Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra. CHORALIE
1. Fiffi
(
27/05/2006 21:33)
Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra
Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hànkalaza Anao , eny , hàankalaza ny anaranao izy. (salamo faha-66)
Ho Choralie mandrakizay anie isika olombelona hoy ny mpikarakara io concert tao Melun anie hariva io. Izay nahatratra 400 ny isan'ny mpihira tao @ fikambanan'AMF-FPMA .
novalian'i Zazabe ny 06/06/2006 01:57
2. Rafotsy
(
28/05/2006 06:19)
Ho Choralie mandrakizay koa anie i Fiffi !
Fa taiza aloha ndry no tsy mba hita e ?
Fa taiza aloha ndry no tsy mba hita e ?
4. ikalakintina
(
28/05/2006 06:35)
mba itantarao choralie zahay akia fiffi a!mino aho fa tsara be a!
5. era
(
28/05/2006 09:23)
ié, nahafinaritra ilay izy. Tsara koa ny hira natao tao. Betsaka ny hiran'i Laurent Rakotomamonjy efa fantatro sy tonga ao am-bava ao mametika ka nahafinaritra ny nahita mihitsy hoe "kay io izany ilay namorona an'iny ", mahay izy!!
Izaho koa dia tsy nahita n'iza n'iza na i adidy aza, nefa efa tany Rocheton ihany aho ny alakamisy, tsidi-pahatra kely, hi!
Izaho koa dia tsy nahita n'iza n'iza na i adidy aza, nefa efa tany Rocheton ihany aho ny alakamisy, tsidi-pahatra kely, hi!
6. LouAnne
(
28/05/2006 09:41)
zâ sy maman kô tsy nahita fâ zâ sy maman rery , fâ niantso télephone fona maman fâ tsy nisy namaly mitsy oulalala .
8. Fiffi
(
29/05/2006 06:30)
era: sady tsara feo be izy an! no mahay mihira , tena nahafinaritra kosa aloha an!
9. tisera
(
29/05/2006 14:51)
Tao ve r'ireto i Laurent RAKOTOMAMONJY? Dé ny chorales-n'ny Fpma eraky la frantsa zany no tao ? Dé nahazo aim-panahy tsara dôly zany zao zé tany é? Sambatra be:)Na tsy afaka nandeha aza fa anefa fa lavitra dia midera ny Tompo mandrakariva noho ny fitantanany sy ny fiahiany antsika fa izy no nahatoy izao antsika é!
10. Fiffi
(
29/05/2006 19:20)
tisera: tao tokoa Laurent Rakotomamonjy ary tena nahafinaritra sy tsara ny hira nohirainy , sady natao style jazz zay ! tana nahafinaritra an! Ny chorale-ny FPMA manerana la frantsa tokoa no tao satria nahatratra 400 ny isany . Nisy koa aza ireo zay avy tany @ DOM-TOM .
Nhazo haingam-panahy ? tena nahazo tokoa moa izany an! Dia izay no nolazain'ny mpikarakara hoe "ho choralie mandakizay anie isika olombelona rehetra"
Nhazo haingam-panahy ? tena nahazo tokoa moa izany an! Dia izay no nolazain'ny mpikarakara hoe "ho choralie mandakizay anie isika olombelona rehetra"
11. tisera
(
30/05/2006 06:39)
:-D:-D:-D :-*:-*misaotra mitaitra fiffi a! dé aiza sy rahoviana ndray ny hono ny choralie manaraka?
12. Fiffi
(
30/05/2006 18:27)
io indray aloha tena mbola tsy fantatro mihinsy an! fa toa hoe isakin'ny 2 taona no misy an'io .:-*:-*
17. Fiffi
(
01/06/2006 05:11)
fa naninona no tsy tonga ? nefa tena nahazahoana fafinaretana , heu... tsy hay intsony izay azo hilazana azy satria ... manja eh! :)
18. tisera
(
03/06/2006 13:57)
:D:D:D:D Izay ange ilay hoe : fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika é! Misaotra an'i fiffi manentana antsika mba ho choralie :*:*
