Nofinofy
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
1. pissoa
(
25/05/2006 08:29)
Misy mahay io hira io ve? [n]Nofinofy[/b] no lohanteny fa tsy tadidiko ny mpihira. Ilay izy fotsiny misy oe:
...
Saingy nofinofy ihany
Izany rehetra izany
Efa hatry ny ela be
Izy no voafehy
...
Misaotra mialoha.
...
Saingy nofinofy ihany
Izany rehetra izany
Efa hatry ny ela be
Izy no voafehy
...
Misaotra mialoha.
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 04:00
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
5. pissoa
(
25/05/2006 13:18)
Tsy izy io ry bedada an, hihihi. Raha tsy diso zah dia Ziva no anaran'ilay mihira io hira io.
Fiffi, zah manonofy foana kah :-$:-D:-D:-D
Fiffi, zah manonofy foana kah :-$:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
8. Herimiafina
(
25/05/2006 16:10)
Fav atolotr'i pissoa ho an'iza hono io hira io e? Sa nanonofy indray njy ry pissoa? :-*
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
12. Herimiafina
(
25/05/2006 16:32)
Maninona i pissoa no mipitrapitra e! Ao fa tadiavina ny hiranjy aza e! :-*
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
19. Fiffi
(
27/05/2006 04:47)
ie ! pissoa an! asio noty kely de mba arahana fa tena tsy hitako mihintsy hoe inona le hira ?