Sery

21. bellla ( 25/05/2006 19:02)
ny anah ndray kosa alou de misotro rano, atao mahalany 4 l fara fahakeliny de iny andro iny ihany. Azonao asina citron kely mba hampazoto anao. De izay,
22. pika ( 26/05/2006 03:44)
mahomby daholo ireo voalaza ireo fa ny ahy ny tena fanaoko dia ny mihinana tongolo betsaka na mampangotra rano dia avela hihetona kely dia arotsaka ao ny tongolo alona kely dia atao rano fisotro veti2 dia misinda
23. Fiffi ( 26/05/2006 04:32)
pika: hummmm! zany an ? andraso andramana indray zany raha sanatria voan'ny sery eh! tsy hiriana akory fa ny sery mety ho voa foana manko.
24. soasoafy ( 26/05/2006 07:26)
nY ANAHY NDRAY DE NY "HAFATRA" NO AMPIASAIKO, MANALA TSENTSINA SY ARETIN4ADOHA REHEFA VOAN'NY SERY
25. Fiffi ( 26/05/2006 08:42)
fa maninona no soratana majiskill akia ?
Fa inona zany "hafatra" zany ? :roll:
26. vale ( 26/05/2006 10:01)
isrine:

watafon: 1 paquet fotsiny nefa voan'ny sery.
vale: taiza koa no nisy fanafody vazaha mampatavy raha resaka sery no lazaina?
Azo asiana sira koa hono ny rano andomana tongotra io, satria hono ny sira manala ny hamandoana. Tsy de azoko loatra aloha ny ifandraisan'ilay sira @ rano andomana tongotra fa mbo andramo ihany e. Sira vongany fa tsy sira vovony an.
isrine> 8O misy koh, odry! rehefa voan'ny rhume sy corbature miaraka indry, satria miaraka foana ireo mazàna dia misy cachet mahasitrana koa kah! zaho efa in-2 izay nankany @ dokotera io resaka rhume io, dia cachets daoly no nopréscriver-na ho ahy! nefa ireny matetika mampatavy, tsy vitan'zany fa manimba vavony! "actifed" ohatra.Ndry koa angah tsy mbola nihinana le vitamine C en comprimé ireny? ny vitamine c koa manko mampijanona ny sery!!!! ny ahy aloha raha mbola azoko hatao ny tsy mihinankinana fanafody vazah io dia ataoko e, ny antony? noho io fanafody, fanafody vazaha io ihany dia nahazo 15kg de + zà (@ lanjako), ka tena alergika aho e, tsy mora ny manahia tena:{


27. caprio ( 26/05/2006 10:06)
ny tena aingana dia maka rano mafana izay zakan,ny vatana enao dia atao be sakay be dia alona ao anatinio ny vatana iray manontolo zany we mandro @io zany e de hitanao fa miafana io afaka fotoana fohy
28. dadabe ( 26/05/2006 10:33)
:roll::roll::roll:
29. isrine ( 26/05/2006 11:48)
caprio: mandro @ ranontsakay? Hafa indray izany, koa tsy halailay daholo ve ny tena iray manontolo?

Ny manodidina ny orona hosorana creme hydratante, zany hoe ny faritra heno fa mavaivay noho ny fanalana lelo lava, @ izay de tsy maina be sy tsy mihofakofaka.
30. Fiffi ( 26/05/2006 12:07)
caprio:
ny tena aingana dia maka rano mafana izay zakan,ny vatana enao dia atao be sakay be dia alona ao anatinio ny vatana iray manontolo zany we mandro @io zany e de hitanao fa miafana io afaka fotoana fohy
io ve dia ho possible kosa ry caprio ? ny main'ny sakay aza efa mila tsy ho tanty maika fa andeha hilona rano masiaka zany ? :wink:


31. fijo ( 26/05/2006 18:54)
ny ahy leretsy raha io resaka sery io,roma ihany dia vita an,ny fafiny azo ,ny aretina lasa
32. Fiffi ( 27/05/2006 04:57)
fijo: hummmm !! tsy mahagaga ! :-D:-D:-D
33. watafon ( 28/05/2006 14:20)
caprio: tsy sahan'izany za kle! :-D
fijo: dité mafana asiana citron d rarahana roma kely ! sa nenlà moa zany roma asiana dite kely ! sa ahoana akia ry Fiffi:?: :-D:-D
fa raha tsy maintsy hihinana fanafody ihany alou d ny ACTIFED no hitako efficace indrindra e! aminà io aloha an !
34. vale ( 28/05/2006 15:44)
wata> tena efficace klou eh;-);-)
35. Fiffi ( 29/05/2006 05:09)
wata: :* ountssss ! aza mametraka fanontaniana ho an'i fijo hoa ndry fa efa fantatra ange ny hataony eh! fa eto ndray roma fa ary vodka ! :-D:-D:-D
36. vale ( 29/05/2006 06:59)
:-D:-D
37. watafon ( 30/05/2006 17:59)
:-D:-D:-D
Fiffi: :*
38. Fiffi ( 30/05/2006 19:19)
wata: :* io aza fa himehezan'ny vale koh an! hummm nga nanandrana vodka tany ho any koh ? :roll::-D:-D:-D misy hareti-mifindra ato zany an! de mody mihomehy fotsiny an! de i wata miteny hoe ACTIFED no tena efficace de mody manaiky nefa atsy ambadika atsy heu..... :-D:-D:-D de mody miteny hoe voan'ny sery akia zah an! :-D:-D
39. watafon ( 03/06/2006 18:27)
aiza kou lesy zany ry Fiffi :-*:-*:ie efa nanandrana vodka mitsy za fa efa ela k! fa mamy izy zay sa ahoana ry fijo?
40. Fiffi ( 04/06/2006 04:16)
wata: :* vodka ve akia de mamy ? io mihintsy no tena mamkarary an-doha an! de ny rhum koh ! heu... zah aloha tena raha vao misy alikola de efa zay eh! sa ve zavatra heritrertiko fotsiny io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168