sokatra malagasy
1. dasy
(
28/05/2006 06:18)
nanana sokatra ( tortue ) malagasy izahay nefa very ilay izy teo an-tokotany ( angamba nisy naka ? ) sao mba misy manana ianareo aty an-dafy fa tena mba tian'ireo zanako fa netinay efa ela be tany dago
misaotra
misaotra
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 03:57
2. Fiffi
(
28/05/2006 06:41)
misy mivarotra eny @ animalerie , magazay eto paris ! de misy koa sokatra zay mihaina anaty rano hiany koh! fa kely an!
3. lantokely
(
28/05/2006 18:50)
sao dia nalain'ny mpitandro ny filaminana kosa ilay izy satria toa biby tsy azo aondrana any ivelany izy ireny.
4. Fiffi
(
28/05/2006 19:41)
lantokely:marina zany fa biby tsy azo ahondrana ny sokatra , fa na izany aza ny mpitandro filaminana tsy maka na manao an'izany raha tsy misy ny fihaonana , satria lasa abus le izy ka hihafara zavatra tena ratsy. Fa mety nisy nangalatra tsotr'izao , fialonana ?
sao dia nalain'ny mpitandro ny filaminana kosa ilay izy satria toa biby tsy azo aondrana any ivelany izy ireny.
6. Fiffi
(
29/05/2006 19:07)
vale: na koh hoe maty ? satria tadisiko t@ zah tany dago de tsy hita koh le sokatra zay , notadiavina hatraiza hatraiza , kay izy coincé tsy tafavoaka tao ambadikin'kitay bdb zay , toerana tsy nampohizina mihintsy fa efa nisy fofona be zay vao hita hoe kay maty tao le sokatra.
9. maginot
(
02/06/2006 06:33)
dasy:
nanana sokatra ( tortue ) malagasy izahay nefa very ilay izy teo an-tokotany ( angamba nisy naka ? ) sao mba misy manana ianareo aty an-dafy fa tena mba tian'ireo zanako fa netinay efa ela be tany dago
misaotra
Very angaha ny sokatra ilay nomen-dry Rasoa ve izany ? Jereo ihany any amin'ireny mpivarotra biby ireny, misy vao nisokatra etsy akaikin'ny Carrefour Merignac. Sinon, jereo an amin'ny SPA sao mba sendra !! Efa mety ho sarotra be ny mitondra ireny aty izao.