Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
soanja ( 29/05/2006 01:21)
Ratsy fanahy ve aho?
Nisy an'izay sipako taloha elabe izay. Nahita ahy tampoka taty aorina dia nikoty indray, efa tara loatra anefa satria fa efa nanambady aho dia nolazaiko izy fa tsy misy fika. Ny nampisaraka anay anefa... suite
répondu par fitia2006 le 05/06/2006 11:17
MTN ( 28/05/2006 20:08)
Fampianarana amin'ny teny gasy
Tena miertitreritra marina ve ianareo fa ny fampianarana tamin'ny teny gasy no tsy nampadroso tamin'ireny fotoana ireny sa ny sosialisma malagasy?... suite
répondu par Fiffi le 22/06/2006 16:23
zandrikely ( 28/05/2006 18:16)
24 milliards hoe
zany ve ry zareo dia anaovana fifidianana fotsiny , tsy aleo ny mahantra sy ny sahirana no ampina mba hisondrotra sa ahoana ... suite
répondu par Simpona le 29/05/2006 15:06
zandrikely ( 28/05/2006 18:06)
ra latsaka ny orana a
ndao mbahivazo kely ndray e ra latsaka ny orana zany havako izany iiiiii... suite
répondu par mandrindra le 05/06/2006 07:36
boubounezy ( 28/05/2006 17:41)
l'été c la teuf!! vive l'été!!!!
tsy aiko nareo fa za refa été ny anjo dé tena ty mikaly be mintsy oatsa ny saucisson, ny jambon ny fromage ny grillade ny beks ny plage ny sorties sns... ny été zany @ko sady fety bé e! ary refa... suite
répondu par vale le 04/06/2006 22:32
macqueen ( 28/05/2006 14:16)
Why is Madagascar so poor?
Mba mety tsara ho dinihana ihany ny hevitrin'ny olona sasny avy any hivelany faha tsy mijery faotra fotsiny intsika. [quote]http://www.wildmadagascar.org/overview/FAQs/why_is_Madagascar_poor.html[/qu... suite
répondu par jajaf401 le 06/06/2006 16:31
victime101 ( 28/05/2006 09:19)
Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
Ny ahy aloha dia ireto anglisy 2 lahy ireto ary egyptien 1 no mbola tena hitako tena bôgôsy indrindra. -Loha laharana i DAVID BEKHAM http://gblx.cache.el-mundo/imagenes/2005/05/12/1115851283_0.jpg... suite
répondu par mandrindra le 12/06/2006 07:47
hexodos ( 28/05/2006 08:32)
fetin'ny reny
ny mahagaga dia toa malaza be foana ny fetin'ny reny ,tsy saro piaro aloha zaho fa misy hevitra commerciale izy satria nylehilahy be sentiment loatra sa tsy izany ?... suite
répondu par Aino le 08/06/2006 16:40
dadabe ( 28/05/2006 08:17)
nakaiza daholo ireo namako??
fanahy iniko natao ato ity , satria haiko fa tsy maintsy hisy ny hilalao sy hanao hatsikana . mba nanotany tena aho r'izareo hoe nankaiza daholo ireo namana rehetra promo-taloha ?? tsy tazana firy ... suite
répondu par dadabe le 09/07/2006 10:36
boubounezy ( 28/05/2006 07:34)
MISY MARINA VE NY PAMSAVY?
iza nareo no efa naita pam's na efa nivoraka ny lou fa wé nisy pam's ony e! dé manaona kay ra efa senja nareo? fa mba mangataka @ hery mba asina toerana manokana no any film d'horéra na tantara mat... suite
répondu par bobastyle le 11/06/2006 16:33
ikalakintina ( 28/05/2006 06:22)
fetin'ny reny
tratry ny fetin'ny reny daholo reto ze reny sy ze ho reny a!, de samy hotahian'Andriamanitra daholo am adidy aman'andraikitra izay atao!de mirary soa bedeba e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 04:02
dasy ( 28/05/2006 06:18)
sokatra malagasy
nanana sokatra ( tortue ) malagasy izahay nefa very ilay izy teo an-tokotany ( angamba nisy naka ? ) sao mba misy manana ianareo aty an-dafy fa tena mba tian'ireo zanako fa netinay efa ela be tany dag... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 03:57
dragon2madagascar ( 28/05/2006 01:16)
Internet
Salama e! Matoa mamaky an'ito dia mpisovaly internet zay... Internet no loha-hevitra vaovao ao @'ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/ Miatomboka @'ny hoe: "... suite
répondu par Fiffi le 29/05/2006 10:49
cutie ( 28/05/2006 01:12)
Sida
jereo eto ny origine : http://news.bbc.co.uk/2/hi/health/5012268.stm ... suite
répondu par Fiffi le 27/06/2006 12:43
Ralay ( 28/05/2006 00:48)
FETIN'NY RENY
Faly miarahaba ny reny rehetra ato @ serasera aloha dia ho an'izay ho reny tsy ho ela koa :*:* on vous (l) Ilaina ve ny fankalazana ny fetin'ny [b]reny[/b]na ny fetin'ny [b]ray[/b]? sa mbola fety nof... suite
répondu par Simpona le 28/05/2006 14:34
Fiffi ( 27/05/2006 21:33)
Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra. CHORALIE
[b]Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra[/b] Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hànkalaza Anao , eny , hàankalaza ny anaranao izy. (salamo faha-66) Ho Choralie mandrakizay an... suite
répondu par Zazabe le 06/06/2006 01:57
xxx ( 27/05/2006 19:08)
tasy mainty ao ambany elika
efa fantatro fa mety efa nandeha teto ity resaka ity , fa zany hoe mba anotaniako iany alo , ono hoe anreo ve tsy mba misy an le trace mainty be ao ambany elika iny , indrindra ra ohatra ka mirase vol... suite
répondu par xxx le 01/09/2006 13:26
romilino ( 27/05/2006 12:13)
fasam-bao
sahirana ny fianakaviana fa tsy mahafantatra ny fomba malagasy, toa misy fomba hono rehefa nahavita fasana vaovao. Ny olana dia izao: "toa hoe": tsy mahazo mampiditra faty lena ao @ fasam-bao raha t... suite
répondu par missa le 15/09/2013 15:51
Simpona ( 27/05/2006 10:56)
tribune 27 05 06 : Mahafaritsy y sera aussi
Propagandy avant terme + course hélicoptères : hisy raha ty taona ty, sady efa misy ny nanonona ny vola hampiasainy am fifidianana, mbô avy taiz ary reny sôsy reny :-w:-w:-w :@:@:@... suite
répondu par Fiffi le 04/06/2006 05:58
xxx ( 27/05/2006 09:31)
fahafaha
tsy fantako reto fa za toujour attiré @ lehilahy tsy d mivakiloha foana , zany we olona tsy d miraika amiko loatra , nefa raha vao misy lehilahy tia b ahy d tsy tiako zany fa rehefa izy kosa somary t... suite
répondu par fitia2006 le 05/06/2006 11:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3613