Sery

1. isrine ( 25/05/2006 14:00)
Raha toa ka voan'ny sery, zany hoe reny mitsory be ireny ny lelo dia ity ny fomba tsotra atao. Alona @ rano mamay izay tanty ny tongotra eo @ 10mn eo, ary misotro dite, zany hoe mafana zany e. Ary tonga dia miditra anaty bodofotsy avy eo, tohizana ny hafanana efa azo. Raha toa moa ka misy fanafody sery efa nohanina dia atao ihany izany miaraka @ dite io.
@ ankapobeny dia afaka ny sery ny ampitso. Alohan'ny hatory no tena tsara anaovana azy.
Izay ihany!
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:16
2. Fiffi ( 25/05/2006 14:17)
hummmm!! tsara kosa zany an! ny ahy indray de ity.

Hampangotrahana ny rano de hasiana thym , 5mn de sotrohina , hasiana tantely ! hummmm ! sady hafaka ny sery , raha marary tenda koh!

isrine; fa tena tsara be zany methode-nao zany an! :):-*
3. lemenakely ( 25/05/2006 14:20)
vicks ilay créme koa tena efficace maka eran'ny sotrokely dia arotsaka ao anaty rano mahamay dia iny no evohana ao anaty lamba .Vetivety dia misinda
4. Simpona ( 25/05/2006 14:21)
Msôtr nareo fa ndramako ndray io f'za refa voan'ny sery iray volana vao afaka,
de asiako finana voasarimakirana ny ahy sady atete am orona miits aza refa te hanala tsetsina
Za manko tsy dia minana fanafody lôtr
5. Fiffi ( 25/05/2006 14:23)
lemenakely: ountsss !! manala le tsentsina ny orona fotsiny io koh! fa le sery tsy afaka akory! :roll:
6. isrine ( 25/05/2006 14:27)
Misy an'ity fanafody ity koa any @ pharmacie: vibrocil ( gel ). Raha misy any @ misy antsika any, dia tsy ela koa ny sery miaraka @ io, fa ilay fandomana ny tongotra @ rano mafana alohan'ny hatory de ilaina atao mba hampafana sy hampatory tsara e.
7. fasaly ( 25/05/2006 14:43)
ny ahy mihinana fanafody ho an'ny sery mitsonika reny dia avy hatràny de miato ny sery, :wink:
fa mbola tsy nandramako io mandona tongotsa io:°)
8. lemenakely ( 25/05/2006 15:12)
sery vitan'anamalaho ve amonoana vatotr'akoho e!!!
9. Fiffi ( 25/05/2006 15:12)
fa raha misy fanafody naturaly de tena tsara fa le mihinana fanafody lava aloha tsy lasa eh!
10. vale ( 25/05/2006 15:25)
isrine> saotra betsaka e, sady fomba natoraly, tsy ahatahorana hisy effet secondaire:wink:
fiffi> toa tsy ratsy koa izany andry izany koh :D! sady mahafaka areti-tenda koa zany? zaho manko matetika tratran'ny "rhino" ka itony fanafody vazaha itony tsy dia voako loatra(efa tsy fidiny angaha),tsy vitan'izay fa ny spray mahafaka an'io tsy remboursé (intsony), eny fa na dia manana mutuelle aza ianao!!:wink:
11. vale ( 25/05/2006 15:27)
Fiffi:

fa raha misy fanafody naturaly de tena tsara fa le mihinana fanafody lava aloha tsy lasa eh!
izay indd manko, sady matetika rehefa fanafody vazaha dia mampatavy daholo:twisted: :-D:-D


12. booboo ( 25/05/2006 15:42)
Mievoka ravintsara : ampangotrahina ny raviny dia iny no atao evoka mandritra ny 30 min eo ho eo.

Mievoka baume salama : asiana kely @ ilay baume anaty rano mangotraka dia 30 min eo ho eo koa !

Hosorana huile essentielle-na ravintsara ( homéopharama misy ) ny tratra sy mifoka an'iny matetika.




13. Herimiafina ( 25/05/2006 15:50)
isrine:

Raha toa ka voan'ny sery, zany hoe reny mitsory be ireny ny lelo dia ity ny fomba tsotra atao. Alona @ rano mamay izay tanty ny tongotra eo @ 10mn eo, ary misotro dite, zany hoe mafana zany e. Ary tonga dia miditra anaty bodofotsy avy eo, tohizana ny hafanana efa azo. Raha toa moa ka misy fanafody sery efa nohanina dia atao ihany izany miaraka @ dite io.
@ ankapobeny dia afaka ny sery ny ampitso. Alohan'ny hatory no tena tsara anaovana azy.
Izay ihany!

Tsy tokony adino ny bà kiraro.

14. Zina ( 25/05/2006 17:16)
Ity no tena tsara indrindra ko... Mitroka rano mafana dia tonga dia ahisina in telo isan'andro tonga dia afaka mihitsy.
15. booboo ( 25/05/2006 17:40)
mitroka ( @ orona ) ranomafana nasiana sira no fataon'i mamanay anay t@ mbola kely
16. watafon ( 25/05/2006 17:53)
za ndray refa voan'ny sery d mouchoir à jeter 1 paquet no vidiako d zay !
17. isrine ( 25/05/2006 18:01)
watafon: 1 paquet fotsiny nefa voan'ny sery.
vale: taiza koa no nisy fanafody vazaha mampatavy raha resaka sery no lazaina?
Azo asiana sira koa hono ny rano andomana tongotra io, satria hono ny sira manala ny hamandoana. Tsy de azoko loatra aloha ny ifandraisan'ilay sira @ rano andomana tongotra fa mbo andramo ihany e. Sira vongany fa tsy sira vovony an.
18. Fiffi ( 25/05/2006 18:26)
wata: de afaka @ io paké io ve le sery ?
19. watafon ( 25/05/2006 18:30)
isrine: un paquet de 12 anie zany e! andraso fa andramako le mandona tongotra ary e! nenaà mantsy rhinite allergique isaky ny tonga any tanà e!
20. pissoa ( 25/05/2006 18:42)
wata:
za ndray refa voan'ny sery d mouchoir à jeter 1 paquet no vidiako d zay !

Njy ity kloon mihitsy =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4333