Zah kounkou nde amorina club de atôko we club D... clu D innn no tinareo? :lol:
4. xxx ( 23/10/2004 03:44)
ka raha vao club de 18 ne de any @ 18 e
5. tsilan ( 23/10/2004 15:12)
De alia an-gazety ve Ramoul?
ILay gazetintsika mihintsy no tsy alehany an. Tsy misy lazaina afa tsy ny zavatra tantarain\'olom-bitsy. Maninona raha ny tantaran\'ny tantsaha no atao eo. Fa tsy ireny hevita damotehana firenena ireny foana?
6. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:30)
ra tatara intéressant ndray lasa tsy mifitra tsony ny malagasy ko. tsy foy mantsy le gazety ra tsara lôtra :-D :-D :-D
7. xxx ( 24/10/2004 17:43)
Tena efa tsy misy atao intsony,efa tena mirediredy no namorona an\'io club des 17 io,mamono ny piray tanindrazana mihintsy . Tokony zavatra afa no atao fe tsy izany
8. crrlanto ( 25/10/2004 17:57)
8O ataovy club de 18 e dia maba miditra koa ny merina ,sa ny tanindrana mora fitahina ,asa aloa fa za vahiny
9. fijo ( 25/10/2004 23:09)
mampiomehy kely,sa mahakamo?asa.
i rajacoba dia voalaza fa anisan\'ny mpamorona io kilioba voalaza io.aty marseille anefa ny mpikambana ao amin\'ny fifoazana izay tarihiny dia ny vadiny sy ny zanany ihany no tsy merina.ka isika merina ve no ve sa i lery no mora manadino?
10. fijo ( 26/10/2004 22:00)
maizina
11. sahyman ( 28/10/2004 12:00)
hoy koa i midi-madagasikara hoe : \"club des fantômes \" hono fa tsisy sahy mijoro ho tena responsables ny mpamorona an\'io club io! fantômes angaha ???: nivory mihitsy ireo olona ireo ary tena misy lisitra ( hono an ! ) ny mpikambana.
12. fijo ( 28/10/2004 22:24)
ka te hanao nefa matahotra.fa ny loza dia ireto pasitera mampisarabazana olona ireto. :twisted: :twisted:
13. kitjo ( 30/10/2004 17:41)
17 a 17!

Aleo manao club M e, Malagasy ,hihihihih
na club22, 22 regions fa sao lazian ol fa ... raha 18.

Misy ol tsy mahita atao mitsy zany fa mandany andro fts e.....lasa vedety nefa vao mainka manimba pasiporo
14. fijo ( 01/11/2004 23:20)
izay ve sisa no mba takatry ny sainy ko.
15. kitjo ( 07/11/2004 06:30)
toa nisy club vaovao ndray any?

club des 5 moa sa inona

raha hendry tokony ny scorpions no ampina tosika :°) :°)
16. fijo ( 09/11/2004 00:22)
ka raha atosika anie ireo dia hianjera e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7247