Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Herimiafina ( 25/05/2006 21:59)
Efa voasoritra ve ny zava-misy rehetra eto ambonin'ny tany.
Efa voasoritra efa ela tokoa ve ny zava-misy rehetra iainana ato ambonin'ny tany? Na ara-ekonomika io na ara-politika, na sns...izany hoe eo ambany fifehezan'ireo sociétés secretes rehetra misy ve n... tohiny
novalian'i saho ny 09/09/2006 19:25
OLPolonaleopolitika ( 25/05/2006 19:27)
ANTANANARIVO no tsara trano ......
ANTANANARIVO no tsara trano ka.. http://www.madanight.com/madagascar-photo-25987.htm IVAKINIADIANA no sola vantony http://www.madanight.com/madagascar-photo-17553.htm atao ahoana e zanako ô ... tohiny
isrine ( 25/05/2006 14:00)
Sery
Raha toa ka voan'ny sery, zany hoe reny mitsory be ireny ny lelo dia ity ny fomba tsotra atao. Alona @ rano mamay izay tanty ny tongotra eo @ 10mn eo, ary misotro dite, zany hoe mafana zany e. Ary ton... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:16
booboo ( 25/05/2006 13:21)
hirahira
tsotra kely ny règle : samy manoratra andalana 2 @ ilay tonon-kira fotsiny. Ezahina ho vitaina ny andininy iraika fara-faha ratsiny dé raha hanova hira hafa dé atao mifampitohy @ zay mot farany t@ ... tohiny
novalian'i cutie ny 02/06/2006 19:45
hery ( 25/05/2006 11:12)
Fanorona: vela?
Ho an'izay mahay fanorona... inona kay no tena atao hoe vela?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:34
boubounezy ( 25/05/2006 10:23)
tsy malala tsy tina ve sa?
iza no efa sendra nity oull nefa lé oull tsy ty azy na namana na sipa io...:}:}(l)... tohiny
boubounezy ( 25/05/2006 10:21)
serasera fiarahamonina
refa mandinika ve nareo dé tsy itanareo fa fiarahamonina kou eto @ sera2 fa na miresaka eto aza mila mitanjina bé @ lé wé tsy oull ray iany no miditsa eto???:lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:11
boubounezy ( 25/05/2006 10:17)
ESPRIT EST TU LA?
iza nareo no mba efa nananjana niantso esprit le asina vera sy alphabet eo ambony latabatsa??:twisted::!::!::!::!: tanjemo fa danzéré:!:... tohiny
novalian'i xxx ny 21/06/2006 04:33
pissoa ( 25/05/2006 08:29)
Nofinofy
Misy mahay io hira io ve? [n]Nofinofy[/b] no lohanteny fa tsy tadidiko ny mpihira. Ilay izy fotsiny misy oe: ... Saingy nofinofy ihany Izany rehetra izany Efa hatry ny ela be Izy no voafehy ..... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 04:00
marozevo ( 25/05/2006 07:02)
Mbola ho avy ny Tompo.
Anio 25 mai 2006, 40 andro aorian'ny Paka, no anokafana ity loha hevitra ity mba hifampizarantsika indray, hanampy ireo lohahevitra maro efa mandeha eto. Mbola ho avy ny Tompo. Efa tonga Izy, ta... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 11:31
fijo ( 24/05/2006 20:19)
ny TDM
nahita lahatsoratra momba an'ingahy rajaonarivelo ny tenako androany,tao amin'ny madagasikara tribune.dia miaro sy mamporisika ireo antoko sy fikambanana manohana azy mba hiezaka hatrany amin'ity fila... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/05/2006 20:00
zandrikely ( 24/05/2006 18:42)
ra mila fanampina ianao
ra mila fanampina ianao , ra misy tsy mety ny atao , tsarovy akia e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 03:52
fasaly ( 24/05/2006 15:09)
io eny lay sambo de gera....
mba alefaso eto hoe ny tonon'io hira io zay mahay??? "io eny lay sambo de gera nohentin'i baininay tany an-dafy a! (mahaleo):wink:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 04:31
lemenakely ( 24/05/2006 15:01)
Sarin'i JEROME RANDRIA !
Mbà mitady izay manana ny sarin'ity mpanakanto gasy ity ny tena moa efa zokinjokiny ihany mbà mpankafy ny hirany fa dia tsy mbola nahita ny sariny. ... tohiny
novalian'i Andii ny 05/06/2006 05:24
pissoa ( 24/05/2006 13:52)
(Tsy haiko ze titre)
Tonga avy nianatra ony zany bandy kely dia nitomany be - Neny an, zah lazain'ny ankizy any ampianarana foana hoe ngôda be ony ny sofiko :snif::snif::snif::snif::snif: - Mais voyons, ce n'est pas gr... tohiny
novalian'i sasa ny 27/05/2006 05:46
sandriam ( 24/05/2006 12:47)
Sarin'i Bessa
Mba alefaso raha manana sarin'i Bessa nareo e! Misaotra indrindra e!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 12:54
khaina ( 24/05/2006 11:12)
ny mozika metaly sy ny ady hevitra haterany
mikolo ny saiko raha mozika mba misy fampiasantsaina kely no atao. KEIZY no anarako maba mitady izay olona interessé amina mozika metaly true metal no tena marimarina kokoa ka misy afaka ny hitafa v... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 13:20
booboo ( 24/05/2006 09:41)
refa ato @ serasera
Inona tena hataonareo ato matetika ? nenà zao rehefa tsisy raha mahaliana anà ao @ forum dé asesiko vakiana ny mombamomba ny namana vaovao aby aby. ... tohiny
novalian'i Aino ny 12/06/2006 11:57
Fiffi ( 24/05/2006 08:57)
Ianareo ve mba nahatsikaritra ?
Ianareo ve mba nahatsikaritra na mba mijery ny site Radio Vazo Gasy n'tsika eto io fa tena bdb mihintsy ny zavatra mahaliana ao an! -Misy dedicace ery ambony ery -Misy ny spectacle rehetra za... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 20:24
Dezy ( 24/05/2006 08:32)
sipa milay
Nisy sipa nanao vokansy tao paris tao ,nijanona herin'andro de nde hody.Tonga tao @ aeroport de nafarana tsara we etsy @ ry porte ry ndry miditra ,de tadidio fa manao escale ray ihany ao afrika zay va... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2006 06:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8768